3ème Guerre mondiale?????
1. badboy
(
09/08/2008 04:43)
Manomboka ny lalao olympika! Tehaka ho an'ny hafa, horakoraka ho an'ny sasany!! Taiwan ohatra dia voahorakoraka be satria mahasaky mitsangana manohitra ny sinoa, izay mitady ny haka ankeriny ny tananan'ny taiwané!! Ny tena loza dia notafihan'ny Russe ny Georgie ary miainga hatr@ tanky sy ny mig!! Raha misy firenena lehibe iray mahasahy manaoy ny georgianina manohitra ny russianina dia hipoaka ny ady lehibe fahatelo, ka ny sinoa hanfika ny taiwané!!
Rahoviana no hitranga??? Asa angamba atsy ho atsy!!! :{ :{ :{
Rahoviana no hitranga??? Asa angamba atsy ho atsy!!! :{ :{ :{
novalian'i lagoon ny 15/08/2008 13:43
2. Herimiafina
(
09/08/2008 16:31)
Tena favy izany kty! Rahoviana io no andeha directa amin'ny télé kay? :-D
3. karavasy
(
09/08/2008 17:13)
Inona izany taiwané zany ? Sinoa ihany ny ao Taiwan ary na manankarena aza izy ka mitady hiala dia tsy hanaiky izany izahay hoy ny Sinoa manontolo. Olona firy ny ao Taiwan ary ampahafirin'ny isan'ny miaramilan'ny Sinoa manontolo ?
Na izany na tsy izany dia ny an'i Madagasikara tsy voavaha fa ny hafa hay ny mety ho vahaolany angamba. Mampiomehy ihany ?
Na izany na tsy izany dia ny an'i Madagasikara tsy voavaha fa ny hafa hay ny mety ho vahaolany angamba. Mampiomehy ihany ?
4. zandikely
(
09/08/2008 17:27)
Tsy misy resaka 3eme guerre mondiale izany fahitako azy.
Momba an'i Russie-Georgie
Ny president georgien manaonao foana ny nanafiny ny faritra atsimon'i Ossetia, separatiste izay tohanan'i Russie. Noheverina hoe ady atao amin'ny séparatistes ka lasa sendra adversaire hafa sendra an'i Russie, izay tsy misalasala manafika ny faritra misy toby miaramila Georgianina. Nihevitra manko i Georgie fa hiditra hanampy azy USA, na OTAN fa tsy hisy izany, Europe koa malamy, mizarazara tsy afaka manao n'inona n'inona. Fahitako azy dia hamohy an'i Ossetia indray i Georgie fa lasa mihangeza indray Russie de Poutine. Ossetia du Sud: copie conforme de Kosovo.
6. tsimati
(
10/08/2008 04:45)
Dia anisany mahazo hono nareo sa ilay azo. Mba ahoana ohatra raha mitady ahaleo tena Nosibe na Sainte Marie ? Tokony avy dia manaiky ve ? :-D :-D :-D
7. badboy
(
10/08/2008 07:40)
Miainga ndray tsimati sy ny redirediny!! Fa tsy fantatrao tsy sinoa no ao fa taiwané izay aminatapitrisa no isany!! Ste marie mifanohitra tateraka @ izay satria tsisy mponina Ste marien tao fa ny avy ao moritsirak'i Mkara no nandeha nipetraka tany!! Ary ny sinoa tsy matanjaka arapitaovampiadiana mihoatra ny taiwané, mba midoina asie ihany nefa tsy kôpy fa de manao touriste fotsiny angamba!!:-D :-D
Ny ady ao Georgie dia efa manomboka mihetsika ny USA sy ny €ropéanina satria nampitandrina ry zareo fa rehefa tsy hanaiky ny hiverina hody any aminy ny miaramila rosianina dia hiditra antsehatr'izireo ka dia hipoaka ny ady lehibe faha3!! ;-) ;-)

8. tsimati
(
10/08/2008 09:01)
Ihomehezako malakolako hoy ny fitenenana. Fa inona no nianaran'ty Elita Gasy ty no milaza ny taiwané zany sy tsy mahafantara ny tantara nampandositra andreo tany ? Fantatro ary nosoratako teo ambony hoe na manankarena aza.
Mitondra tany kely tsy mitovy amin'ny tany lehibe ary izay no mahaingana ny fivoatran'i Mauritius ohatra manoloana an'i Madagasikara lehibe donga. Sahala izay, ny momban'i Singapora nandrosobe haingana ka lazao koa fa Singapour hoe. Avy eo lazao koa fa tsy Sinoa ny ao Hong Kong na Macao. Hong Kong koa manana ny vola hampiasany.
Vahao ny olan'i Madagasikara raha Elita favy fa tsy ny any ankafa foana no hidirana nefa motraka. :-D :-D :-D . Avy eo ny mpitondra indray no hanaovana safeliteny. :-D :-D :-D .
Fitaovam-piadiana mahery vaika e mahery vaika nefa Jeneraly tsy nahita GERA. :-D :-D :-D

