Misara-toerana andro vitsivitsy

1. ni81 ( 08/08/2008 06:59)
Misy aminareo lehilahy raha vao misara-toerana andro vitsivitsy @ ramatoa, ohatra hoe: mandeha manao tournée, nisy fahoriana dia tsy afaka niaraka (noho ny asa) satria lavitra ilay toerana, lavalava kokoa ny fialan-tsasatry ny mpianatra dia madama sy ny ankizy tsy tafaverina ao an-trano, sns... Dia tratry ny fakam-panahy ary milaza fa mitady roue de secours :) Ataovy ny fiarovan-tenanareo.
novalian'i ratonga ny 10/08/2008 20:39
2. miarina ( 08/08/2008 08:04)
Raha azoko tsara izany dia nanaovany bandy roue de secours ndray toi ry ni81. :-p

Miankina amin'ilay olona ihany io tsy ny bandy ihany fa ny sipa koa misy manao izany. Filana toy ny filana rehetra io ka misy olona mety tsy mahatanty misy tsy mivadika atidoh a amizany
3. ni81 ( 08/08/2008 08:13)
Raha azoko tsara izany dia nanaovany bandy roue de secours ndray toi ry ni81.
Tsy nanaovany roue de secours aho kah! :) fa mba miresaka fotsiny ny zava-misy ary manontany ny hevitry ny tsi-11 momba io toe-javatra io.
4. ainaheri ( 08/08/2008 08:55)
Aona mopa ny leh fona no tsy maintsy tonga @ zay toerana zay ee?? Misy kou anie ny veh manala hidi² ee :lol: ,io zany arakaraka ny fipetraky ny zava-misy:raha somary madiditra ny leh d mifitsaka ny vavy,fa raha maontina kosa ny bandy d midingin-drambo ramatoa.....Ilay mitady roue d secours,angamba ataoko ifanaovan'ny andaniny sy ny ankilany iny :-P
5. ni81 ( 08/08/2008 09:06)
Aona mopa ny leh fona no tsy maintsy tonga @ zay toerana zay ee?? Misy kou anie ny veh manala hidi² ee ,io zany arakaraka ny fipetraky ny zava-misy:raha somary madiditra ny leh d mifitsaka ny vavy,fa raha maontina kosa ny bandy d midingin-drambo ramatoa.....Ilay mitady roue d secours,angamba ataoko ifanaovan'ny andaniny sy ny ankilany iny
Ka zà vehivavy dia manontany aho hoe ny lehilahy, satria zà mahafantatra ny toetrako hoe tsy hitady "roue de secours" zany; fa mbola ho avy eo ny namana sasany hilaza ny heviny.
6. ainaheri ( 08/08/2008 09:14)
Atraty kou tsy mitady roue d secours io,kanefa za mahalala veh zay manambady nampiasa roue d secours,nabotsiny farany zay ngeza aza ilay roue d secours :roll: :-P (tsy secours tsony lol)
7. ni81 ( 08/08/2008 09:58)
Atraty kou tsy mitady roue d secours io,kanefa za mahalala veh zay manambady nampiasa roue d secours,nabotsiny farany zay ngeza aza ilay roue d secours (tsy secours tsony lol)
ka tena samy manana ny teotrany mihitsy e! Misy tombony ho azy angamba ny nampibontsinany ilay izy farany ngeza! :lol: :lol: sa ahoana?
8. ainaheri ( 08/08/2008 10:51)
Zay mitsy,misy anie ny veh mba hieritreritra oe,te hanao ny ataondrangah kou,kanefa tsy mitovy anie ee....Ny an-drangah manatitra,fa ny veh anaterana,d raha @ iny fotoan'androny iny no mibontsina d aona? Ilay vady ihany ve no tazomina? Raha tsy mahalala alou ilay rangah d mety mijabaka ee,kanefa tsy maintsy kobo ihany indray andro any :lol:
9. tstn ( 08/08/2008 12:42)
Manao ahoana daholo!
Efa ela ihany aho no efa membra fa androany aho vao andray anjara @ ity resaka ity fa manitikitika ahy ilay hevitra.
Ilay resaka roue de secours dia miankina @ tsi11 fa tokony hifanarahana hatrany @ voalohany na samy tsy misy mahalala izay ataon'1 any alavitra any aza.
10. tstn ( 08/08/2008 12:47)
Na mavesata rangah na magididy ramatoa, tokony samy miafy mba ho fanajana ilay fiombonana.
11. kalazagasy ( 08/08/2008 12:56)
Arakaraka ny tsi11 io fa tsy voatery, misy aza tsy miandry fisarahan-toerana akory defa manana roue de secours, misy ny tena maharitra sy afaka miandry.
Fa aza adino koa fa misy lhl mihindrana kely an' Mme La Main alo mandrapaha ??? (ozy le namako iray lasa lavitra be zay, sy nanao vazivazy tamiko) :-D :-D :-D
12. RATOVOARY ( 08/08/2008 14:38)
Ny toe-tsainanao foana no mitondra an'io, ny fahazaran-dratsy koa etsy an-daniny.Raha zatra nampirafy sipa enao fony mbola tao anatin'izany de sarotra aminao ny hiala izay na de efa mana-tokatrano aza fa de maromaso lava eny.
Izy io nge tsy hoe ny lehilahy irery ihany koa no mpanao azy io
Ka zà vehivavy dia manontany aho hoe ny lehilahy, satria zà mahafantatra ny toetrako hoe tsy hitady "roue de secours" zany; fa mbola ho avy eo ny namana sasany hilaza ny heviny.
Ny toetranao no fantatrao fa ny ankoatra anao tsy hitovy fomba fijery aminao. Ny an'ny sasany entin'ny fitiavan-damôdy fotsiny de ny vata-tenany no antaony sorona hanitsakitsahany ilay efa nekeny ho vady avy eo lazaina fa nahita bizna kely na sahala amin'izay de ampiesonina rangahy. Ary ny mahagaga de izy manao ny ataony indray no avo vava raha vao misikotra resaka lalindalina ny lehilahy. Izany koa anefa tsy midika fa manome vahana ny lehilahy aho amin'io lafinjavatra io fa samy tsy mendrika daholo raha samy manao ny ataony.
Tsy misy ohatry ny mifanaja sy mifampatoky raha te-ho haharitra eo @ tokan-trano sy hahita filaminana.

