AMENA !!!

61. ikaretsaka ( 22/08/2008 15:42)
prime> momba an'i joba
fa andriamanitra no namela ..sitrapony no nandeha aloha... izay vao nanao "satana".. aza adino... navelan'Andriamanitra i satana ao @ io tantara io vao afaka niasa!

Fa mino marimarina aho fa raha nanao tsia Andriamanitra dia tsy afaka nanao na inona na inona i Satana...

donc ny sitrapon'Atra eto no mandeha aloha ary Andriamanitra no nanome permission!

Misy tenin'i Jesoa izay koa manao hoe raha tian'Atra ange dia afaka nandefa legion hiaro Azy @ fahavalo Atra e, saingy tsy izany

Aza adino ny resaka i Jesoa nibaiko ny tafiotra rano sy ny rivotra, afaka tsy nasiany hiseho tsotra izao anie ho ts'isy hatrany amboalohany e, jereo ny nibaikony azy rehefa avy eo! fa nisy zavatra tiany natao sy naseho tao

Momban'ilay hoe nisy namafy ahidratsy ny saha... navelany @ izao fa nisy antony tao.. fantany amin'nymaha Atra azy hoe hisy izany fa navelany, misy antony ao!

na Jesoa maty aza, afaka nanao tsy maty tsotra izao izy


dia izay acceptance sy fanekena izay no tadiavin'Atra sy hasehony amintsika sy tokony hisaorantsika azy sy hanekentsika azy, na sarotra amintsika aza, hinoantsika azy bebe kokoa


fahamarinana> i satana sy i devoly anie (raha atao heo misy tsy hita maso ren'ny sofina) ... ka zava boaharin'Atra e! donc raha lazainao hoe satana le violeur eto, dia zanaka zavaboaharin'Atra
62. prime ( 26/08/2008 08:25)
ikaretsaka> =D>

(Ny fahitako azy)... ny fomba fahita sy fandraisana ny sitrapon'Andriamanitra no tsy itoviantsika hevitra dia aleo amin'izao... mazava ny hevitrao na dia tsy mitovy hevitra aminao aza aho... saingy mahafinaritra kosa ny fomba fiarovanao ny hevitrao... misaotra...

Ny tsy itoviako hevitra faharoa dia toa te-hiteny ianao hoe satria zavaboaharin'Andriamanitra Satana sy devoly dia sitrak'Andriamanitra ny anaovan'ireo sy ny zanany ratsy...

63. ikaretsaka ( 27/08/2008 04:06)
alefaso ary ny seho sy ny tohan-kevitrao.. fa aza tsy mitovy hevitra fotsiny..
liana aho @ hoe satria nahoana?
64. niryna ( 27/08/2008 20:36)

prime:

ikaretsaka> Ka vokatry ny fo ra-ika fa tsy fombafomba na teriterena a... Andriamanitra tompon'ny voninahitra no deraina rehefa misy zavatra tsara sy mahasoa omeny na ambara amin'ny anarany...

Sao ilay hoe fideràna mihitsy no tsy azonao ary... hafa ny midera, hafa ny manaja, hafa ny manome voninahitra, hafa ny mankalaza, hafa ny mihoby, hafa ny misaotra... :)

ikaretsaka:


ka tsy voatery rehefa misy raha metimety @ tena ihany ange raprime ny vokatry ny fo vao iderana e! eo le tsy mazava
tsy rehefa metimety @ feeling (fo moa ho'zy enao) vao midera sy manaja sy manome voninahitra sy mihoby sy mifaly sy misaotra!

raha tsy nifanaraka t@ sitraponao izany ny nataon'andriamanitra de tsy mihoby sy mifaly ianao ary tsy misaotra?
fivavahana inona izany lety?


aleo aloha alaiko indray ny teny ao anaty baiboly fa midera sy misaotra an'Atra foana isika amin'ny zavatra rehetra na soa na ratsy.
Mety ho ratsy amintsika ilay izy kanefa izy manao izany ho mahasoa antsika.
Dia jereo foana tokoa anie ny tranga rehetra amin'ny fiainana raha tsy manao
Amena dia Amena isika e

(l) niryna
65. niryna ( 27/08/2008 20:43)
pissoa:

Ika : mampihomehy mihtisy ianao ity ka.

Ikaretsaka:

ianao marina...
ka vao eto monja aza izany ry pissoa dia efa betsaka ny mpi limite hoe rehefa izao ihany vao tehaka ho an'i jesosy!

vao eto dia efa miteny aho hoe nenahako tsary ferako amin'izany rehefa metimety amiko ihany vo tehaka ho an'i jesosy

1 - Ary i Ikaretsaka be sermon ity izany mba ahoana ? Mody hoe vao eto dia efa hoe tsy ferako ... nefa dia ferana be ery, tsisy fisaorana sy fiderana ataonao izany akroy eto. Ary na ny fisaorana sy fiderana ataon'ny hafa aza toa tinao ho ferana.

