FJKM: Tsy mazava ?????????

41. rabingogilabanga ( 14/08/2008 09:47)
rectificatif: -tany @ 1810_1820 tany no tonga teto Madagasikara ny LMS
-Ny LMS tsy FJKM, porofo, nila nitambatra t@ ny FMMA, sy ny MPF izy vao afaka nanagana ny FJKM
42. ikaretsaka ( 14/08/2008 14:28)
tsy hay intsony koa ity mitambatra de misaraka anareo ity ka
43. fijo ( 14/08/2008 20:58)
hoy ika:"dia raha tsorina anie izany dia lasa tsipozipozy miampy ambom-po diso toerana izany no tena antony fa le vavaka (perception moa no ilazan'i HM azy eto) anaronana azy fotsiny"

eo indrindra,izay no nilazako hoe sao tahotra ny hovery kil.tsy misy finoan aintsony fa lasa le "forme" no zavadehibe
44. ikaretsaka ( 15/08/2008 03:08)
Mandefitra:

Fomba fijery hanatsaran-javatra moa ity fa tsy tsikera loatra.
Ny zavatro tsikaritro @ fjkm ary dia ny litorjia.
Malalaka kokoa Pasitera @ fitarihana sy fanomezana aina ny fotoam-pivavahana.

io iznay le hoe litorjia tsisy lohany sy vodiny fa mandeha araka ny revin'i pasitera..
raha tsary mbola ramaka lery dia manoboka @ 8 ka hatr@ 1 sasany atoandro eo foana...

Raha ny Loteriana mantsy, dia ilay litorjia ao @ faran ny fihirana ffpm iny no ampiharina. Ary ny vavaka fanombohana sy ny famaranana ny fotoana, na ny vavaka fifonanana aza voarakitra ao.Amin'ny fandraisana aza, dia Pasitera 4 matetika no miara-misalahy @ fampandraisana, satria moa zaraina manodidina ny alitara ny mofo sy divay.Ka ny iray manomboka ny fotoana,ny iray mitoriteny, ny iray mitarika ny fandraisana ny fanasan'ny Tompo, ny iray mamarana ny fotoana.

izay mihitsy
mba asiana planina ahay fa andriamanitra aza ange nanao planina e

[quote]Ny olana ho an'i fjkm, dia raha toa pasitera ka mahay maka ny fon'ny olona, ny gasy rahateo olon'ny fo, @ vavaka, @ fampaherezana, @ fiteny, (cf Randrianatoandro), dia lasan 'ilay Pasitera avokoa ny fon'ny mpiangona.
Ka ra toa ka voatendry toeran kafa Rapasy, dia velona ny fitokonana, hoe iny ihany o anay etc ... na hoe nisintaka Rapasy, dia manaraka koa ny mpiangona.[/quote]

]Adino zany fa ny HAFATRA no lehibe fa tsy ilay mpampita hafatra loatra.

[/quote]

izay indrindra!
45. niryna ( 15/08/2008 13:41)

Mandefitra:

Fomba fijery hanatsaran-javatra moa ity fa tsy tsikera loatra.
Ny zavatro tsikaritro @ fjkm ary dia ny litorjia.
Malalaka kokoa Pasitera @ fitarihana sy fanomezana aina ny fotoam-pivavahana.
[quote=ikaretsaka]
io iznay le hoe litorjia tsisy lohany sy vodiny fa mandeha araka ny revin'i pasitera..
raha tsary mbola ramaka lery dia manoboka @ 8 ka hatr@ 1 sasany atoandro eo foana...
arakaran'ilay mpandray ny tenin'Atra io na tsia,toy ny mianao zaavatra tiantsika ihany isika raha ao anatiny ao ny fo mitia ilay zavatra dia tsy ho leo na ho monamonaina isika ,raha toa ka tsy tiantsika kosa ilay izy na roa minitra aza hihainona ny teny dia efa leo isika.
Ho an'ny olona tia ny teneni'Atra na indray andro aza izy no manompo an'Atra ao amin'ilay fiangonana vokatry ny fony io dia mijanona eo izy,mihaino eo izy.
Ataon'ny olona tsy tia tenin'Atra ahoana tokoa moa no hijanona eo ?misy aza fiangonana 5 mn raha be indrindra ny toriteny ary tena tsy miteny mikasika an'i kristy mihitsy izy fa routine daholo no betsaka (io ilay religion) ..oops

