FJKM: Tsy mazava ?????????
1. rabingogilabanga
(
09/08/2008 11:48)
FJKM: Fiangonan'ny Jesosy Kristy Madagasikara:
Toa manilika avy hatrany satria ny sasany izany tsy an'ny Jesosy?toin'ny hoe temoin de jehovah. Ny sasany izany tsy temoin de dieu? asa!
mba hafa raha hoe:jesosy mamonjy,loterana, katolika,anglikana
FJKM: Toa mitovy à 95% mba tsy hilazana à 100% ny dogmatisme sy ny liturgie, izy sy loterana
porofo, any andafy, na any @ toerana hafa, raha va vitsy ny loterana sy FJKM, dia mitambatra ao @ le hoe : FPMA , ny fihirana raha teo mitovy
Io fisarahana io no olana @ evangelisation:
Ny loterana, no nisy taloha, ary misy eran'izao tontolo izao, ny FJKM, dia ao madagasikara ihany arakin'ny ananrany
sosokevitra: maninona raha miaraka, raha tsy izany ny fisarahan'ny FJKM, dia ho interpreter-ny sasany hoe:ara-bola, na ara-foko,na ara-niveau intelectuel
ka lasa maha-sarotra ilay evangelisation
asa fa dia manontany ny FJKM aho, fa tsy misy raha haiko loatra.

novalian'i hendrybe ny 12/07/2014 04:04
2. jentilisa
(
09/08/2008 13:17)
Raha resaka fampiraisam-piangonana dia tsy malaina amin'izany loatra ny FJKM raha ny tokony ho izy. Raha mijery tsara ianao hatramin'izao ao amin'ny FFKM ny Loterana no tsy mbola mankasitraka loatra ny fanononana hoe Jesoa. Amin'ny ankapobeny ihany koa dia misy ihany ny Loterana no manaiky fampiraisana fa ny maro an'isa kosa tsy mbola resy lahatra ny amin'izany. Ny tena mampanahy dia lanin'ny FJKM na levona ao anatin'ny FJKM fotsiny ny Loterana. Izay aloha no hevitro.
3. rabingogilabanga
(
09/08/2008 14:07)
Tsara raha vonona hiray, fa ny tsara apetraka dia ity:
ary satria ny Loterana no misy erantany
ary satria ny loterana no talohan'ny FJKM
ary satria ao Madagasikara, de ao madagasikara ihany no misy FJKM
ary satria mitovy ny Luturgie, sy ny dogma
ary ny ao Madagasikara dia mbola loterana koa no betsaka (les 22 regions, no tiana ho tenenina)
Inona no nisintahan'ny FJKM, mety hanana ny marina izy, fa dia inona ary io marina io?
raha hita io fototra nisintahan'ny FJKM, dia mora ny hamahan'ny olana, sy mety hanomezantsika serasera sosokevitra

4. valikely
(
09/08/2008 14:12)
ny oe mitovy ny lutrgie sy ny dogmatisme sy ny etika sy ny etsetra aloha tsy laviko, fa ny aim-panahy sy ny fomba no mety mahatonga ny loterana tsy mety itambatra amin'ny FJKM na misy zavatra hafa tsy takatry ny mpiangona madinika ao fa ry zareo efa nandalina ihany no mahatakatra azy, ka zay no mety antony tsy maharesy lahatra ny samy lehibe, amin'ny andaniny sy ny ankilany io, ka dia samy mijanona amin'ny azy ihany. Fa ra amiko kristiana tsotra aloha dia resaka hoe aim-panahy no mahatonga ahy tsy hifindra ivavaka any amin'ny FJKM e, na koa hoe fahazarana angaha ve'??
Ny hoe, ny loterana tsy mety manonona ny hoe Jesoa indray dia resaka dogmatika loterana malagasy rano ray io, satria ny fanononana nampiasain'ireo misionera dia oe Jesosy (avy amin'ny fanononana anglisy) ka tamin'izay no nandikana ny baiboly ho amin'ny teny gasy,
Raha hoe lanin'ny FJKM na levona ao amin'ny FJKM fotsiny ny loterana, io indray angamba dia ny any @ ampovoantany fa ny any an'indrana ndray tsy misy FJKM izany. Fa efa mandroso manangana fiangonana any antsefatsefany rehetra any koa ange ny loterana izao e.
zay ny hevitro

