AMENA !!!

1. niryna ( 07/08/2008 16:51)
Inona no hevitra tiana ho tenenina amin'io teny kely io ?
Aminao inona no mahatonga anao mamarana ny teny hoe AMENA
(l) niryna
novalian'i niryna ny 16/09/2008 17:04
2. badboy ( 07/08/2008 17:04)
Satria mangataka de amena!! :-D :-D :-D
3. cutie ( 07/08/2008 17:06)
lol
fanontaniana manitikitika: manin tokoa wa refa mivavaka de tsy maintsy we mangataka foana e :)
4. cutie ( 07/08/2008 17:13)
niryna [ Valio ] 07-08-2008 18:51:50
Lohateny : AMENA !!!
Inona no hevitra tiana ho tenenina amin'io teny kely io ?

http://en.wikipedia.org/wiki/Amen
5. kalazagasy ( 07/08/2008 21:56)
Inona no hevitra tiana ho tenenina amin'io teny kely io ?
Aminao inona no mahatonga anao mamarana ny teny hoe AMENA

Nga tsy hoe "vita tompoko" no dikan'io?
6. ikaretsaka ( 07/08/2008 23:32)
cutie:

lol
fanontaniana manitikitika: manin tokoa wa refa mivavaka de tsy maintsy we mangataka foana e :)



ireo mihevitra an'Atra ho magiciens sy genie de la lampe no manao izany ko.
za manokana na misangisangy miaraka @ cutie aza mivavaka
7. niryna ( 08/08/2008 04:21)
badboy:

Satria mangataka de amena!! :-D :-D :-D

izay v e no antony anao amen ?
8. niryna ( 08/08/2008 04:28)
cutie:

lol
fanontaniana manitikitika: manin tokoa wa refa mivavaka de tsy maintsy we mangataka foana e :)

maro no endrika hilazana fa mivavaka isika ka,fa amin'ny ankampobeny dia mitady zavatra aminy foana isika.
Midera azy,misaotra azy fa tsara izy ,mankalaza ny anarany,manome hasiny azy,mahatsiaro ny soa lehibe vitany,tsy mendrika hiantso ny anarany akory kanefa noho ny fahasoavana sy ny fiadanana dia novonjeny isika (by the grace we are saved) ..dia mivavaka ny hafa koa isika fa tsy ny tenantsika ihany,firenena ny mpitondra ,ny marary,ny mahantra,ny fianakaviana sns ...marobe ilay izy ....ary mitsodrano ny hafa (give blessing to others ) ... hitan'i cutie fa tsy mangataka foana eto no azo atao rehefa miresaka Aminy !
Mifona ,mangataka famelankeloka .....mbola manginy fotsiny ireo sy ny maro izay tsy voatanisa...

9. niryna ( 08/08/2008 04:30)
cutie:

niryna [ Valio ] 07-08-2008 18:51:50
Lohateny : AMENA !!!
Inona no hevitra tiana ho tenenina amin'io teny kely io ?

http://en.wikipedia.org/wiki/Amen

misaotra aky pissoa nizara a

:-*
10. niryna ( 08/08/2008 04:34)
kalazagasy:

Inona no hevitra tiana ho tenenina amin'io teny kely io ?
Aminao inona no mahatonga anao mamarana ny teny hoe AMENA

Nga tsy hoe "vita tompoko" no dikan'io?

toa mamarana ny vavaka foana tokoa ilay teny hoe amen e.
Kristy koa antsoina hoe Amena
:roll: aiza koa izany ?

14 Ary soraty ho amin'ny anjelin'ny fiangonana any Laodikia: Izao no lazain'ny Amena, dia Ilay Vavolombelona mahatoky sy marina, Izay niandohan'izao zavatra noharin'Andriamanitra izao: Apok 3:20

11. niryna ( 08/08/2008 04:37)
ikaretsaka:

cutie:

lol
fanontaniana manitikitika: manin tokoa wa refa mivavaka de tsy maintsy we mangataka foana e :)



ireo mihevitra an'Atra ho magiciens sy genie de la lampe no manao izany ko.
za manokana na misangisangy miaraka @ cutie aza mivavaka
ary tena be pride loatra ikaretsaka ,tsy izy aho fa ry zareo toa izao sy izao ....mila manetritena foana isika ary tsy tokony hizahozaho fa mijery ny hafa ambony noho isika foana. izay manetritena no asandratra ary izay manandra-tena no ahetry . sorry ika


:-* :-*
12. tywa68 ( 08/08/2008 06:18)
Amen : teny famaranana vavaka, "ho tanteraka anie izany vavaka izany".
Ohatran'ilay hoe : hiara-hivavaka isika tompoko, hiantsoana an'ilay fifantohan'ny saina sy fò @ilay fotoana hivavahana iny.
13. prime ( 08/08/2008 11:39)
Efa notsongain'i cutie ny saiky nambarako... misaotra cutie...

niryna:
Hoy i cutie:


Voalaza teo :
niryna [ Valio ] 07-08-2008 18:51:50
Lohateny : AMENA !!!
Inona no hevitra tiana ho tenenina amin'io teny kely io ?

Jereo eto


misaotra aky pissoa nizara a

niryna> i cutie fa tsy i pissoa ilay nanome takelaka wiki mazava tsara io... :)
14. simplex ( 08/08/2008 14:38)

:D:D:D

nafamadiky ry zalah ny saka sy ny saka :lol: :lol:

amen ^:^
15. cutie ( 08/08/2008 14:42)
aza afangaro wa ny piso sy ny saka :-D
16. ikaretsaka ( 08/08/2008 16:23)
niryna:



ireo mihevitra an'Atra ho magiciens sy genie de la lampe no manao izany ko.
za manokana na misangisangy miaraka @ cutie aza mivavaka
ary tena be pride loatra ikaretsaka ,tsy izy aho fa ry zareo toa izao sy izao ....mila manetritena foana isika ary tsy tokony hizahozaho fa mijery ny hafa ambony noho isika foana. izay manetritena no asandratra ary izay manandra-tena no ahetry . sorry ika


:-* :-*


tsy pride izany fa franckliness
ary filaza ny ataoko sy ny ataonareo
17. todisoa2 ( 09/08/2008 14:10)
Amena= ho tanterka anie izany, Ilay tanteraka, ......
18. ikaretsaka ( 09/08/2008 14:33)
de raha nivavaka ianao ka nanao amen.. kanefa le izy tsy mbola tanteraka foana dia tsy amen izany?
19. niryna ( 10/08/2008 03:59)
niryna:

cutie:

niryna [ Valio ] 07-08-2008 18:51:50
Lohateny : AMENA !!!
Inona no hevitra tiana ho tenenina amin'io teny kely io ?

http://en.wikipedia.org/wiki/Amen

misaotra aky pissoa nizara a

:-*

azafady pissoa sy cutie a

:oops: :cry: :-* :-*
20. niryna ( 10/08/2008 04:02)

cutie:

lol
fanontaniana manitikitika: manin tokoa wa refa mivavaka de tsy maintsy we mangataka foana e :)

ikaretsaka:


ireo mihevitra an'Atra ho magiciens sy genie de la lampe no manao izany ko.
za manokana na misangisangy miaraka @ cutie aza mivavaka



:roll: :cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0853