46. ikaretsaka ( 15/08/2008 15:58)
niryna:

ny tenin'Atra aza ry niryna misy lohany sy vodiny fa tsy mandeha bontolo fotsiny an
mba misy alfa sy omega ahay doia mba nisy toko ny andininy hoe vita @ zay ny bokin'i jaona ohatra fa tsy nafangaro tao ny apokalipsa sy ny genesisy a

47. laloanany ( 16/08/2008 02:39)
Za koa moa zany tsy dia mahita holazaina mikasika ny FJKM tsony fa efa voalaza teo aby ny raha saika holazaiko :D

Raha ny resaka litorjia indray no jerena dia angamba tsy dia nisy litorjia voafaritra mazava ao @ Baiboly fa samy nanao ny azy avy ny Fiangonana tsirairay. Ary izay ihany koa no mahasamihafa ny Fiangonana rehetra eeee, ny teolojia koa samy manana ny azy avy saingy ny irariana fotsiny dia ny hoe Hanompo an Andriamanitra tokana dia i Jesoa Kristy.

Ka na dia hoe "Iray" ary isika @ maha KRISTIANINA antsika dia tsy hitovy hevitra mihitsy fa samy manana ny fomba fijery sy ny fomba fanompo an'i Kristy Mpamonjintsika, ohatra: raha ny ahy zao dia ny fiangonana {samia mameno ny anarampiangonany eto aby, hihi} no tiako satria io no hitako ahazoako aimpanahy kokoa sy ahafahako mahalala bebe kokoa an'i Kristy, mahafinaritra ahy koa ny tantaran'ilay Fiangonana sy ny litorjiany koah, fa ny an'i Annn zao dia hafa ny fiangonana hitany ahazoany aimpanahy ao @ Kristy eeeeeeeee.

Noho ireo antony ambony ireo dia za manokana aloha tsy dia mankasitraka ny ekiominisma loatra eee (Sady tsy afaka handresy lahatra an'i Rabingo mihitsy hoe mivadia FJKM na i Karetsaka hoe miova ho Protestanta na i Prime hoe manaova Katolika,hihi) fa ny fantatro fotsiny dia IRAY isika satria manompo Tompo Iray ary samy antsoina hoe Fiangonana Kristianina. :D
48. laloanany ( 16/08/2008 02:51)
laloanany:

Sady tsy afaka handresy lahatra an'i Rabingo mihitsy hoe mivadia FJKM na i Karetsaka hoe miova ho Protestanta na i Prime hoe manaova Katolika,hihi

Za manokana io tsy afaka handresy lahatra io fa tsy haiko aloha nareo raha afaka eeeee, sady raha tsy "kely asa" koa moa ia no hitaona ny olona efa kristianina (=Efa nandray an'i Kristy ho Tompo sy Mpamonjy ny tenany) hoe mivadiha FJKM na Katolika na FLM na ... fa samy manana ny hitany fa mety ho azy ry zareo. Fa raha hiasa ihany re aho, tsy aleoko mitaona ny Silamo sy ny tsy Kristianina ho ao @ Kristy???? @ zay koa mba mahazo kado be avy @ Jesoa eeeee. :D
49. ikaretsaka ( 16/08/2008 04:33)
ny ahy le sosokevitr'i bingo aloha hitako hoe misy mampitombina azy tsara mihitsy hoe

sosokevitra: maninona raha miaraka, raha tsy izany ny fisarahan'ny FJKM, dia ho interpreter-ny sasany hoe:ara-bola, na ara-foko,na ara-niveau intelectuel
ka lasa maha-sarotra ilay evangelisation

marina hoe samy kristianina.. fa raha samy hifampindrana ihany, maninona tsy tonga de manao zavatra iray fotsiny dia samy iny aby na misy ny azoazo sy tsy azoazo amin'ilay finoana , dogma sns... aza?

