AMENA !!!

21. niryna ( 10/08/2008 04:03)
cutie:

aza afangaro wa ny piso sy ny saka :-D

samy mahafatifaty kely daholo na piso na saka ka . :-* :-*
22. niryna ( 10/08/2008 04:04)
todisoa2:

Amena= ho tanterka anie izany, Ilay tanteraka, ......


msaotra Tody a
:-*
23. ikaretsaka ( 10/08/2008 16:51)
niryna> betsaka mihitsy no mihevitra an'andriamanitra ho genie de la lampe ka... vavabavaka eo de mangaraka de mahazo de tehaka ho an'i Jesosy....
lasa Magician god na sanatria ohatran'ny saka hoe meo meo meo dia mahazo le "amena" (ooops omena manko e)
dia lasa heveriny fa toy ny ny tompon-tsaka ilay Atra ka hanome azy foana.
de s'aveo tsary mifanaraka @ tadiaviny le azony de....zay @ izay ny fallaway!
24. todisoa2 ( 12/08/2008 07:48)
niryna:

todisoa2:

Amena= ho tanterka anie izany, Ilay tanteraka, ......


msaotra Tody a
:-*


Tsisy fisaorana zoky ô!!! Antso iraisana nge ne ntsika e!!!! Za tena itako falifaly lava ô!!!! Praise the Lord nyrina a!!!

:-*
25. prime ( 12/08/2008 16:52)
todisoa,niryna> Deraina anie Andriamanitra noho ny ambaranareo... ^:^
26. cutie ( 12/08/2008 16:59)
27. ikaretsaka ( 13/08/2008 02:50)
amin'ny ambaran'ilay akama io ihany ve andriamanitra no mendrika fiderana?
mba fatra-pifidy "fiderana koa ireto "mpidera" an'andriamanitra ireto..
sao kosa de mba mpideradera fahatany aza??
28. prime ( 13/08/2008 12:37)
ikaretsaka> an'Andriamanitra ny voninahitra ary mendrika izany amin'ny fahatsarany rehetra Izy rehefa misy olona manambara ny momba Azy na ny voninahiny...

Inona no mahasarotiny anao amin'ny fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra?
29. ikaretsaka ( 13/08/2008 13:53)
ka rehefa misy olona mabambara ny momba Azy sy ny voninahiny ihany (ka nahafaly sy itovian'ilay mihaino hevitra) ve vao mendrika omena dera Izy?

tsy sarotiny aho fa gaga? @ le hoe fidifidianareo iznay ny fanomezana voninahitra an'Atra
30. niryna ( 13/08/2008 16:07)
ikaretsaka:

de raha nivavaka ianao ka nanao amen.. kanefa le izy tsy mbola tanteraka foana dia tsy amen izany?


angamba tsy azonao ilay izy,tsy izay rehetra ka angatahintsika aloha dia omen'Atra antsika aoka aloha hazava tsara a.mivavaka, mangataka fifonana,mamela heloka olona ,misaotra azy ireo no karazana vavaka tokony atao fa tsy ny omeo ,omeo foana kosa aloha,sady raha tsy mino azy koa ataony ahoana no angataka any aminy tsy misy connection... misaotra azy isika fa tiany foana na dia ratsy aza,izy tokoa no nifidy antsika fa tsy isika no nifidy azy.
Amena hoy tody ho tanteraka tokoa anie ny sitraponao ,izany hoe rehefa mangataka isika dia tsy ny sitrapontsika no endrasantsika ho tanteraka na manana hetaheta toy izao sy izao aza isika,izay zavatra mipoitra amin'ny fiainantsika dia mahasoa antsika avokoa Amena ... oops
31. niryna ( 13/08/2008 16:23)
ikaretsaka:

niryna> betsaka mihitsy no mihevitra an'andriamanitra ho genie de la lampe ka... vavabavaka eo de mangaraka de mahazo de tehaka ho an'i Jesosy...
ka inona moa no olanao amin'izany ? Aiza indray ny olona no angataka ? ny olona mitovy aza tsy azahoana ? ny olona manana sy mahalala an'Atra dia any Aminy irery no mamikitra ny fiainany iray manontola ary Atra dia tsy mbola namoa ka vava tao anatin'ilay boky volamena (ny baiboly io an) hoe tsy mila mangataka amiko intsony ika... noho izany andramo ,mianara mangataka any Aminy Irery ,aza asiana mpanelanelana hafa satria Atra saro-piaro Izy ary tiany ho Azy Irery Ika.Andramo ka zahao fa tsara Izy ary mandrakizay ny famindram-pony..
hatramin'izao dia mbola tsy nangataka zavatra tamin'ny Anarako hianareo hoy i kristy ....ny dikany mbola marobe ny olona mety tsy mahalala na tsy te ahalala na mahalala fa mody tsy te ahalala na milaza mahalala kanefa tsy tena mahalala no mangataka zavata any ivelan'ilay Atra sy ny Zanany..
ikaretsaka:

lasa Magician god na sanatria ohatran'ny saka hoe meo meo meo dia mahazo le "amena" (ooops omena manko e)
dia tsy misy olana koa izany ,izy angatahin'ny olona aza tsy tezitra koa inona moa no mahasempotsempotra antsika amin'izany ,,,aza mitsahatra ny mangataka aminy na inona na inona fa raha mifanaraka ny lalana efa notendreny ho an'ika dia omeny foana ....mifona aloha,mibebaha,mamela heloka ary dia misaora azy hatrany tamin'izay rehetra nomeny an'ika na fahasalamana io na inona na inona eny fa na ny fiainana izay misy anao ka nahatonga anao tamin'izao toerana misy anao izao aza dia tsy avy amin'ny sainao na fahalalanao na ny harenao na ny fahaizanao fa [b] avy aminy avokoa
.Ary dia ho deraiko manoka tokoa ny anarany tamin'izay rehetra nataony tamiko sy mbola ataony amiko ...
ikaretsaka:

dia lasa heveriny fa toy ny ny tompon-tsaka ilay Atra ka hanome azy foana.
de s'aveo tsary mifanaraka @ tadiaviny le azony de....zay @ izay ny fallaway!
ka izay anie no hamakiana ny boky volamena e,ao anatiny ao daholo izany ,miverana ary mamaky io baiboly izay noheverinao fa tsy ao ihany no ahitana ny valinteny rehetra,izaho kosa anie milaza aminao fa na inona olana na inona mitranga dia ao anatin'ny baiboly avokoa no valiny.Tsy midika hoa aza manao recherche hianao
mahereza fa Atra Velona no ATra resahina eto .Namaly ny antso,namaly izay nangataka ary mbola mamaly izay rehetra mitady Azy.Nandaitra tamiko ,nandaitra tamin'ireo nijoro vavolombelona ary mbola andaitra ho an'izay mitady Azy ihany koa .
(l) niryna
32. niryna ( 13/08/2008 16:25)
ikaretsaka:

amin'ny ambaran'ilay akama io ihany ve andriamanitra no mendrika fiderana?
mba fatra-pifidy "fiderana koa ireto "mpidera" an'andriamanitra ireto..
sao kosa de mba mpideradera fahatany aza??



:roll: =))=)) :oops:
33. ikaretsaka ( 14/08/2008 03:10)
nga koa ao anaty boky voalemana sy mamaky boky volamena ihany vao manao amen?
mila miodina any israely tokoa i niryna ity ka
dia ho gaga haheno amen eraky ny arabe rehefa manao ny jiosy hoe "mba marina mafy ee..."

rehefa miodina ao bethlehema sy nazareta le @ le mpivarotra saple sy lakroa sns...vita @ ratsan'oliva nalaina tery an-tendrombohitra nivavahan'i jesoa ianao dia adalao le mpivarotra hoe ..tena teny ve ny hazon'oliva nanaovana an'ity saple na ity lakroa ity no nalaina dia modio tsy mino hoe tena teny ireo no nalaina.....fa! "amen amen" be no avaliny anao... ny tiany lazaina eto dia hoe mba "marina mafy e..na hoe tena serieux izany"
34. niryna ( 14/08/2008 04:44)
prime:

ikaretsaka> an'Andriamanitra ny voninahitra ary mendrika izany amin'ny fahatsarany rehetra Izy rehefa misy olona manambara ny momba Azy na ny voninahiny...

Inona no mahasarotiny anao amin'ny fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra?

aleloia ho deraina mandrakizay anie ny anaran'ilay Atra mahery,ny voninahitra anie ho Azy mandrakariva AMENA DIA AMENA

35. ikaretsaka ( 16/08/2008 19:40)
amen ry niryna fa tsy AMENA AMENA izao an..

ny inonao no men-amena??
sa le kilalao taloha fahazana hoe aminaaaaa amenaaaaaa?

fa tsetsatsetra tsy azoko tokoa ny nampisy A tampoka io rehefa lasa teny gasy an!
naninona tsy natao hoe "amenina" ohatra rehefa tena hogasiana ihany?
36. fahamarinana ( 17/08/2008 13:04)
:arrow: ika ity mampihomehy ndraindray na dia tsy te hikakaka eto aza.. :-D (l)
37. pissoa ( 17/08/2008 13:30)
Ary zay zaho vao tato !

Niryna : refa sary saka fotsy kely mafatifaty kely dia cutie fa zaho le sary kely miloloha anana io :-D :-D :-D
(Efa hitako ilay miala tsiny ery ambony fa mananihany aho)

ikaretsaka:

ka rehefa misy olona mabambara ny momba Azy sy ny voninahiny ihany (ka nahafaly sy itovian'ilay mihaino hevitra) ve vao mendrika omena dera Izy?

tsy sarotiny aho fa gaga? @ le hoe fidifidianareo iznay ny fanomezana voninahitra an'Atra

Toa tsy niteny mihitsy izy hoe eo ihany Andriamanitra no mendrika omena dera fa i Ikaresaka no tonga dia nitsambikina tamin'io fitsarana be fahatany io sahady indray.
Midera an'Andriamanitra izy noho ny nambaran'ny namana ... fa tsy midika izany fa noho ilay nambaran'ny namana teto ihany izy no midera an'Andriamanitra. (Nandoha vola i Ikaretsaka noho ny fametrahana fiara amin'ny tsy tokony hametrahana azy, fa tsy midika izany fa noho ny fametrahana fiara amin'ny tsy tokony hametrahana azy ihany no handoavan'i Ika vola amin'ny fiainana. Aza maika mitsambikina ...)

:-D :-D :-D :-D :-D
38. ikaretsaka ( 17/08/2008 15:13)
mitovy @ le resak'isika t@ le mougabe ange io e
eto izao io miseho io fa nahafaly azy sy azoazon'ny zanak'atisohany ny nambaran'ny namana de "dera" ho an'Atra hono
fa raha tsy nahafaly azy sy tsy maha d'accord azy ny zavatra iray....ny lazaiko ohatra .. tsy misy "dera sy voninahitra ho an'Atra" miainga eo fa ny hamaly an'Ikaretsaka aloha an! :-D :-D :-D


marina any izany (AMENA) i tell you! :-D :-D :-D
39. pissoa ( 17/08/2008 15:31)
Raha tsy tadidin'i Ikaretsaka dia tsy sahy manambara akory i Ikaretsaka raha heverin'i Ikaretsaka fa tsara ny Andriamanitra inoan'Ikaretsaka na tsia tamin'iny resatsika iny ... Ka raha olona tahaka izany dia tsy mahagaga ahy raha be fitsara foana isaky ny misy midera na misaotra an'Andriamanitra :wink: :-D :-D :-D :-D :-D
40. niryna ( 18/08/2008 04:42)
pissoa:

Ary zay zaho vao tato !

Niryna : refa sary saka fotsy kely mafatifaty kely dia cutie fa zaho le sary kely miloloha anana io :-D :-D :-D
(Efa hitako ilay miala tsiny ery ambony fa mananihany aho)
hi,hi,taiza foana aky indry a

ikaretsaka:

ka rehefa misy olona mabambara ny momba Azy sy ny voninahiny ihany (ka nahafaly sy itovian'ilay mihaino hevitra) ve vao mendrika omena dera Izy?

tsy sarotiny aho fa gaga? @ le hoe fidifidianareo iznay ny fanomezana voninahitra an'Atra
aza mitsahatra ny midera aza isika ,isaory ny fahasoavana lehibe nomeny anao,ny fahasalamana ,eny na dia mandalo sarotra aza isika isaory izy ary dia aza mitsahatra mivavaka Azy.ka farano ny hoe enga anie tsy ny sitrapoko no tanteraka fa ny anao ...Amena ....ho tanteraka tokoa anie izany vavaka nataoko @ anaraNy izany ....dia ahoana indray hoe raha toa ka tsy tanteraka? dia miandry fa aza mitsahatra ny misaotra azy tsy ny soa ihany no azontsika amin'Atra fa ny ratsy koa,mety ratsy amintsika fa nataony kosa izany mba hasandratsika ny voninahiny sy hitadiavantsika Azy satria tsy mahavita tena isika raha tsy miaraka aminy ......ho an'ny mpino rehetra io
pissoa:

Toa tsy niteny mihitsy izy hoe eo ihany Andriamanitra no mendrika omena dera fa i Ikaresaka no tonga dia nitsambikina tamin'io fitsarana be fahatany io sahady indray.
Midera an'Andriamanitra izy noho ny nambaran'ny namana ... fa tsy midika izany fa noho ilay nambaran'ny namana teto ihany izy no midera an'Andriamanitra. (Nandoha vola i Ikaretsaka noho ny fametrahana fiara amin'ny tsy tokony hametrahana azy, fa tsy midika izany fa noho ny fametrahana fiara amin'ny tsy tokony hametrahana azy ihany no handoavan'i Ika vola amin'ny fiainana. Aza maika mitsambikina ...)

:-D :-D :-D :-D :-D
izay indrindra mantsy.

=D=D aleloia a amena dia amena oops bedin'ika eto aho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0119