3ème Guerre mondiale?????

21. ronaldo09 ( 11/08/2008 18:33)
Ny 3eme geurre aloha tsy hisy e!Fantatry ny amerikana ny tanjaka ara-tafiky i Russie ary na dia nanakiana an'i Russie aza i Zalmay Khalilzad ambassadeur américain à l'ONU dia nanome lamosina i Moscou ,hadalana anenenana iny nataon'ingahy M. Saakachvili iny satria mitady loza ka ny rambon'ny voay no kitihina ! Aoka ange hazava fa tsy Irak sy Iougoslavie izy ity ka hiditra ny Amerikana fa La Russie....
Tsy hijanona io ady io raha tsy miala i M. Saakachvili
22. badboy ( 11/08/2008 22:07)
Saika nipoaka ny "incident diplomatique" rehefa nanidina teo ambonin'ilay trano nivorian'ny ministra frantsay sy ny prezidà georgianina ny mig sovietika!! Saika hanabaomba ve fa nihemotra? Sa fampitandremana ny €ropeanina tsy hilingilingy fa raha tsy izany de voabaomba??? ;-) ;-)
23. bazylou ( 11/08/2008 23:56)
dia iza koa anefa ny eropeanina mifarihy amin'izao baomba sovy ozao ??
Ny an'ny olona anie efa nandalo tamin'izany daholo ka hainy ny miaro ny baomba tsy hoilatsaka e.
Sady na latsaka aza ilay baomba , bofff elan'ny eropeania bala fotsiny io fa avelany hifamely ao ireo :roll: :roll:
24. karavasy ( 12/08/2008 09:08)
Samy mpamaky gazety ko miseho favy. Lazao koa hoe lasa nandeha ary dadatoanareo sarkozy hoe ?
25. badboy ( 12/08/2008 11:15)
Milaza ny sovi fa tsy manafika ny tanana georgianina fa miaro ny ossetia du sud fotsiny!! Izao anefa tanana 3, gori ao anatiny, no nirefotra tao aorian'ny fanafihana anabakabaka!! 5 no mpanao gazety vahiny maty ary tao gori no nitsirara rehefa avy nipoahan'ny baomba!! Ny sovi anefa dia milaza mafy fa tsy izy no manapoaka ireo baomba, fa nilatsaka avy any andanitra angambany :-D :-D :-D !!

Alefa ny pari : iza no hahasahy hanohitra ny sovi aratafika ka hampihemotra azy hiverina any aminy, ny $ sa ny €??? ;-) ;-) ;-)
26. karavasy ( 12/08/2008 13:53)
iza no anao pari aminao eo fa vakio ny gazety ary henoy ny TV isankarazany dia tantero eto hoe izao indray :roll: :roll: :roll:
27. badboy ( 12/08/2008 14:14)
karavasy tsy mila mamaky gazety sy mijery tv fa izy no manao ny vaovao tiany rehetra!!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
28. karavasy ( 12/08/2008 16:14)
Niresaka taminy mivantana ve dadatoa ary naninona no tsy nolazaina sahalan'ny Gazety ary napetraka ny mpilaza. Tsy nahatoraka angah ?
29. badboy ( 12/08/2008 17:56)
Aza be fialonana ry karavasy fa raha mba te hahraka koa dia omeko abonnement @ gazety lemonde raha mila!!! :-D :-D :-D

Ka miandry ny vaovao hoentin'i zanety zany ny kil, inona ndray hono ny malaza any amindrazanety??? :-D :-D :-D :-D
30. karavasy ( 13/08/2008 11:00)
Vakio tsara ny gazety ary henoy ny TV sy Radio dia avereno tanterina eto. Dia hoy izahay hoe mahaafantatrabe an an an? Satria izahay tsy mamaky gazety fa laozana miandry anao ato @ serasera. hehehehe
31. badboy ( 13/08/2008 11:59)
Tssss!! Vao miditra ntsehatra ny frantsay dia tapina ny daomy!!!