1) le izy izany efa mazava fa hoe misy izany mindrana kely ny fomban'ny kristianina hafa "izay metimety aminy" ny kristianina @ izao finoana, ito ekeny ito laviny..arak'izay metimety @ sainy ihany io an!!
.
2) tena marina le izy hoe lasa ny sitrapo sy ze maha metimety ny revin'ilay olona na mpitarika no tena mibahana fa tsy izay tena noreleven' Andriamanitra loatra intsony.
nefa vavabavahana ery ny hoe "hatao anie ny sitrapoNao (mantsy an'Atra)...kinanjo ny sitrapoNTSIKA NA NAREO (ilay mivavaka) aloha no lasa priorite

3) ohatra koa hoe pasitera revena mpiangona rao @ fiangonana dia raha voatendry any ankafa iny dia hikomiana, lasa tsy le antson'Atra @ Pasitera hiandry sy hihahy ny vala hafa intsony sy le fanirahany azy mba hamafy any @ hafa indray no important , fa ny mpivavaka tao @ le fiangonany taloha aloha.
indraindray aza hira masina dia esorina satria tsy azoazo dia iny dia pretexte hanorenana fiangonana kely vanjo alika atsy sy eroa
50. boulibouli ( 16/08/2008 13:33)
Miarahaba e!
Ny lohateny eto moa dia hoe FJKM: Tsy mazava????????? fa mba te ahafantatra koa zaho ny fizotran'ny fifidianana synoda FLM tany strasbourg t@ faha 09 sy 10 aogositra 2008 teo ; mba Nazava sa Tsy nazava????????????????? Hisaorana izay mba afaka manazava!!
51. ikaretsaka ( 18/08/2008 05:31)
hono ho'aho..... ny atao hoe FLM tsy hoe malagasy na Madagasikara io le M farany io?
dia inona no ifandraisan'ny strasbourg sy ny Mafagasikara sy ny malagasy
sa Code na tanana any Madagasikara indray io toy ny hoe Toulouse=Toliary , sns??
52. Mandefitra ( 18/08/2008 06:09)
ika:
io iznay le hoe litorjia tsisy lohany sy vodiny fa mandeha araka ny revin'i pasitera..
raha tsary mbola ramaka lery dia manoboka @ 8 ka hatr@ 1 sasany atoandro eo foana...

Tsy zay mitsy no tiako lazaina, sady tsy marina rahateo zany.
Misy drafitra voalamina harahina ny litorjia FJKM : fiarahabana, fiderana fifonanana, famakiana teny, toriteny etc ...
saingy :
Malalaka kokoa Pasitera @ fitarihana sy fanomezana aina ny fotoam-pivavahana.

Fa ny tori-teny raha tsy diso za 15 - 30 mn eo ihany ny faharetany, ny raharaham-piangonana no mety manalava fotoana indraindray (itovizana io).

boulibouli> le izy hoa tsy resaka ifanakianana, fa fitondrana hevitra fotsiny sao mba mahatsara zavatra. Afaka manokatra lohahevitra vaovao ianao mikasika ny FLM dia mba hiara mandinika eo koa.
53. boulibouli ( 18/08/2008 13:04)

tsy nanan-kevitra ny hanakiana mihintsy aho sanatria fa mba manontany vao² momba an'io fifidianana io fotsiny, ataoko fa tsisy mahadiso ny manontany.
54. boulibouli ( 18/08/2008 13:12)
ikaretsaka:

hono ho'aho..... ny atao hoe FLM tsy hoe malagasy na Madagasikara io le M farany io?
dia inona no ifandraisan'ny strasbourg sy ny Mafagasikara sy ny malagasy
sa Code na tanana any Madagasikara indray io toy ny hoe Toulouse=Toliary , sns??