5. ikaretsaka
(
09/08/2008 14:31)
de tsary haiko iny fa aminay moa shefa tsary katolika de propestaa
fa ny KM sy LM izany tsa hidiranay lalina

6. Herimiafina
(
09/08/2008 15:09)
Ny Eglizy Protestanta ofisialy (tranainy indrindra):
1. FJKM= Finagonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara.
Kalvinista, na manaraka ny loharanon-kevitr'i Calvin, lohan'ny protestantisma frantsay fahiny.
2. FLM= Fiangonana Loterana Malagasy.
Loterana, na manaraka ny loharanon-kevitr'i Martin Luther, lohan'ny protestantisma alemana fahiny.
3. Anglikana, manaraka ny loharanon-kevitr'i Henri IV sy ny Eveka Katolika-ny, lohan'ny protestantisma anglisy fahiny

8. Herimiafina
(
09/08/2008 16:27)
Mazava ho azy ny M fa na Madagasikara na Malagasy satria izay no safidy ny amin'ny anarana tian'ny Eglizy ho entina.
Ny nipoiran'ny foto-kevitra no Alemana na Frantsa na Angletera...........
Tao anatin'ny fifanenjehana goavana nataon'ny Frantsay sy ny Angalisy fahiny daholo no nahatonga an'ireny rehefa hivohy ny sivilizasiona tandrefana amin'ny tany sôvazy izy ireo.
Niray hina ny samy Protestanta ary nanjanaka ara-mpinoana izay tany vao rehetra ary etsy andaniny koa ny Katolika tsy nanaiky lembenana.
Ny Protestanta nanenika ny USA fahiny, ary rehefa nahita izany ny Katolika dia tonga dia niondrana nanenika ny Canada sy ny Amerika atsimo rehetra. Torak'izany koa ny nitranga tao Afrika na Madagasikara rehefa niadivan'ny frantsay sy ny anglisy ny nosy. Ny fivavahana no endrika iray voalohany hanjanahana ny firenena.
Tadidio fa na dia nisy fanjakana nipetraka tsara aza tao Madagasikara diua efa nananga-tsaina sahady tao Taolagnaro ny Frantsay, nataony hoe Ile Dauphine ny anaran'ny nosy, kanefa norotahan'ny olona fahiny tao androy izy ka tsy maintsy nilefa dia nanararaotra an'iny ny angalisy nanambitamby ny fitondra-mpanjakana nisy tamin'ny famatsiana fitaovampiadiana sy toaka, sns. Dia niditra aloha ny protestantisma, izay nahazo ny fon'ny fanjakan-dRanavalona II taty aoriana, dingana iray no vita ny an'ny anglisy eo anatrehan'ny adversera frantsay, dia nalefa indray Laborde hanambitamby ny fitondrana mba hidiran'ny frantsay, dia niditra ihany koa ny Katolisisma izay nikendry manokana izay tsy miray amin'ny fanjakana malagasy mijoro, dia hainareo angamba ny tohiny rehetra hatramin'ny nametavetan'ny miaramilan'ny General Duchesne, miaramila algeriana sy senegalais, ny fiangonana Protestanta tao Anatirova, ....

9. ikaretsaka
(
09/08/2008 19:08)
toa liturgie sy theologie sy dogma no resaka fa tsy ny tantaram-pivavahana tany Madagasikara ko
10. laloanany
(
10/08/2008 09:41)
Ity indray ny hevitro. (na dia tsisy nanontany ny hevitro ary :lol: ). Tsy eto Madagasikara ihany no tsy mety miray ny Kalvinista (ny FJKM dia azo lazaina hoe Calvinista ihany raha ny fotopinoany no jerena, FJKM=reformee=kalvinista), sy ny Loterianina fa eran\'izao tontolo izao mihitsy.
Amiko, misy zavatra mahasamy hafa ny teolojiandry zareo, ohatra: ny resaka \"Predestination\" izao no tena resaka goavana mbola mampisaraka azy roa izao. (iaho koa moa tsy teolojianina dia tsy afaka hampianatra anio fa dia jereo @ google izay te hianatra :D)Ny fantatro fotsiny dia io resaka \"Predestination\" io dia sahal@ resaka \"Masina Maria\" izay tsy ahafahan\'ny Katolika sy ny Protestanta mitambatra.
Mbola misy ankoatrizay tsy ahafahan\'ny Calvinista sy ny Loterianina fa tsy ho voasoratra eto aby. OK