9. naughtyboy
(
10/08/2008 10:45)
Ny fijeriko azy njay de zao,tena fantatry Tbilisi-Georgia tsara fa Kremlin-Russia sy reo tafika sovy de efa ela nampandry tany tao aminy nandritry ny 200 taona lasa,
ary tsy ny separatist toy ny ao Abhkazia sy Ossetia tsimo no ifandraharany fa ny Russian, atr@ nahalany Pdt.M.Shaakashvili 2004 nefa nanolotra rafimpitondrana mizaka tena an\' i Ossetia atsimo(autonomy) izy,notsipahany reto farany nefa zany t@ alalany referendum 2006, i V. Putine mo tsy manaiky fanafihana satria faritra saropady @fiarovana Russia io ary anisany manameloka ny bekintana sy ny eropeana ho mpanohana aratafika azy reo ary ny NATO(zay nandray any Georgia ho mpikambana ao aminy t@ 08 aprily teo).Fehiny ,iverina @ sovy i Ossetia, ny
hany mahamay ny bekintana sy ny eropeana de ny fiarovana ny famatsiany arabola @ fitanterana aratsolika(oil pipeline)avy ao Adzerbaijan mandalo ao Georgia ka atrany Turkey nefa tsy iditra mivantana zany reo fa tohiny ady mangatsiakany eropeana tandrefana,bekintana @ sovy io.Vaovao tsara tsy mbola io no ahatonga ny ady lehibe faha-3

10. naughtyboy
(
10/08/2008 11:33)
ny sinoa sy sovy njay,ny itovizany ty tranga ty sy ny ao Georgia de samy mandala ny didy kofehy lehibe kominista izy roa tonta ary tokony ivelatra koko ny fifehezana arapolitika any Sina ho demokratika sy ka ampilahatra azy ho anisany firenena matanjaka eo anilany U.S , Russia sns na ara toekarena na ny fifandraharana ivelany..jereo ny nanaovany any Tibet ,zao njay i Taiwan.
11. badboy
(
10/08/2008 17:45)
Efa tototry ny bomba ny aeroport, ny ranomasina misy samboa manakana izay mitady hanatitra sakafo!! Jenjina tanteraka ny georgiana!! Ilay pipeline @ gaz sy ny pétrole tena marina fa ilain'ny Eropeanina!! Fa tsy misy tombotso ho an'ny U$A nefa mankihana sy mitady hanampy izy!! Eo ilay ady lehibe, na ady mangatsiaka faha2 o mety hipetraka indray!!! ;-) ;-) ;-)
12. ainaheri
(
10/08/2008 19:51)
tsimati:
Dia anisany mahazo hono nareo sa ilay azo. Mba ahoana ohatra raha mitady ahaleo tena Nosibe na Sainte Marie ? Tokony avy dia manaiky ve ? :-D :-D :-D
Izay ilay izy no tena marina....Ny fahafantarako azy tsy mety ny ataon'ny Russie,resaka Gaz sy Petrole fona io.....Tsy maintsy mandalo resaka diplomaty doli io fa tsisy ihiditra anampy eo na ny ONU na ny UE
13. naughtyboy
(
10/08/2008 20:23)
nanelanelana sy nangataka fampiatona ny ady iny Pdt.Bush tany Beijing ary ko nanameloka ny tafika rosiana aza @ fidirany antsokosoko ny habakabaky Georgia ,sarotra ny toerany lery , Georgia aza de nibabaka sahady oe ajanony ny tonta bomba,ra io pipeline ao aminy mirefy 1100miles=1760 km mitondra solika tsy voadio 1 tapitrisa barila isan\\\'andro(1million barrel per day) zao no resahina de laharana fahatelo Georgia @ fananana vatsy aratsolika erantany,eo zany no namatsiany bekitana fitaovana sy nanofanany reo miaramila hiarovany ny solika tanterina ao Georgia mba ialany bekintana sy ny tandrefana @ fampiraharahana @ Rosia sy Iran.
Ny fahasimbany reo fitanterana solika (pipeline)zany de misy fiantraikany mazava @ vidintsolika sy varotra erantany..
Ny fahasimbany reo fitanterana solika (pipeline)zany de misy fiantraikany mazava @ vidintsolika sy varotra erantany..
14. penguin
(
11/08/2008 00:31)
Misy raisiko kely ny sombiny hoe :"...Ny fahasimbany reo fitanterana solika (pipeline)zany de misy fiantraikany mazava @ vidintsolika sy varotra erantany.."
Ary tohizako hoe fa ny solika na ny fiantraikany tsisy tokony hiresaka azy ny mpitondra Malagasy fa i Madagasikara tsy tokony hisy izany fiantraikany izany.
Ireo ilay sady miditra no mivoaka. Ary ambadika mitanisa ny tsy fahaizana mitondra mahatonga ny vidin-javatra misondrotra tsisy farany. Avy eo miverina amin'ilay resaka notoheriny indray milaza fa misy fiantraikany.
Izany eo ihany fa manana "Analyste" mazana ny Gasy an.

