Misara-toerana andro vitsivitsy

21. ni81 ( 09/08/2008 19:20)
Aokanareo ni81 fa olona mbola tsy nisy nihindrana io a.
:lol: :lol: :lol:
22. kalazagasy ( 09/08/2008 20:18)
ni : nga mo tsy zany ndray le rasaka tatsy ambadika tatsy? Ny entana avy nampindramina tsy maintsy misy fahasimbàna sy fahavoazana foana. Enao mbola dòro be fa tsy mbola nisy nindrana. Za alo mbola tsy sahy mindrana e. (ssshhh, HS tsika)
23. ni81 ( 09/08/2008 20:33)
ni : nga mo tsy zany ndray le rasaka tatsy ambadika tatsy? Ny entana avy nampindramina tsy maintsy misy fahasimbàna sy fahavoazana foana. Enao mbola dòro be fa tsy mbola nisy nindrana. Za alo mbola tsy sahy mindrana e. (ssshhh, HS tsika)
:-D :-D :-D aleo mipetraka @ izay ananan'ny tena e! tsy misy simba sady tsy misy very!
24. ratonga ( 09/08/2008 20:59)
ni81:
:-D :-D :-D aleo mipetraka @ izay ananan'ny tena e! tsy misy simba sady tsy misy very!

ka lé fananana zany tsy eo an-toerana ko :-D :-D
25. ni81 ( 09/08/2008 21:03)
ka lé fananana zany tsy eo an-toerana ko
=)) =)) =)) dia miandry e!
26. kalazagasy ( 09/08/2008 21:05)
dia miandry e!

D zay ilay mahatonga ilay fihindramana vetivety. :-D
27. ratonga ( 09/08/2008 21:10)
zay drindra mantsy :-D :-D
28. ni81 ( 09/08/2008 21:12)
zay ilay mahatonga ilay fihindramana vetivety.
Io aloha samy manana ny safidiny e!
29. ratonga ( 09/08/2008 21:18)
mety zay ko ny safidin'lé indramina :-D
30. ni81 ( 09/08/2008 21:22)
mety zay ko ny safidin'lé indramina
ie safidin-dry zareo io izany e! :)
31. diamondra27 ( 10/08/2008 08:34)
ngah tsy henonareo ilay blagy gasy sms e!

nisaratoerana hono le mpivady de 1mois taty aoriana tsy nahitana vaovao mihintsy ilay lhl fa izy moa izany no nanao mission tany anindrana. Dia nandefa sms ramatoa we: aza adino fa manambady enao an JTM

Dia novalian-drangahy soa amantsara le sms we: tena tara loatra vao tonga le sms ry neny a>

ka raha ohatran'io aloha le izy de tsy misy indrana izany fa tonga de nitazona le 2eme bureau koa
32. ni81 ( 10/08/2008 08:37)

:lol: :lol: vao tsy ela io no teto @ sera².
33. kalazagasy ( 10/08/2008 09:34)
Misy tokoa aloha ny lhl dia tena mahavita mihindrana vetivety refa tsy eo akaiky fotoana vitsivitsy ny vhv, ny vhv indray tsy mahay mihindrana fa tonga dia maharitra na dia efa eo akaiky aza ny lhl. Diso ve zany?
34. fahamarinana ( 10/08/2008 10:57)
:arrow: tena vao haigana aho naheno namana zay,mpakany dago foana,manao trano e,manao chateau e,zay no vetesin'ny zanany satria zay no lazain'ny dada e.Nafarana ireto vady aman-janaka ,namidy ny fananana rehetra,navotsotra ilay trano nipetrahana taty dia roso tokoa hany zany.Kinanjo tany dago,hay ity ranamana efa nanana sipakely dia nahagaga mbola nanafatra ny vady aman-janaka atao inona ? Dia niverina aty andafy ndray ramatoa sy ny zanany,départ à 0,mahonena e...mampalahelo...
Ny tiako ambara fontsiny hoe rehefa mahita mahasosasoa tokony mifampitsodrano fa tsy manadary e...lehilahy ihany no mpanao an'io :-P (l)
35. ni81 ( 10/08/2008 11:19)
tena vao haigana aho naheno namana zay,mpakany dago foana,manao trano e,manao chateau e,zay no vetesin'ny zanany satria zay no lazain'ny dada e.Nafarana ireto vady aman-janaka ,namidy ny fananana rehetra,navotsotra ilay trano nipetrahana taty dia roso tokoa hany zany.Kinanjo tany dago,hay ity ranamana efa nanana sipakely dia nahagaga mbola nanafatra ny vady aman-janaka atao inona ? Dia niverina aty andafy ndray ramatoa sy ny zanany,départ à 0,mahonena e...mampalahelo...
Ny tiako ambara fontsiny hoe rehefa mahita mahasosasoa tokony mifampitsodrano fa tsy manadary e...lehilahy ihany no mpanao an'io
mahonena tokoa ny tahaka izany ange e! ary marina mihitsy ny teninao hoe tokony hifampitsodrano no metimety kokoa, saingy aleony nanao boloky lahy homan-boatseva e! 8O
36. ratonga ( 10/08/2008 20:23)
kala-ni:
boloky lahy homan-boatseva

in ko no dikan'izany :roll: :°)
37. ni81 ( 10/08/2008 20:26)
in ko no dikan'izany
tena tsy mahay sa mananihany? :) Mamy ny atsy ary fy koa ny aroa no dikany e! :lol:
38. ratonga ( 10/08/2008 20:39)
tena tsy mahay :P fa tsara kosa zany tia ny rehetra :°) :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7002