2 - Raha tsy tadidinao ny teninao tao ambadika dia

Ikaretsaka:

misaotra an'Atra aho rehefa hitako ny antony nahatonga le cause,
pissoa:

Ka asa izay tena mi-limite ny fisaorany eto ! Raha tsy diso aho i Prime toa tsy mbola niteny hoe rehefa izao aho no misaotra teto, toa tsy mbola nametra ... fa fotsiny hoe indraindray nosoratany teto amin'ny forum ny fisaorana ataony, indraindray mety tsy nosoratany ! Fa i Ikaretsaka ? Efa nilaza ampahibemaso fa rehefa mahita cause izy vao misaotra !

Iza no tokony ho be sermon amin'ny resaka fisaorana eto ? :-D :-D :-D

ahoana tokony ry ika ? marina sy mitombona ny tenin'i pissoa .MIampy ny fahalalanao an'Atra kanefa tena tsy manampy ny kristiana hianao fa dia toherinao daholo izay mba ezaka hitarihana ny olona .. sao dia bedy eto aho k'le ,oops
eny angamba ,tsia angamba ! fomba fiteny io an ...

:-* :-*
(l) niryna
66. niryna ( 27/08/2008 20:58)
pissoa:
Ka asa izay tena mi-limite ny fisaorany eto ! Raha tsy diso aho i Prime toa tsy mbola niteny hoe rehefa izao aho no misaotra teto, toa tsy mbola nametra

ikaretsaka:

dia tsy niteny tokoa izy (marina ny anao) saingy nanao izy! (diso ny anao) :-D nanao izy hoe azoazony ny tenin'i niryna de "tehaka ho an'i jesosy ho'zy " (io le izy ara-keviny..ze phrase tianao hi reformulena azy indray anao fa aza twistena fotsiny ilay tiako ambara @ le izy ;)) ... fa raha tsy azokazony ny nolazaiko na ny nolazainao dia tsy mbola nahita azy nanao hoe "tehaka ho an'i jesosy" kosa aho k'aloha e!

de zay le izy!
dia izay no votoatin'ilay fanontaniana... azonao tsarabe?


=))
tena mampa-helavelona ity fandaharana fivavahana ity ka ,

Aza anontaniana aho ry ika hoe iza no niteny izany taminao ?
Maro dia maro ny olona efa itako ary ny tenako koa no hijoroako vavolombelona (itan'ika amin'izay fa tsy ho voatery hitanisa ny baiboly aho rehefa tsy fotoanany izany > fa afaka mizara fotsiny !) afaka ny tebiteby sy ahiahy,mivelatra lalandava ny teny ao am-po milaza ny marina ho an'izay mandray ary mifanitshitsy lava eto isika e ,fo feno fitiavana ny namana satria izay fotoana tokony anaovana zavatra hafa dia zaraina eto ary dia lasa manana fo falifaly lalandava satria mandinintena vao manao zavatra ary miampy ny fanampian'ilay fanahy masina izay mipetraka ao amintsika dia mihomehy lava isika rehefa misy mahafaly na mampihomehy.
variana mijery ny hadalantsika eto aho indraindray dia tapatsinay.Soa ihany fa fantatr'Atra daholo izany adalantsika izany ary fantany koa ilay fontsika mangetaheta te ahalala ny marina mandrakariva
(l) niryna
67. ikaretsaka ( 27/08/2008 21:18)
asa ianao raha mpamaky gazety lakroa taloha fa misy tao hoe "non visionnaire pas sourd"
dia jereo hoe iza no adala @ izay ary
miverina @ le fanamarihako ary hoe resaka relatif io fa tsy hoe rehefa tsy mifanaraka amin'ny coco akory dia tsy izy de rehefa mifanaraka de tehaka
68. prime ( 28/08/2008 09:05)
ikaretsaka:
alefaso ary ny seho sy ny tohan-kevitrao.. fa aza tsy mitovy hevitra fotsiny..
liana aho @ hoe satria nahoana?
aho:
...toa te-hiteny ianao hoe satria zavaboaharin'Andriamanitra Satana sy devoly dia sitrak'Andriamanitra ny anaovan'ireo sy ny zanany ratsy...


Hazavao kokoa io vohin-kevitrao io vao mety hitohy ny resaka... :)
69. fahamarinana ( 28/08/2008 09:31)
:arrow: za koa ry ika mba liana fa sahala io lazain'ny prime io koa no nampanontany tena ahy tery ambony (ilay voatsipiko iny )...azonao azavaina ++ kokoa ve ?
70. niryna ( 16/09/2008 17:04)
ikaretsaka:

asa ianao raha mpamaky gazety lakroa taloha fa misy tao hoe "non visionnaire pas sourd"
dia jereo hoe iza no adala @ izay ary
miverina @ le fanamarihako ary hoe resaka relatif io fa tsy hoe rehefa tsy mifanaraka amin'ny coco akory dia tsy izy de rehefa mifanaraka de tehaka

hi,hi, tsy mazava :D ,azavao ny coco anao io e

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1645