Tsy zakan'ny vavonin'i zanety ndray zao io hoe ny frantsay no nitiondra filaminana io!! Tsy ao Dago ihany izy no manjaka sy ILAINA fa erantany!!

Aza miady viontana @ akoho, Frantsay no teo, izy no eo ary mbola ho eo!!

Vive la frantsa renimalala, vive la francophonie (teny ofisialin'ny jeux olympique ao Beijing :-D :-D :-D ), ho ela velona zaneti hahita ny fivelarana'ny frantsay ao dagoi sy erantany!!!! ;-) ;-) ;-) ;-)
32. karavasy ( 13/08/2008 14:00)
Lazao koa fa dadatoanao lay Sarkozy e ? Toa tsy Frantsay hono io an ? Mpanao baolina mainty daholo Frantsay ve ? Vao nisy nahazo "Argent" ny mpibata volafotsy ary mainty dia Frantsay e ? I badboy bogosy Frantsay an ? Dia mahereza fa tsy asian'ny akama sira. Vakio tsara ny Gazety dia tatero an. Hehehhe
33. badboy ( 13/08/2008 14:12)
Matanjaka ny filohan'ny lafrantsa renimalala!! Izy no nampihemotra ny rosianina sy ny tank bedebe-ny!! Ny nahatongavany tao moscou no ela dia nipitika ny rosianina!! Mbola aiza no hanaovany azy!! NY sinoa koa rehefa atsy ho atsy hahazo ny anjarany!! Dago efa tonga saina hoe tsy ho tafa raha tsy miaradalana @ frantsay ka dia izay mahay teny frantsay ndray zany no hahazo matetika ny karatra ministra!! Efa manomboka hita izany @ fanendrena ireo ministra vaovao, izay ny ankabeazany francophone!!

Aza miady vintana @ akoho, frantsay no teo, izy no eo, ary izy no mbola eo!!!

Vive lafrantsa renimalala, vive la francophonie, ho ela velona zanety hahita ny firoboroboan'ny frantsay sy ny teny frantsay ao dago!!

Fety be androany alina fa nahazo médaille d'or lafrantsa renimalala, mifaly avokoa ny zanany rehetra, ao anatiny zanety!!! :-D :-D :-D :-D
34. karavasy ( 13/08/2008 14:26)
akoho mangerrrrr.
35. badboy ( 13/08/2008 17:01)
Tankina koa ny doamindrazanety nanaovan'ny filohan'i lafrantsa renimalala azy!!! Tsisy ambara tsony!! :-D :-D :-D :-D
36. lagoon ( 14/08/2008 11:55)
http://www.labanlieuesexprime.org/article.php3?id_article=2862

http://www.labanlieuesexprime.org/article.php3?id_article=2865

http://www.alterinfo.net/La-guerre-contre-l-Iran-Une-armada-americaine-accompagnee-de-forces-aeronavales-alliees-sont-en-route-vers-le-golfe_a22735.html
37. tataka ( 14/08/2008 12:20)
Avadio firenena silamo ary Madagasikara e.
38. naughtyboy ( 14/08/2008 16:41)
tsy mety zany fa hevitra tataka lasa gorobaka aleo hijanona @ misy azy ny hasiny M.kara.
lagoon > mety misy ifandraisany ve military deployment ao afovoany atsinanana eto sy ny adiny rosia-georgia ary sinoa-taiwan-tibet,ra oh. oe avadika ny resaka ho avy tsy ho ela ny fanafihana any Iran de ekeko aorina'io ho avy ko ny tsy mety @ korea avaratra ny fitambarany de antsoiny bekintana oe agenda power :lol:
39. tataka ( 14/08/2008 17:32)
Power naughtyboy zany ahoana ? Atao ahona gasikara ? hitanisaina fahalalana fotsiny dia miakatra ve ?
40. naughtyboy ( 14/08/2008 17:50)
ary zanety hanao in any gasikara amadika azy ho silamo sa itanisa god save ra8 fotsiny v =)) =)) borkeo ny resaka tataka fa i N.B's power de milaza fa oe manana ny hasiny sy ny satany M.kara zay ankamaminy malagasy de vita =)) :-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082