ny atao hoe FJKM angamba ataoko fa mazava aminao ; ny FLM (Fiangonana Loterana Malagasy) ; ka tsy dia mazava amiko loatra no tianao lazaina amin'io resaka hoe Code io. Aleo mba ho an'izay mahatakatra ny fanontaniako no hamaly mba tsy hisian'ny adi-hevitra tsisy vokany e!
55. prime ( 18/08/2008 13:41)
rabingo:
Ny loterana, no nisy taloha, ary misy eran\'izao tontolo izao,
... Ny Loteràna no nisy taloha raha ny asa misiona sy ny fampielezana ny filazantsara nentin\'i Lotera... ekena izany...
rabingo:
ny FJKM, dia ao madagasikara ihany arakin\'ny ananrany
... Ary ny FLM (Fiangonana Loteràna Malagasy) ry Rabingo???

Aza terena ny fomba fijery ka izay ahazoanao azy no ilazanao azy...

Ny FJKM dia mpikambana feno ao amin\'ny \"Alliance Reformée Mondiale\" izay ekena fa ny kalvinista no tena maro mpikambana ao saingy misy kongregasiona marobe ao... ka tsy hoe satria M ny farany dia eto Madagasikara ihany no misy azy... ny ao France izao dia \"Eglise Reformée de France\" no misy ao mitovy rafitra tsy misy tohika amin\'ny FJKM...

Ny rafitra Presbyteriana Synodaly, iorenan\'ny FJKM no ananany fahafahana kokoa mitarika sy mitantana azy mivelatra sy malalaka kokoa... fa rehefa tonga ny Misionera lehibe maneran-tany ao anatin\'io fikambanana io (Reformée), mety ho Batista, mety ho Pentekotista, mety ho Loteràna... sns dia mpiray antoka feno ny FJKM... (niaraha-nahita izany tamin\'ny Misiona lehibe nataon\'Ingahy Billy Graham tamin\'ny fotoan\'androny)
rabingo:
Ny LMS tsy Calviniste, na koa tsy FJKM, fitambaran\'ny mpino tany angletera nanao mission eran-tany izy io, dia ny anglican, ny calviniste anglais(puritaniste), ary ny congregationniste. De tendance congregationniste aza izy, izay mbetika miaraka @ anglikana, mbetika misaraka aminy.
... Aoka lehiretsy a... mila mandalina ny tantaran\'ny fiangonana ianao...

Ny FJKM tsy kalvinista ihany fa firaisan\'ny fiangonana nohavaozina (hetsika reformasiona hatrany am-boalohany...), ka eo no tena mahadiso hevitra anao mihevitra hoe FJKM=kalvinista... ny FJKM dia miray hevitra ihany koa amin\'ny hetsika reformasiona nentin\'i ry de Bèse, ry Farel, ry Knox, ry Jean Hus, ry Vaudois, ry Luther, ry Calvin , ry Zwingli sns... fa tsy mandeha tokana...

Ny LMS dia t@ taona 1818 no efa tonga teto Madagasikara ary novaina ho FKM (Fiangonan\'i Kristy eto Madagasikara ny anarany rehefa tonga fiangonana izy tamin\'ny taona 1929)... ary izy no fiangonana lehibe maha FJKM ny FJKM rehefa tapaka ny hevitra teo amin\'ireo fiangonana telo Protestanta \"reformée\" hitambatra ho iray, dia ny Frenjy Malagasy (FFMA na FMA taloha tonga teto Madagasikara tamin\'ny taona 1853) sy ny Protestanta Malagasy (FPM na MPF taloha tonga teto Madagasikara tamin\'ny 1897)...