13. ni81 ( 09/08/2008 06:40)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/NY%2BFITIA/video/x464ba_fitia-voahasina-ny-ainga_music
14. sff ( 09/08/2008 06:55)
Ianao tsinona vehivavy dia tsy mitady roue de secours.


Bêche de secours dia lasa izao :-D :-D :-D
15. ainaheri ( 09/08/2008 07:43)
sff>> aona kou zany bêche d secours zany? :-P :D
16. ni81 ( 09/08/2008 15:04)
Ianao tsinona vehivavy dia tsy mitady roue de secours.

Bêche de secours dia lasa izao
Tsy mitady n'inon'inona aho fa mipetraka @ zay ananako kah! :)
17. carson ( 09/08/2008 15:24)
ni81:

Misy aminareo lehilahy raha vao misara-toerana andro vitsivitsy @ ramatoa, ohatra hoe: mandeha manao tournée, nisy fahoriana dia tsy afaka niaraka (noho ny asa) satria lavitra ilay toerana, lavalava kokoa ny fialan-tsasatry ny mpianatra dia madama sy ny ankizy tsy tafaverina ao an-trano, sns... Dia tratry ny fakam-panahy ary milaza fa mitady roue de secours :) Ataovy ny fiarovan-tenanareo.




fanitarana kosa ilay hoe andro vitsivitsy, midepr tany angambany ianao dia manala fo eto
18. ni81 ( 09/08/2008 15:34)
fanitarana kosa ilay hoe andro vitsivitsy, midepr tany angambany ianao dia manala fo eto
sanatria dia sanatria tompoko!
19. ni81 ( 09/08/2008 15:42)
fanitarana kosa ilay hoe andro vitsivitsy, midepr tany angambany ianao dia manala fo eto
Tsy fanitarana fa resaka tiana hiadian-kevitra no atao, satria niresaka t@ olona aho dia hoy taminy hoe aleo ataoko ao @ dinika io resaka io ahitana izay hevitry ny be sy ny maro. Fa raha mi-dépr araka ny voalazanao aho inona no tsy nandehanako nanatona psy?
20. kalazagasy ( 09/08/2008 19:12)
Aokanareo ni81 fa olona mbola tsy nisy nihindrana io a.

Ny ahy averiko iany hoe miankina @ tsi11 io, miankina @ fifampitokisana, miankina @ fifankatiavana, miankina @ fahazarana, + bedabe, fa tsy voatery.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2288