12. cutie
(
10/08/2008 21:21)
Ny loterana, no nisy taloha, ary misy eran'izao tontolo izao, ny FJKM, dia ao madagasikara ihany arakin'ny ananrany
marina fa ao M/car ihany ny FJKM araky ny anarany, fa raha aty ivelany de mitovy ny presbyterian ny FJKM :)
15. cutie
(
10/08/2008 21:52)
IKa
any NZ koa aza misy presbyterian koa. FJKNZ no anarany :-D :-D :-D :-D

16. laloanany
(
11/08/2008 08:39)
Ity r'ireto ny pilasin'ny Fivavahana eto Madagasikara raha ny isan'ny mpivavaka no jerena.
Ireto telo voalohany ireto dia mba hitako t@ ity website ity http://www.state.gov/g/drl/rls/irf/2006/71310.htm (nivoaka t@ 2006 aloha ilay izy fa mety efa niova @zao) dia mba lazaiko eto:
1. Ny betsaka indrindra eto Dago dia ny mpanaraka ny fivavahandrazana [hono]
2. Manaraka azy ny Katolika Romanina EKAR.
3. Manaraka azy Ny FJKM
Ireto manaraka ireto ndray dia mba fomba fijeriko manokana, disoy raha toa ka tsy marina:
4. Manaraka ny FJKM dia ireo Fiangonana Evanjelika sy ireo antokompinoana maro tsy miankina (Sekita moa no filazan'ny maro azy ee)
5. Fahadimy ny Loterianina.
6. Ny EEM na Anglikanina.
7. Ny Slamo.

17. rabingogilabanga
(
11/08/2008 11:46)
1)ny tena marina aloha dia ny tsy calvinisme ihany ny FJKM, ny LMS (influence anglican), ny MPF(influence calvinisme sy reformé frantsay), ary ny FMMA(inflence protestant tout court) no nitambatra, no nahatonga ny FJKM
2)Ny tanjon'ireo telo ireo dia ny tsy hisian'ny eglizy protestanta misaraka izany, fa dia hoe hitory an'i jesosy isika any Madagasikara, @ fomba protestanta, dia izay ihany, tsy asiana resaka courant d'influence-na fiangonana izany
Ny mpitarika FJKM no nisintaka, juste après ny independance, ka nanangana ny azy manokana.
3)Ny mampalahelo, dia ny FJKM lasa eglizin'ny antokon'olona foana, n'aiza n'aiza misy azy any @ faritany, ary surtout, tsy mitsahatra ny misy FJKM misintaka foana.
Nefa afaka miaraka ihany, sy iray baiboly sy iray fihirana koa.
tohina ny tsy mpino
sa ...

18. booboo
(
11/08/2008 12:07)
Ny fahafantarana ny faha-samihafan'i Calvin sy Luther dia manampy hahafantara ny maha samihafa ny FJKM sy ny Loterana klou.
Samy " protestanta " ireo fa misy raha tsy itovizany, anisan'izay ny resaka " mofo sy divay ".
Ny loterana rehefa mandray dia misy hoe " ity ny vatan'i Kristy, ity ny ràn'i Kristy ". Ny FJKM tsy miteny ireo satria amin'ny FJKM dia symbolisme fotsiny ny mofo sy rà fa tsy hoe tena vatana na rà na hivadika tena rà sy vatan'i Jesoa iny rehefa anaty vavony.
Avy teo indray, momba ny anarana hoe FJKM. Dia mila mahafantatra ny tantaran'ireo misionera frantsay voalohany indrindra nitondra ny firehana protestanta kalvinista tany M/car. Cf fanazavan'i Hermifiana ao ambony² ao. Dia tsy novaina io anaran'ny fg tany am-boalohany io hatr@ izao araka izay ( foto-kevitr'i Calvin + tantaran'ny misionera frantsay )
NY FPMA indray, misy tantarany ihany koa ny niatombohan'ny FPMA. Taloha na samy FPMA aza dia samy manana litorjia -ny aby : misy manaraka ny litorjia FJKM, misy manaraka ny loterana. Dia avy teo nivoatra sady misy anglikana no misy loterana no misy FJKM. Tsy ary afaka hanana moyens hanofanana fg aby ny mpiangona dia mba hampirindra tsara ny raha dia niangona @ toerana iraika izy 3 ireo dia natao mifanaraka @ zay kounkou ny litorjia mandritra ny fotoam-pivavahana iraisan'ireo karazana trucs 3 ireo ( mba tsy hisian'ny hoe ny an'ny loterana no tena oui oui sns ). Izay no maha" fg Protestanta bli bli " ny anarana entiny.
Dia ny anarana hoe FJKM fahita aty am-pita dia na bizarre aza dia midika fotsiny hoe manaraka ny truc truc aby aby ny @ FJKM zareo( litorjia, rafi-pitantanana sns ).
Ny momba ny " firaisana " indray, ouh...na mbola samy manana ny trano fg sy ny litorjia-ny aza zahay samy protestanta dia efa be dia be ny hetsika sy raha maro isehoan'ny ilay " firaisana " : fihirana, fiaraha-mivavaka lehibe ( dia mihidy aby ny fg aby aby fa tafavory @ toerana iraika aby ), ny fiantsoana hoe " Jesoa " sns.
Izay fa lava loatra kah !

19. Mandefitra
(
11/08/2008 12:07)
Izy aloha mbola ezaka lavitr'ezaka, ilana fandeferana sy fanetren-tena, sy fahavononana ihany koa.
Fa tsara ilay hetaheta hoe mitambatra ho iray ny fjkm sy flm, toa ny fpma any andafy, saingy tsy mandeha ila io, ka hanomezana tsiny fotsiny ny andaniny na ny ankilany.