Ny FPM (MPF) no tena nampiorina ny hetsika kalvinista nefa dia tsy manan-danja loatra izy raha eo anivon\'ny FJKM (ny taratra akaiky azy indrindra dia ny FJKM \"Paroisse Internationale\" etsy Andohalo)... ny FFMA moa dia somary mikombona kokoa (tamin\'ny faritra miakandrefana rehetra an\'Antananarivo, na an-tanandehibe na ambanivohitra dia Frenjy avokoa manomboka etsy Ampitatafika ka hatrany Tsiroanomandidy sy Soavinandriana... tsy adino amin\'izany ny Misionera Johnson tao Arivonimamo)... fa ny FKM (LMS) no natanjaka indrindra no sady tranainy indrindra, ka izany no nahatonga azy nanan-danja kokoa, manana dian-tanana kokoa eo anivon\'ny FJKM...

Ka ny atao hoe FJKM dia tsy majia majia na nisintaka tatsy sy taroa hoe ahoana fa :

FJKM=fiangonana protestanta naorin\'ny LMS(London Misionary Society)+fiangonana protestanta naorin\'ny FMA(Friends Misionary Association)+fiangonana protestanta naorin\'ny MPF(Mission Protestante Française) na ihany koa,

FJKM=FKM(Fiangonan\'i Kristy eto Madagasikara)+FFMA(Fiangonana Frenjy Malagasy)+FPM(Fiangonana Protestanta Malagasy)

Tamin\'izany, ny Misiona Norveziana dia tamin\'ny 1866 vao tonga teto Madagasikara, nitondra ny fivavahana Loteràna ary tamin\'ny taona 1877 vao tafiditra tao Soatanana raha efa tamin\'ny taona 1870 ny Misionera Richardson (LMS) no efa tonga tao Soatanana...

Ny tsara homarihina dia tsy ny anglisy no nitondra ny Loteràna teto Madagasikara fa ny norveziana...

Rehefa nifanaraka teo anivon\'ny FFPM ny Loteràna sy ny FJKM vao nisy ny fizaram-paritra ka nomena ny Loteràna avokoa ny fiangonana protestanta atsimo rehetra ary nomena ny FJKM ny anivon-tany sy ny avaratra rehetra...
rabingo:
marina fa 1968, no nisy FJKM, fa nanomboka après ny fahaleovantena no nisintaka ny mpitarika, efa taty @ 1968 vao afaka nifanaraka ny mpomba ny LMS, Ny FMMA, sy ny MPF, fa tao aoriana ny fahaleovantena dia samy nanka ho azy.
ary ny fisaratsarahana amin\'izao eo @ FJKM, dia tsy vahiny @ izany ny maha-fiangonana telo nitambatra ,niantombohany.
... Tsy nisy hoe nisintaka izany ny mpitarika fa efa ela no nisy faniriana ny hitambatra...

Tamin\'ny taona 1948 no efa nisy ny fiombonana teo amin\'ny fiangonana telo na dia samy nanana ny azy avy aza... tamin\'ny taona 1953 no niforona ny komity hampitambatra ireo... efa aty amin\'ny taona 1968 vao tanteraka ny fiombonana ka anorenana fiangonana tokana antsoina hoe FJKM... ka ny mpitarika ny FKM (LMS) no nitondra voalohany ny FJKM...

Ka tsy nisy hoe nisintaka taorian\'ny fahaleovantena izany fa samy nanana ny hanitra ho azy na dia teo aza ny faniriana hitambatra ary dia tanteraka izany tamin\'ny 08 aogositra 1968...

Ka raha tena hijery ny tantaran\'ny FJKM ianao dia tsy ny 1968 no fototra iaingany fa ny 1818 niaraka tamin\'ny Misionera David Jones sy Thomas Bevan (LMS) tany Toamasina... ary dia tany Toamasina rahateo 150 taona taoriana no natsangana ny FJKM...
rabingo:
Ny hoe statistika indray, tsy milaza marina , na diso aho, fa izao, ny FJKM dia ny ao andrenivohitra, sy ny renivohi-paritany no misy azy, ny any ambanivohitra dia ny loterana no betsaka(zara raha misy FJKM),
... Fizaram-paritra io sisa Rabingo... raha hianatsimo ianao dia fiangonana Loteràna avokoa no betsaka any na an-tanan-dehibe io na ambanivohitra... fa raha eto anivon-tany sy mianavaratra ianao dia FJKM avokoa no betsaka na ambanivohitra io na an-tanan-dehibe...

