Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
lazounet ( 13/08/2008 08:36)
Aza manody
Rehefa mba misy fotoana iny dia mba miresadresaka izy roa mpifankatia: - Raha mba fantatrao moa ny zavatra nahazo ahy ry malala. - fa naninona ianao ry chéri ? - Ehhh! tena tratran'... tohiny
Kapistra ( 13/08/2008 08:20)
Mba hambarao eto koa ny anareo
Mba fantatrareo moa fa io jiro hampiasainareo nandritra ny taona maro io,dia nisy asa lehibe nataon’ny papako vao vita .(Barrage andekaleka sy namorona) Io arabe hampiasantsika na andrenivohitra na... tohiny
novalian'i Kapistra ny 20/08/2008 08:03
hery ( 13/08/2008 07:51)
Fanasana ho an'ny Malagasy rehetra eto Italie
Mandritra ny fandalovan'ny Namana Serasera.org eto Roma dia mahafaly anay ny manasa antsika Malagasy Rehetra tsy ankanavaka eto Italie hiaraka hikorana sy hitotorebika amin'ny zoma 15 aogositra 2008 m... tohiny
novalian'i ikalamako ny 17/08/2008 22:58
tsiahi ( 12/08/2008 20:26)
mba te hiantefa (Bessa)
manao ahoana daholo, mitady ny tonon'ilay hira n'i Bessa: mba te hiantefa aho , misaotra betsaka ... tohiny
novalian'i tsiahi ny 18/08/2008 18:17
hao ( 12/08/2008 19:05)
Tsy ny fahafaha-mividy ihany no mihena
hoan'ny gasikely eto @ serasera Fa ny fahafaha-mamaritra koa, ny fahafaha-mandalina, ny fahafaha-mamakafaka. . fa satria mba miezaka ihany ialahy-isany, sy itena-isany, dia izao: raha ny r... tohiny
novalian'i karavasy ny 14/08/2008 12:27
endrika01 ( 12/08/2008 16:13)
AFO ANIE IO FITIAVANA IO E!
Mana namana wa zah,mampalahelo be anah izy,efa notoroko hevitra ihany!Fa toa maivana be le toro-hevitra nomeko azy.Dia naleoko hozaraina eto @namana.Ny hevitry ny maro mahataka-davitra. Nitia tovovavy... tohiny
xxx ( 12/08/2008 15:55)
mitady hira nefa tsy fantatra ny titre-ny
Misy hira mitambatra be izay , tsy na ry Johary no mihira na iza na tana in love mihitsy aza , tsy haiko , asa na tambatra mihitsy aza ny titre-ny . raha mba fantatrareo dia omeo ahy ny tonon... tohiny
novalian'i noomfy ny 20/12/2018 13:34
kabota ( 12/08/2008 07:19)
FANAGASIANA NY FAMPIANARANA / LOZA HO AN'NY MADINIKA
Nosy anie isika e! Azo atao ny mampita ny fianarana mba ho azon'ny gasy kely Ny documents rehetra anie mbola amin'ny teny vahiny e! Nahoana raha omanina mandritry ny 10 taona ny mpampianatra handalina... tohiny
rfsn ( 12/08/2008 05:49)
rap gasy
mba mangataka ny hiran'i pitik'afo :-* ... tohiny
RATOVOARY ( 12/08/2008 05:09)
Nahoana ary?
Misy olona telo mianaka ireto : 1° Dadaben'i Lita 2° Dadan'i Lita 3° Lita Tafaraka izy telo mianaka ka handeha trano fisakafoanana anakiray. Rehefa nanontany azy ilay mpandroso sakafo hoe firy ... tohiny
novalian'i Bita ny 16/08/2008 14:09
bazylou ( 12/08/2008 01:21)
kola indray e
"""J.O. - Boxe Soloniaina trébuche d'entrée La mésaventure continue pour les athlètes malgaches. A l'issue de la troisième journée, ils continuent de faire la grimace. Soloniaina (à... tohiny
bazylou ( 12/08/2008 01:16)
timland
distim, comtim, depute tim; vahoaka tim; timtim , vady tim, vo.. tim , kaly tim, honoris causa tim , athlete tim, senatera tim, bref any timland tokoa isika izao!! :-D :-P ... tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 12/08/2008 05:23
bazylou ( 12/08/2008 01:12)
tsy tafala teo e!!!
""Les provinces encore d’actualité vendredi 8 août 2008, par Manjaka Hery Très grand a été notre étonnement hier en voyant encore inscrit sur la porte d’un bureau, dans l’... tohiny
novalian'i karavasy ny 13/08/2008 14:07
bazylou ( 12/08/2008 01:08)
domination
Quand les Suisses ou les Belges parlent de « leur chocolat », et qu’on leur demande où se trouvent leurs plantations de cacao, ils se défilent et tournent en rond, embarrassés. Ils ne savent mÃ... tohiny
bazylou ( 11/08/2008 23:52)
koa na omena azy daholo aza ny honoris causa an'izao tontolo
''''« Je crois que les chinoises ont récompensé Marc Ravalomanana pour les avantages qu’il leurs a octroyé aux chinois à Madagascar » selon l’affirmation de Gabriel Rabearimanana, lorsque no... tohiny
novalian'i karavasy ny 16/08/2008 14:40
naughtyboy ( 11/08/2008 16:03)
efa ela ihany no nanitikitika ahy ty fanotanina ty ..
mbo mangataka valiny mahafapo aminareo ry andriambavilanitra hajaina isany eto ny tenanay fa tsy mety voavaliko atr@ zao oe inona marina no zv katsahiny vhv @ akapobeny ? ra lhl manko tsy de betsaka f... tohiny
novalian'i belakely ny 05/09/2008 22:45
salopard ( 11/08/2008 14:01)
mitady vady
za kofa mbola tena vierge, 30 ans , mitady joba efa mba experience; [b]toan-dry rakaroka[/b] no genre ko, nefa moa raha shoan na tess koa mety, rabilabila no tena izy, saingy efa tsa eo intsony, ai... tohiny
novalian'i xxx ny 29/08/2008 14:59
marsu ( 11/08/2008 13:31)
Suzy Raivo
manao ahoana , soa dia mba misy mamana ny tonon kiran i Suzy Raivo ( 1975 -76) environ )aza fady tsy fanatro ny lohatena fa ny tonon kira manomboka hoe: Tsy ho ela ny andro mamy hiverenanao di... tohiny
novalian'i arn ny 11/09/2008 10:59
hantajoasy ( 11/08/2008 12:12)
MITADY MPIASA ANTRANO
Manahoana daholo , sao mba afaka hanampy ahy ianareo ry reto fa mitady mpanampy aho , tovovavy eo anelanelan'ny 18 à 24 ans eo eh , ny karama 125 000fmg , manao asa antrano , sy manasa lamba , ny ank... tohiny
novalian'i luanni ny 23/02/2016 12:48
ff ( 11/08/2008 12:02)
Mangataka tononkira
Slt! Mba mangataka ny tononkiran'i Boboh Mahavanona izay misy, fa indrindra ilay Nofy ny alina sy Isika roa e!!!!... tohiny
novalian'i atoandro ny 12/08/2008 19:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.026