20. prime
(
11/08/2008 14:26)
rabingo:... Raha ny tantara dia ny Loteràna no nisy voalohany tany ivelany fa raha ny teto Madagasikara dia ny FJKM no nisy voalohany satria ny Misionera rehetra tonga voalohany teto dia ny LMS (niainga avy tamin\'ny Thomas Bevan sy David Jones) dia avy eo ny Frenjy no tonga faharoa vao ny Misionera Norveziana nitondra ny filazantsara araka an\'i Lotera ary ny FPM no tonga farany satria efa taty aorian\'ny nahatongavan\'ny zezoita aza no nidirany teto...
Ny loterana, no nisy taloha, ary misy eran\'izao tontolo izao, ny FJKM, dia ao madagasikara ihany arakin\'ny ananrany
rabingo:... Tsia, ny LMS efa ela no niditra teto nefa ny FJKM dia ny LMS no tena matanjaka ao aminy...
Tsara raha vonona hiray, fa ny tsara apetraka dia ity:
ary satria ny Loterana no misy erantany
ary satria ny loterana no talohan\'ny FJKM
rabingo:... Mba izay tena marina rabingo fotorana fa manome zavatra diso ianao a... ny FJKM no betsaka noho ny Loteràna... raha ny statistika farany dia io nomen\'i laloanany io no farany... ny fivavahan-drazana no voalohany, ny EKAR no faharoa, ny FJKM no fahatelo, ny Evanjelika no fahefatra ary fahadimy ny Loteràna... ny Anglikana no manaraka dia manaraka ao ny Silamo, ny Ortodoksa ary ny fivavahana hafa no farany... raha ny fivavahana eto Madagasikara...
ary ny ao Madagasikara dia mbola loterana koa no betsaka (les 22 regions, no tiana ho tenenina)
rabingo:... Miala tsiny raha mitondra fanitsiana ry Rabingo fa ny LMS dia tsy misy ifandraisany amin\'ny anglikana velively fa vondron\'olona tao amin\'ny fifohazam-panahy tany Angletera sy Irlandy ary nanana ny fombany manokana teo amin\'ny fiainam-panahy araka ny Soratra Masina... ny tanjona goavana niaingany dia fitoriana ny filazantsara any amin\'ny lafy valo manerana izao tontolo izao ary ny fandikàna ny baiboly amin\'ny fiteny any amin\'ny tany idiran\'ny filazantsara...
1)ny tena marina aloha dia ny tsy calvinisme ihany ny FJKM, ny LMS (influence anglican),
rabingo:... Tsy hoe \"influences\" fa tena hetsika protestanta frantsay mihitsy (anisan\'ny mpanaraka akaiky ny hetsika kalvinista)
ny MPF(influence calvinisme sy reformé frantsay),
rabingo:... Io koa dia mbola fikambanana fifohazana tany angletera nihazona manokana ny fanarahana dia an\'i Kristy amin\'ny fiainam-panahy lalim-paka... izany no mahatonga ny Frenjy miainga amin\'ny vavaka sy ny fifonana no iorenan\'ny fiainam-pinoana, ary tsy mandray ny fanasan\'ny Tompo misy divay sy mofo...
ary ny FMMA(inflence protestant tout court)
rabingo:... Izany tokoa...
no nitambatra, no nahatonga ny FJKM
rabingo:... tsy dia hoe amin\'ny fombna protestanta fa hitory an\'i Jesosy araka ny hafatra nomeny...
2)Ny tanjon\'ireo telo ireo dia ny tsy hisian\'ny eglizy protestanta misaraka izany, fa dia hoe hitory an\'i jesosy isika any Madagasikara, @ fomba protestanta, dia izay ihany, tsy asiana resaka courant d\'influence-na fiangonana izany
rabingo:... Diso tanteraka izany, ny FJKM no niforona tamin\'ny 1968 fa ny komity nampiray ny Fiangonana telo protestanta lehibe tamin\'izany dia ny Fiangonan\'i Kristy eto Madagasikara na FKM (LMS taloha), Fiangonana Protestanta Malagasy na FPM (MPF taloha), Fiangonana Frenjy Malagasy na FFMA (FMA taloha) dia efa ela no nitsangana ka tamin\'ny 08 aogositra 1968 no tapaka ny hevitra ny hitsanganan\'ny FJKM taorian\'ny Synoda lehibe voalohan\'izy ireo tany Toamasina, mampiray azy telo ireo ho fiangonana iray atao hoe Fiangonan\'i Jesoa Kristy eto Madagasikara... ka ny mpitondra ny FKM (LMS), ny Mpitandrina Rasendrahasina no Filohan\'ny FJKM voalohany...
Ny mpitarika FJKM no nisintaka, juste après ny independance, ka nanangana ny azy manokana.
Ny nambaran\'i Herimiafina ireo mahafeno tsara ny tantara... ary ny lazain\'i laloanany dia tena anisan\'ny fototra tokoa tsy dia itovian\'ny kalvinista sy ny loteràna fototra loatra...
rabingo:... Tsy ny FJKM ihany...
3)Ny mampalahelo, dia ny FJKM lasa eglizin\'ny antokon\'olona foana, n\'aiza n\'aiza misy azy any @ faritany, ary surtout, tsy mitsahatra ny misy FJKM misintaka foana.
Nefa afaka miaraka ihany, sy iray baiboly sy iray fihirana koa.
tohina ny tsy mpino
sa ...
Ny FJKM dia manana zanaka maro, ao ireo izay tsy miankina toy ny Trano zozoro, ny METM, ny FKFM, Ny ara-Pilazantsara, ny Takarivan\'ny Fanahy masina... sns nefa mbola miray amin\'ny FJKM amin\'ny zavatra rehetra na dia tsy miankina aza... ary efa misy vinavina aza ny iverenan\'ny ampahany ao amin\'ny FJKM indray saingy mbola dingana lehibe izany...
Ao ireo tena nisintaka ka tena mahaleo tena tanteraka... ary etoana dia tsy ny FJKM ihany no misy fisintahana fa ny fiangonana rehetra tratran\'izany, na ny EKAR na ny Loteràna na ny Advantista na ny Jesosy Mamonjy na ny Pentekotista sy ny hafa maro dia misy izany avokoa... fa tsy dia resahana loatra ka mahagaga va izany?