15. ainaheri
(
11/08/2008 06:39)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Pingouins/msnpicture--1gAXQb.png[/IMG]>>> Ié grave ny gasy ra hano anlyse ka :lol:
16. naughtyboy
(
11/08/2008 09:34)
:-D :-D ny atao oe mamakafaka(analysis) de mifototra fandinihana ny zvmisy
sy ny akony eo @ manodidina mba azahoanao mazava ny niseho, zay tena tsisy @ zaneti..nahoana ? zaneti de miteniteny foana aloha vao misaina ,ny rehetra nefa mieritreritra kalo vao miteny .. :-P :-D
Porofo eto\"...Ny fahasimbany reo fitanterana solika (pipeline)zany de misy fiantraikany mazava @ vidintsolika sy varotra erantany..\"
Ozy N.B
Asa na mba fantatry zaneti fa ny tsy ilaina analyst @ economy na varotra iraisampirenena(global market) vao ahatakatra fa ny fiakarany vidimpiainana sy
fihenany fahefamividy(inflation) de noho ny krizy miseho any @ reo firenena mpamokatra sy mivarotra ambongadiny solika zay tsy maintsy tsetsemany any @ reo firenena rehetra hafa mpanjifa
AMARINO ARY NY TSIKERANAO fa
\"ny solika na ny fiantraikany tsisy tokony hiresaka azy ny mpitondra Malagasy fa i Madagasikara tsy tokony hisy izany fiantraikany izany\".
Atreo aloha fa tsy fahaizamitantana ny varotra sy fifehezana toekarena de resaka hafa, malalaka ny sehatra ho anao ry zaneti @ fanazavana...

17. karavasy
(
11/08/2008 11:25)
Mety tsy mahazo resaka koa ny analist angamba. :lol: :lol: :lol: marina ny tenin'i penguin fa tena fatratra ny misy lohabe Gasy ary tena hikoizana. Tsisy maharatsy izany mahay mijery sy mamakafaka ny zava-misy izany. Tena manana mpandalina avolenta ary ho lasa lavitra ny Gasy raha izao daholo no maro an ?
18. naughtyboy
(
11/08/2008 11:39)
ny mitsikera mankony mora ary tiany sasany mintsy nefa mba asina fanazavana izy reny ahamarimpototra azy sy ampivoatra ny heviny tiana voizina...
AMARINO ARY NY TSIKERANAO fa
"ny solika na ny fiantraikany tsisy tokony hiresaka azy ny mpitondra Malagasy fa i Madagasikara tsy tokony hisy izany fiantraikany izany".
tsy za no niteny an'io fa zaneti ka aza elana aloha ny fanotanina fa asio valiny
sotra tompoko :D :-D

19. penguin
(
11/08/2008 15:00)
Mba safeliteny sahala ny fanaonareo ato io. Rehefa hitsongoloka mpitondra dia milaza fa tsy resaka solika izany foana no resahina. Ary naverina fa niresaka an'io koa ny fitondrana teo aloha. Saingy nohon'ny manao "analysis" moa izy zay dia lasa mioraka indray.
20. naughtyboy
(
11/08/2008 15:12)
:-D :-D tsy ao anatiny io mpanao safeliteny io kalo za faza afangaro,@ fomba
mivatana na mahitsy daoly no ampitaiko ny hafatro sy amaliko ny hafa eto..
efa mahazatra ahy ny fombanao tsy mamaly fanotaniny hafa fa tsy olana , @ manaraka zv hay mbo lazaina fa ny teny toy ny salaka .. :-D :-D avadio im-7 aloha ny lela ..hoy ny fahendreny ntaolo zay :wink: