AMENA !!!
41. ikaretsaka
(
18/08/2008 04:56)
pissoa:
Raha tsy tadidin'i Ikaretsaka dia tsy sahy manambara akory i Ikaretsaka raha heverin'i Ikaretsaka fa tsara ny Andriamanitra inoan'Ikaretsaka na tsia tamin'iny resatsika iny ... Ka raha olona tahaka izany dia tsy mahagaga ahy raha be fitsara foana isaky ny misy midera na misaotra an'Andriamanitra :wink: :-D :-D :-D :-D :-D
Voninahitra aloha ho an'Atra @ izany resakao izany
ny ahy tsy rehefa d'accord amin'ny ataoko na ny ataon'y namana ka azoaoko ihany ny ataon'Andriamanitra vao deraina hoe tsara Izy na voninahitra anie ho Azy...
izay le hevitra voiziko
na mokabe tafajanona na mokakely na ouiooui am prime aho na non non @ prime na pisopiso @ pissoa..de na fijofijo @ fijo dia dera ho Azy foana na tsy lazaiko aza
fa tsy hoe niontana ny foko fa lasa masera i pissoa na lasa fihohazana matory i niryna dia dera ho an'i jesosy
dia raha norombortin'ny alika ny fitombenana na novantaniko be ny resako t@ niryna ka naha ontsa ny fony de tsy dera ho an'i jesosy!
42. prime
(
18/08/2008 14:36)
ikaretsaka> Ka vokatry ny fo ra-ika fa tsy fombafomba na teriterena a... Andriamanitra tompon'ny voninahitra no deraina rehefa misy zavatra tsara sy mahasoa omeny na ambara amin'ny anarany...
Sao ilay hoe fideràna mihitsy no tsy azonao ary... hafa ny midera, hafa ny manaja, hafa ny manome voninahitra, hafa ny mankalaza, hafa ny mihoby, hafa ny misaotra... :)

43. ikaretsaka
(
18/08/2008 14:42)
ka ny tranga miseho eto aloha rehefa mifanaraka @ le azoazon'ny sain'ny namana 1 ny ambaran'ny namana 1 izao vao dera ho an'i jesosy
dia ahoana koa moa ny ahafantarana fa "tsara sy mahasoa"??
tsy misy hafa @ le resaka ary hoe raha nigadra ve ianao dia "ratsy sy mahasoa izay"?--->tsy dera ho an'i Jesosy???
amiko tsy misy loatra izany tsara sy ratsy izany raha an'Andriamanitra fa andriamanitra dia efa perfect, tsy hita pesipesenina ka ny fanamaritana toy io dia efa manapesipesina Azy sahady! ka mi contrarier ny zavatra tsy voafaritra ho ho voafaritra

44. pissoa
(
18/08/2008 17:32)
:-D :-D :-D :-D :-D
Ka raha limitena amin'ny tranga miseho eto koa dia tsy midera na misaotra an'Andriamanitra mihitsy i Ikaretsaka fa tsisy an'izany hoe midera na misaotra fona fona zany akory ;)
Ikaretsaka:
ka ny tranga miseho eto aloha rehefa mifanaraka @ le azoazon'ny sain'ny namana 1 ny ambaran'ny namana 1 izao vao dera ho an'i jesosy
Ka raha limitena amin'ny tranga miseho eto koa dia tsy midera na misaotra an'Andriamanitra mihitsy i Ikaretsaka fa tsisy an'izany hoe midera na misaotra fona fona zany akory ;)
45. ikaretsaka
(
18/08/2008 23:06)

ianao marina...
ka vao eto monja aza izany ry pissoa dia efa betsaka ny mpi limite hoe rehefa izao ihany vao tehaka ho an'i jesosy!
vao eto dia efa miteny aho hoe nenahako tsary ferako amin'izany rehefa metimety amiko ihany vo tehaka ho an'i jesosy
vao eto monja izany !
46. niryna
(
19/08/2008 04:59)
prime:
ikaretsaka> Ka vokatry ny fo ra-ika fa tsy fombafomba na teriterena a... Andriamanitra tompon'ny voninahitra no deraina rehefa misy zavatra tsara sy mahasoa omeny na ambara amin'ny anarany...
Sao ilay hoe fideràna mihitsy no tsy azonao ary... hafa ny midera, hafa ny manaja, hafa ny manome voninahitra, hafa ny mankalaza, hafa ny mihoby, hafa ny misaotra... :)
=D=D
47. ikaretsaka
(
19/08/2008 15:08)

ka tsy voatery rehefa misy raha metimety @ tena ihany ange raprime ny vokatry ny fo vao iderana e! eo le tsy mazava
tsy rehefa metimety @ feeling (fo moa ho'zy enao) vao midera sy manaja sy manome voninahitra sy mihoby sy mifaly sy misaotra!
raha tsy nifanaraka t@ sitraponao izany ny nataon'andriamanitra de tsy mihoby sy mifaly ianao ary tsy misaotra?
fivavahana inona izany lety?
48. pissoa
(
19/08/2008 17:26)
Ika : mampihomehy mihtisy ianao ity ka.
1 - Ary i Ikaretsaka be sermon ity izany mba ahoana ? Mody hoe vao eto dia efa hoe tsy ferako ... nefa dia ferana be ery, tsisy fisaorana sy fiderana ataonao izany akroy eto. Ary na ny fisaorana sy fiderana ataon'ny hafa aza toa tinao ho ferana.
2 - Raha tsy tadidinao ny teninao tao ambadika dia
Ka asa izay tena mi-limite ny fisaorany eto ! Raha tsy diso aho i Prime toa tsy mbola niteny hoe rehefa izao aho no misaotra teto, toa tsy mbola nametra ... fa fotsiny hoe indraindray nosoratany teto amin'ny forum ny fisaorana ataony, indraindray mety tsy nosoratany ! Fa i Ikaretsaka ? Efa nilaza ampahibemaso fa rehefa mahita cause izy vao misaotra !
Iza no tokony ho be sermon amin'ny resaka fisaorana eto ? :-D :-D :-D
Ikaretsaka:
ianao marina...
ka vao eto monja aza izany ry pissoa dia efa betsaka ny mpi limite hoe rehefa izao ihany vao tehaka ho an'i jesosy!
vao eto dia efa miteny aho hoe nenahako tsary ferako amin'izany rehefa metimety amiko ihany vo tehaka ho an'i jesosy
1 - Ary i Ikaretsaka be sermon ity izany mba ahoana ? Mody hoe vao eto dia efa hoe tsy ferako ... nefa dia ferana be ery, tsisy fisaorana sy fiderana ataonao izany akroy eto. Ary na ny fisaorana sy fiderana ataon'ny hafa aza toa tinao ho ferana.
2 - Raha tsy tadidinao ny teninao tao ambadika dia
Ikaretsaka:
misaotra an'Atra aho rehefa hitako ny antony nahatonga le cause,

49. ikaretsaka
(
19/08/2008 18:26)

averiko @ pissoa ary ilay ohatra nanontaniako an'i prime hoe raha migadra ve hoa pissoa de tsy hisaotra an'Atra satria nigadra?
dia miverina @ le teniko @ izay ary aho hoe: raha izaho no teo @ toeran'i pissoa de raha hitako ny antony nahatonga ilay nigadrana dia misaotra an'Atra ahako... raha tsy hitako de misaotra an'Atra ahako na tsy miteny aza hoe nahazo fotoana handinihako le move (io le 2 eme chance atsy sy le resaka tampina daomy)
faharoa le momban'ilay hoe
Raha tsy diso aho i Prime toa tsy mbola niteny hoe rehefa izao aho no misaotra teto,
dia tsy niteny tokoa izy (marina ny anao) saingy nanao izy! (diso ny anao) :-D nanao izy hoe azoazony ny tenin'i niryna de "tehaka ho an'i jesosy ho'zy " (io le izy ara-keviny..ze phrase tianao hi reformulena azy indray anao fa aza twistena fotsiny ilay tiako ambara @ le izy ;)) ... fa raha tsy azokazony ny nolazaiko na ny nolazainao dia tsy mbola nahita azy nanao hoe "tehaka ho an'i jesosy" kosa aho k'aloha e!
de zay le izy!
dia izay no votoatin'ilay fanontaniana... azonao tsarabe?
50. pissoa
(
19/08/2008 19:04)
Ikaretsaka:
averiko @ pissoa ary ilay ohatra nanontaniako an'i prime hoe raha migadra ve hoa pissoa de tsy hisaotra an'Atra satria nigadra?
dia miverina @ le teniko @ izay ary aho hoe: raha izaho no teo @ toeran'i pissoa de raha hitako ny antony nahatonga ilay nigadrana dia misaotra an'Atra ahako... raha tsy hitako de misaotra an'Atra ahako na tsy miteny aza hoe nahazo fotoana handinihako le move (io le 2 eme chance atsy sy le resaka tampina daomy)
Ary ny ohatra nanontaniako an'i Ika tatsy ambadika ? I Pissoa sy Prime anie olona mbola tsy nifankahita akory e, maivana be le ohatra ;) Fa ahoana le resaka abortion, resaka pedophilie sns. Raha tsy azonao dia ny tombony azon'ny fiaraha-monina noho ilay viol sns no hisaoranao an'Andriamanitra fa tsy ny nahazo ilay olona no-violena mihitsy. Sa sahy milaza ianao fa misaotra an'Andriamanitra noho ilay act fotsiny fa tsy noho ny vokany avy eo ? Tandremo fa tsy ny fandraisana anjaran'ny polisy sns avy eo no atao hoe viol a, sao afangaronao ny resaka.
Miresaka ianao hoe nanao i Prime : Aza mampihomehy. Ianao no mety nitsambikina - fa i Prime mety misaotra koa na dia tsy manoratra eto aza. Ary raha ny "natao" teto hoa no resaka dia vao maika resa-be izany misaotra foana foana izany lazainao izany ... Io izao ianao dia efa tsy misy fisaorana akory eo :-D :-D :-D :-D :-D
51. ikaretsaka
(
19/08/2008 20:10)
dia hisaorako an'Andriamanitra aho nahalala fa nisy izany abortion de nisy izany pedophile sy viol dia misaotra zy aho fafahafako mijery akaiky ny manodidina sy ny afitsony manoloana izany rehetra izany... misaotra azy koa aho fa nataony nisy iznay hahafahako mandinika hatrany ny endrik'Atra eo amin'ny zavatra rehetra sy ny tiany hambara amin'ireny tranga rehetra ireny (@ alalan'ny structuren'ny fiaraha monina, ny vokany, ny reaction nalain'ny nanao sy ny voasedra sy ny voa sy ny tsy voan'ilay voina sns...)
...misaotra koa aho nisy izany pissoa mafiloha izany :-P
io indray ilay "mety" an'i pissoa..supposons supossons ..dia lasa suppositoire aby! :°)

52. pissoa
(
19/08/2008 22:33)
Toa tsy mbola mahita soratra aho hatramin'izao hoe hisaoranao an'Andriamanitra ny nahazo ilay olona no-violena sns, nefa ny nahazo ilay olona no atao hoe viol fa tsy fahafahanao mandinika noho ilay tranga, na ny fahalalanao ny fisiany sns ! Aza afangaro ny resaka ... Toa tsy mbola misy koa hoe misoatra fa nanala zaza ilay olona ... ny mety hisaoranao angamba dia ny vokatra sasany avy eo ! :-D :-D :-D
Mikasika ilay hoe mety ! Ka hanao tahaka an'i Ikaretsaka ve ? Tsy mahafantatra an'i Prime akory dia efa be fitsara ery fa rehefa tahaka izao ihany izy no misotra. Ankoatra izay, na dia manana dikany isan-karazany aza ny hoe "mety" amin'ny teny Malagasy dia tsy mbola nadika hoe supposons mihitsy hatramin'izao. ;)

54. pissoa
(
20/08/2008 23:02)
Resaka inona no tianao ambara ?
Mba avereno tenenina hoe raha misaotra ianao amin'ilay viol sns fa tsy ny vokany mifanaraka amin'ny sainao fotsiny :-D :-D :-D :-D :-D

56. ari.malala
(
21/08/2008 06:19)
:roll: :roll: :roll: nanaraka iany ah k nanaraka ny resak'i pissoa sy ika fa ts azoko mints ny raisonnement an'ika amle hoe misaotra refa azo ny antony nahatonga viol :roll: :roll:
58. ikaretsaka
(
21/08/2008 23:03)
ari.malala:
:roll: :roll: :roll: nanaraka iany ah k nanaraka ny resak\'i pissoa sy ika fa ts azoko mints ny raisonnement an\'ika amle hoe misaotra refa azo ny antony nahatonga viol :roll: :roll:
ny ahy ny raisonement ko de fambara sy avy amin\'Atra aby ny zavatra sy ny tranga rehetra miseho amin\'ny fiainana matoa misy, ary amiko isika no mamaritra ny hoe ratsy sy tsara..arakarak\'izay azoazon\' ny saintsika sy metimety amintsika sy ny rafitra izay efa napetrantsika,
Atra amiko anefa tsy te hahalala izany petrakevitra izany fa matoa ny tranga 1 miseho dia misy antony io ary sitrany matoa miseho, ka na tsy metimety amintsika araka izay hiheverantsika azy aza dia asa tanany satria derivee an\'ny zavaboahariny aby no nahatonga ilay raha=donc avy aminy ihany!
ka amiko dia rariny raha hisaorana azy, na tsy acceptena aza! sady miezaka mahazo ny dikany ihany!
manao ohatran\'i Masina Maria e, tsy azony ny hoe hitoe jaza sns.. tsy takany, fa nekeny kosa anefa! ...de izay!
59. fahamarinana
(
22/08/2008 10:27)
:arrow: arak'izao fanazavan'ika izao anie dia mazava be ihany ilay raisonnement-ny ,amiko manokana aloha fa asa na diso aho ,,misy fahamarinany ihany....ilay izy resaka viol no nanahirana nefa raha resaka zvtr hafa nefa napetany teto io raisonnement io ( ohatra hoe évènement heureux )dia mety nanaiky koa isika.Sa diso aho ??? Hitsio aho raha lasa nivaona...arak'io voalazany io :
:arrow: Ilay hoe derivé an'ny zava-boahariny aby no nahatonga ilay raha izao no somary mametra-panontaniana ahy hoe ahoana tokoa raha io no dinihana ???
ika koa moa amin'ity jeu de mots sy fomba firesaka mpampihomehy ndraindray ity dia tsy mazava tsara raha tsy alalinina na dinihana maharitra... :wink: (l)
ika:
--------matoa ny tranga 1 miseho dia misy antony io ary sitrany matoa miseho, ka na tsy metimety amintsika araka izay hiheverantsika azy aza dia asa tanany satria derivee an'ny zavaboahariny aby no nahatonga ilay raha=donc avy aminy ihany!
---------miezaka mahazo ny dikany ihany
:arrow: Ilay hoe derivé an'ny zava-boahariny aby no nahatonga ilay raha izao no somary mametra-panontaniana ahy hoe ahoana tokoa raha io no dinihana ???
ika koa moa amin'ity jeu de mots sy fomba firesaka mpampihomehy ndraindray ity dia tsy mazava tsara raha tsy alalinina na dinihana maharitra... :wink: (l)
60. prime
(
22/08/2008 11:30)
ikaretsaka> Misy itoviako hevitra amin'ny ankapobeny afatsy ity ihany :
Noho izany dia misy zavatra maro tsy avy amin'Andriamanitra fa tsy avy aminy ihany avokoa izany...
Kristy tsy indray mandeha no nanasitrana marary sy boka ary demoniaka... fa ireny koa ohatra dia maneho fa tsy avy amin'Andriamanitra ihany avokoa izany...
ianao:... Raha nizaha toetra an'i Joba Andriamanitra dia namela malalaka an'i Satana haka fanahy azy sy hitsapa ny halalin'ny finoan'i Joba... novoniny ny vady aman-janany, nofongorany ny hareny sy ny fananany ary ny biby fiompiny, nasiany mafy tamin'ny aretina hatrany antampon-doha ka hatrany am-paladia i Joba...
Atra amiko anefa tsy te hahalala izany petrakevitra izany fa matoa ny tranga 1 miseho dia misy antony io ary sitrany matoa miseho, ka na tsy metimety amintsika araka izay hiheverantsika azy aza dia asa tanany satria derivee an'ny zavaboahariny aby no nahatonga ilay raha=donc avy aminy ihany!