Rabingo> Ilay fitambaran\'ny FJKM sy FLM tsy dia misy olana loatra saingy misy lafiny maro tsara ijerena azy fa tsy resaka lehibe sy kely na voalohany sy tafara sns... satria na eo fotsiny aza dia ny FJKM no tranainy kokoa sy lehibe kokoa (raha eo amin\'ny isan\'ny mpino no ijerena azy) noho ny FLM raha eto Madagasikara...

Ny amin\'ny fahalemen\'ny FJKM resahan\'ny namana hafa dia mampandinin-tena tokoa... misaotra anareo... :)

ikaretsaka> Sady misy heriny no misy fahalemeny io rafitra Presbyteriana Synodaly io ka tsara angamba hoe samy mandinika ny azy fa tsy misy tonga lafatra ny rafim-pitantanana sy rafi-pitondram-piangonana eto an-tany na ny an\'iza na ny an\'iza...
56. prime ( 18/08/2008 13:49)
rabingo:
Ny loterana, no nisy taloha, ary misy eran\'izao tontolo izao,
... Ny Loteràna no nisy taloha raha ny asa misiona sy ny fampielezana ny filazantsara nentin\'i Lotera... ekena izany...
rabingo:
ny FJKM, dia ao madagasikara ihany arakin\'ny ananrany
... Ary ny FLM (Fiangonana Loteràna Malagasy) ry Rabingo???

Aza terena ny fomba fijery ka izay ahazoanao azy no ilazanao azy...

Ny FJKM dia mpikambana feno ao amin\'ny \"Alliance Reformée Mondiale\" izay ekena fa ny kalvinista no tena maro mpikambana ao saingy misy kongregasiona marobe ao... ka tsy hoe satria M ny farany dia eto Madagasikara ihany no misy azy... ny ao France izao dia \"Eglise Reformée de France\" no misy ao mitovy rafitra tsy misy tohika amin\'ny FJKM...

Ny rafitra Presbyteriana Synodaly, iorenan\'ny FJKM no ananany fahafahana kokoa mitarika sy mitantana azy mivelatra sy malalaka kokoa... fa rehefa tonga ny Misionera lehibe maneran-tany ao anatin\'io fikambanana io (Reformée), mety ho Batista, mety ho Pentekotista, mety ho Loteràna... sns dia mpiray antoka feno ny FJKM... (niaraha-nahita izany tamin\'ny Misiona lehibe nataon\'Ingahy Billy Graham tamin\'ny fotoan\'androny)
rabingo:
Ny LMS tsy Calviniste, na koa tsy FJKM, fitambaran\'ny mpino tany angletera nanao mission eran-tany izy io, dia ny anglican, ny calviniste anglais(puritaniste), ary ny congregationniste. De tendance congregationniste aza izy, izay mbetika miaraka @ anglikana, mbetika misaraka aminy.
... Aoka lehiretsy a... mila mandalina ny tantaran\'ny fiangonana ianao...

Ny FJKM tsy kalvinista ihany fa firaisan\'ny fiangonana nohavaozina (hetsika reformasiona hatrany am-boalohany...), ka eo no tena mahadiso hevitra anao mihevitra hoe FJKM=kalvinista... ny FJKM dia miray hevitra ihany koa amin\'ny hetsika reformasiona nentin\'i ry de Bèse, ry Farel, ry Knox, ry Jean Hus, ry Vaudois, ry Luther, ry Calvin , ry Zwingli sns... fa tsy mandeha tokana...

