Nahoana ary?

1. RATOVOARY ( 12/08/2008 05:09)
Misy olona telo mianaka ireto :
1° Dadaben'i Lita
2° Dadan'i Lita
3° Lita
Tafaraka izy telo mianaka ka handeha trano fisakafoanana anakiray. Rehefa nanontany azy ilay mpandroso sakafo hoe firy ianareo no ao, De namaly Lita hoe : Dadany anakiroa de Zanany anakiroa.
Ny fanontaniana de hoe : Fa nahoana no lazain'i Lita fa roa ny Dadany de roa koa ny zanany ?
novalian'i Bita ny 16/08/2008 14:09
2. kelly13 ( 12/08/2008 05:59)
ka ny dadaben'i lita dadan'i dadan'i lita, dadan'i lita mou zany efa dadan'i lita (dada 2 zay)

d i dadan'i lita zanak'i dadaben'i lita, mou i lita zanakin'ny dadan'i lita (zanany 2 zay) :-P
3. RATOVOARY ( 12/08/2008 06:14)
=D> =D> =D> =D> Tsotra kely le izy ô! :-D :-D
4. kelly13 ( 12/08/2008 10:40)
iekany :°)
5. Bita ( 16/08/2008 14:09)
ka tsy sahirana be ve letsy lay serveur ary rehefa tonga ry Lita jerena fa olona 3 fotsiny nefa ohatry ny hoe 4...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1356