3ème Guerre mondiale?????
41. naughtyboy
(
14/08/2008 18:00)
tsy frantsa ihany ry badboy no hery no nampisitona reo tafika rosina fa ao ny bekitana manana ny teny farany zay ampihariny avy atrany @ alalany fandefasany fanampiana tratrany voina(C-17 sns..) sy sarotiny @ fiandrianampirenena ao georgia :D
42. badboy
(
14/08/2008 18:29)
Ka ny blème naughtyboy dia mbola mitaimbaka fotsiny eny ambony latabatra ny U$A, fa ny €ropéanina no tena akaiky indrindra sy mijinja ny vokatr'io ady io raha tsy mihetsika!! Aza adino fa ilay pipeline natao mandandy ao georgie mba hialana ny ziogan'ny rosianina, ka raha toa ka izao no mitohy dia ho lasa mitambatra @ rosia georgie ka dia ho mangana ndray @ fiakaran'ny gaz!!!
Resaka fampisehoana sandry mihintsy no ataon'ny rosianina!! Ary asehony fa tsy mitsatsak'izy @ fitifiran'ny sniper ny mpanao gazety!! Izao aza moa efa tonga hatr@ fandrobana fanana sy fiara!! Lasa mitovy @ afrikanina ilay fihetsika, nefa hoe civilize!!!
Manampy izany ilay tsy fanajana "résolution" nekeny sy nosoniaviny!! Miakatra rasarko hoe tsy tafa ny ataon'ny mpisotro vodka fa ho tondrahany fromage raha vao mbola mibolilalila eo ihany!!
;-) ;-) ;-)

43. naughtyboy
(
14/08/2008 18:42)
:-D :-D ekena ,ny tiko lazaina eto de mikafara @ resaka diplomatika ny eropeana fa ny bekitana tonga de mazava ra tsy manaja io resolution io ny sovy de Bush tsy nandany andro fa nandefa ny C-17 mamatsy fanampina no azo atao base navale mitondra fiara manidina mpiady avy atrany ra raikitra ny gidragidra,tonga de asa fa tsy kabary.. ;-)
44. badboy
(
14/08/2008 18:49)
Izay no tokony ho izy, fa saingy tsy mora ilay izy!! Samy tsy te hifanandrina @ rosianina daholo na ny U$a na ny €ropeanina satria isan'ny firenena matanjaka aratsolika rosia!! Fampitahorana daholo fotsiny ireo hoe handefa miaramila, C17 sy porte avion ... fa ny tena marina eny ambony latabatra ihany io no miravina!! Ireo mpifanandrina, U$A, €, RUSSIE dia firenena niaina ny ady lehibe rehetra ka tsy misy te hiverina @ iny!! Ary ny hiafarany dia efa fantatra hoe ahoana : ossetie du sud mikambana @ rosia, tahaka ilay région ao andrefana!!
Vokany : tsy hisy ny ady lehibe faha2, fa ady mangatsiaka miravina eny ambony latabatra, arahina faty majinijinika etsy sy eroa!! ;-) ;-) ;-)
Vokany : tsy hisy ny ady lehibe faha2, fa ady mangatsiaka miravina eny ambony latabatra, arahina faty majinijinika etsy sy eroa!! ;-) ;-) ;-)
45. naughtyboy
(
14/08/2008 18:59)
eka less ry badboy,manamafy ny etsy ambony zany voalaza rehetra zany ;-) ,
46. badboy
(
14/08/2008 21:38)
Fa ny olana lesy ra-naughtyboy dia ireo maty @ tsisy dikany, ohatry ny saribakoly fotsiny : tiana moa safosafoina, tsy tiana moa vonovonoina!!! ;-) ;-) ;-)
47. tataka
(
15/08/2008 01:45)
Averinay amin'ny soratrao vonalohany ra-badboy fa tsy faly manokatra loha-hevitra fotsiny akory.
"Raha misy firenena lehibe iray mahasahy manaoy ny georgianina manohitra ny russianina dia hipoaka ny ady lehibe fahatelo, ka ny sinoa hanfika ny taiwané!!
Rahoviana no hitranga??? Asa angamba atsy ho atsy!!!"
Soratrao io ka omeo le atsy ho atsy e. Be tariraka manitatra nefa mpitatitra ra-kena.

48. lagoon
(
15/08/2008 13:43)
mihahenjana ny tantara e!
http://www.lemonde.fr/europe/article/2008/08/15/l-annonce-d-un-accord-entre-la-pologne-et-les-etats-unis-irrite-la-russie_1083915_3214.html
Hiditra ao @ OTAN koa i Kosovo sy Georgie ary hametraka ny bouclier anti-missile ao koa ny bekintana.