FJKM: Tsy mazava ?????????

81. bor2lais ( 28/08/2008 09:16)
Mety sombim-balinteny kely ho an\'i Ika :

Ilay hoe \"reforme\" angamba ny fahazoako azy dia midika hoe \"fihavaozana\" hatrany. Ny hoe \"fihavaozana\" indray dia toa mifono fandinihan-tena mba hirosoana bebe kokoa amin\'ny tsara.
Ilay fandinihan-tena anefa dia heveriko fa asan\'ny Fanahy Masina (ho an\'ny Kristiana).
Noho izany ny \"reforme\" dia azo lazaina fa asan\'ny Fanahy Masina !

Asa na mety mahavaly kely ilay hoe RE descendu io na tsia ?

PS. Imanoela = Andriamanitra ao amintsika -> afaka miara-miasa amintsika mandrakariva (rehefa antsoina) Izy
82. fahamarinana ( 28/08/2008 09:26)
hao:
ampahafantaro aza e, ianao izay mahalala;
tena tsy ampy fatra mihintsy oa le rehake(intervention) eto e!

:arrow: aleo mba mamerina mamaky any ambony any fa tsy mitsatsaingoka resaka fontsiny...mety hampiakatra ilay fatra zay...ary ny anao mba karakory ny fanazavanao ndrao mahasoa koa,zarazarao samy ho heno e,misaotra !!
HS kely :hoho oah ,rehefa be fatram-bary tokoa ve tsy ho lasa be haom-bary koa ...:idea: (l)
83. ikaretsaka ( 28/08/2008 16:05)
le heo fihavaozana na reforme?
nihavao tany @ disaratsarahana ve?
ny zavatra no declaren'ireo reformiste manko dia tsy mnisy mihitsy hoe nilaza taminy i jesosy fa misy an zao sy zao sy zao de manao an zao (efa mba namaky ny articles an-dry kalvino sy ry lotera ihany ahako) fa tsy nisy mihitsy nilazamihitsy izy ireo hoe nisehoan'ny fanahy masina na nisehoan'i jesosy izy dia nanao ohatran'i paoly iohatra
84. bor2lais ( 29/08/2008 08:34)
ikaretsaka:

le heo fihavaozana na reforme?
nihavao tany @ disaratsarahana ve?
ny zavatra no declaren\'ireo reformiste manko dia tsy mnisy mihitsy hoe nilaza taminy i jesosy fa misy an zao sy zao sy zao de manao an zao (efa mba namaky ny articles an-dry kalvino sy ry lotera ihany ahako) fa tsy nisy mihitsy nilazamihitsy izy ireo hoe nisehoan\'ny fanahy masina na nisehoan\'i jesosy izy dia nanao ohatran\'i paoly iohatra


\"nihavao tany @ fisaratsarahana ve ?\"
-> arakaraka ny fandraisanao azy io : Ny Filazantsara ange \"nampisaraka\" ny Jiosy koa t@ voalohany (nefa azo lazaina fa fihavaozana ho azy izany) saingy nanangona kosa ny jentilisa

Ny hoe nisehoan\'i JK na FM ve ireo \"réformistes\" ?

-> Mety tsy nisy nilaza araka ny voalazanao etsy ambony angamba, saingy resy lahatra kosa aho fa raha tsy avy Andriamanitra izany dia tsy naharitra sy niparitaka tahaka izao anio izao.

HS Ny mahagaga @ izy ity ange ry Ika dia izao e : raha misy milaza izao fa nisehoan\'i Tompo na niasan\'ny FM i Ranona dia tsy maintsy misy ihany ny tsy mino na manaiky izany e !

85. ikaretsaka ( 29/08/2008 19:47)
naharitra sy niparitaka?
nipatitaka hoe ....
86. deric ( 30/08/2008 07:18)
Maro be ireo anaram-piangonana voatonona eto, noho ny fisian'ny fisarahana na fitokoana izay tsy azo lavina fa samy manana ny antony.
tsy mety hitambatra ary satria tsy mitovy famindra, tsy mitovy fitafy, tsy mitovy lesona, tsy mitovy ....
Tsy hafa nage fa ireo no lohan'ny sekta e!
misaotra.
87. prime ( 24/09/2008 09:01)
deric> Ny sekta tsy ratsy avokoa ary na ny finoana sy ny fivavahana kristiana aza dia mba nandalo izany lalany izany ihany koa hatramin'ny niandohany... na Kristy aza dia anisan'ny mpikambana tamina "sekta" nalaza tamin'ny fotoan'androny nantsoina hoe "Nazareana"...

Tsy ny sekta na tsia no maharatsy na mahatsara ny finoana sy ny fivavahana fa ny fiainam-pinoana sy fiainam-panahy ao anatiny...
88. hendrybe ( 12/07/2014 04:04)

prime:

deric> Ny sekta tsy ratsy avokoa ary na ny finoana sy ny fivavahana kristiana aza dia mba nandalo izany lalany izany ihany koa hatramin'ny niandohany... na Kristy aza dia anisan'ny mpikambana tamina "sekta" nalaza tamin'ny fotoan'androny nantsoina hoe "Nazareana"...

Tsy ny sekta na tsia no maharatsy na mahatsara ny finoana sy ny fivavahana fa ny fiainam-pinoana sy fiainam-panahy ao anatiny...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078