Ny LMS dia t@ taona 1818 no efa tonga teto Madagasikara ary novaina ho FKM (Fiangonan\'i Kristy eto Madagasikara ny anarany rehefa tonga fiangonana izy tamin\'ny taona 1929)... ary izy no fiangonana lehibe maha FJKM ny FJKM rehefa tapaka ny hevitra teo amin\'ireo fiangonana telo Protestanta \"reformée\" hitambatra ho iray, dia ny Frenjy Malagasy (FFMA na FMA taloha tonga teto Madagasikara tamin\'ny taona 1853) sy ny Protestanta Malagasy (FPM na MPF taloha tonga teto Madagasikara tamin\'ny 1897)...

Ny FPM (MPF) no tena nampiorina ny hetsika kalvinista nefa dia tsy manan-danja loatra izy raha eo anivon\'ny FJKM (ny taratra akaiky azy indrindra dia ny FJKM \"Paroisse Internationale\" etsy Andohalo)... ny FFMA moa dia somary mikombona kokoa (tamin\'ny faritra miakandrefana rehetra an\'Antananarivo, na an-tanandehibe na ambanivohitra dia Frenjy avokoa manomboka etsy Ampitatafika ka hatrany Tsiroanomandidy sy Soavinandriana... tsy adino amin\'izany ny Misionera Johnson tao Arivonimamo)... fa ny FKM (LMS) no natanjaka indrindra no sady tranainy indrindra, ka izany no nahatonga azy nanan-danja kokoa, manana dian-tanana kokoa eo anivon\'ny FJKM...

Ka ny atao hoe FJKM dia tsy majia majia na nisintaka tatsy sy taroa hoe ahoana fa :

FJKM=fiangonana protestanta naorin\'ny LMS(London Misionary Society)+fiangonana protestanta naorin\'ny FMA(Friends Misionary Association)+fiangonana protestanta naorin\'ny MPF(Mission Protestante Française) na ihany koa,

FJKM=FKM(Fiangonan\'i Kristy eto Madagasikara)+FFMA(Fiangonana Frenjy Malagasy)+FPM(Fiangonana Protestanta Malagasy)

Tamin\'izany, ny Misiona Norveziana dia tamin\'ny 1866 vao tonga teto Madagasikara, nitondra ny fivavahana Loteràna ary tamin\'ny taona 1877 vao tafiditra tao Soatanana raha efa tamin\'ny taona 1870 ny Misionera Richardson (LMS) no efa tonga tao Soatanana...

Ny tsara homarihina dia tsy ny anglisy no nitondra ny Loteràna teto Madagasikara fa ny norveziana...

Rehefa nifanaraka teo anivon\'ny FFPM ny Loteràna sy ny FJKM vao nisy ny fizaram-paritra ka nomena ny Loteràna avokoa ny fiangonana prote
57. ikaretsaka ( 18/08/2008 14:10)
miombona rankizy fa sampy mpindrana an sy samy propesta a
58. prime ( 18/08/2008 14:19)
ikaretsaka> Angaha moa tsy miombona tokoa!!! raha tsy izany tsy misy ny FFPM...
59. ikaretsaka ( 19/08/2008 02:54)
a le ffpm to anarany fotsiny ko (ivereno vakiana hatrany ambiony le hevitra
60. entomitohi ( 19/08/2008 06:41)
Miarahaba antsika rehetra,
Hitako fa tena misy mafana fo @ maha-FJKM azy eto ary tena mahalala izay arahany tokoa, eo indrindra no mba tiako hametrahana fanontaniana:

-Maninona no maro ireo Fiangonana FJKM zay toa tsy mifanaraka loatra @ fototra apetraky ny Foibe ohatra: ny Filazana ny anaran'i Jesosy ho Jesoa.

- Maninona no maro ireo Fiangonana no tsy manaja ny mpitarika misy ao aminy(Mpitandrina no tiana ho lazaina), ka mitady hanala azy ireny, misy mihintsy izy ireny no miafara amin'ny Fiakarana Fitsarana.

- Mbola manana zavatra maro hanontaniana saingy ampy aloha ireo.

Tsy mitady zay hampisaraka fa kosa mba saina te-halala fotsiny hahalalana ny lalana izorana.

Vaovao farany: Hanampy ny FFPM atsy ho atsy ny METM.

Mirary soa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0087