AFO ANIE IO FITIAVANA IO E!
1. endrika01
(
12/08/2008 16:13)
Mana namana wa zah,mampalahelo be anah izy,efa notoroko hevitra ihany!Fa toa maivana be le toro-hevitra nomeko azy.Dia naleoko hozaraina eto @namana.Ny hevitry ny maro mahataka-davitra. Nitia tovovavy iray izy,lasa nanohy ny fianarany tany lavitra .Refa niverina anefa izy de le sipa efa vita mariazy.Miadana ara-tokan-trano ary efa manan-janaka ihany koa.Nanambady ihany koa lay namako tato afara. Sendra tafahaona t@lay sipa teo aloha izy,dia hoy lay sipa wé IO VE DE NATAKALONAO ANAH,mantsy an le vadiny le bandy. De tadiaviny hatr@phone ny le namako,dia zao no teniny wé zah tianao foana.Na ireo zanako ireo aza tsy tiko noho ianao. De vaky loha fanipanina lay namako satria toy ny nilatsaham-baratra aho hoy izy nandre reo teny ireo.Dia matahotra ny mety ho tohiny tantara izy ka mila torohevitra. Misaotra !
novalian'i tsiambaratelo ny 08/09/2008 09:29
2. Herimiafina
(
12/08/2008 17:01)
Resaka Dopamine sy EGO fotsiny izany resak'ilay rasipa izany fa tsy misy resaka matotra. Zava-misy io rehefa miasa izay ny hormone dopamine any amin'ny vehivavy (mahatsiaro ilay Idyle sy flirt taloha) rehefa leon'ny fiainana am-panambadiana.
Eo koa ilay Ego kely satria ny an'ny tena efa vita ny safidy nefa ny saina toa tsy manaiky raha manao safidy koa ilay anakiray ka lasa any amin'ny olonkafa.
Zavatra mandalo daholo ireo rehetra ireo ary mivadika nenina sy fahatongavantsaina aty aoriana. Misy ny nanampankevitra ny hisaraka, na ny hiaraka miafina nefa dia laony ihany avy eo mahita fa tsy misy mahasamihafa azy akory kay ny mijanona amin'ilay vady amanjanaka any antrano sy ilay mangalampihinana kely any amin'ilay taloha. Miala an'Ankatso dia Ambohidempona e! :^)

3. MimiSimply
(
12/08/2008 17:35)
Marina daholo ny vôlazan'i Herimiafina!ka ny oul ary ny zvtr tsy anànana faona no tiana ...fa tenéno ilay namandry oe: na samy misaraka izy2 -misaraka @vadiny tsi11-dia miaraka eo amasombaoka, na.... Tsy miaraka.
4. hao
(
12/08/2008 19:14)
tena maivana loatra le fatra andinihanareo an'le taranja an!
de izao ve no mba fahefaha mamakafaka-nareo e!
ampiakaro oa le fatra fa toa tsy mamaly an'le fanontaniana akory ny valinteni'ny sasany

5. ni81
(
12/08/2008 20:06)
tena maivana loatra le fatra andinihanareo an'le taranja an!mba lazao ary izay hevitrao kosa e!
de izao ve no mba fahefaha mamakafaka-nareo e!
ampiakaro oa le fatra fa toa tsy mamaly an'le fanontaniana akory ny valinteni'ny sasany
6. sakaizakely
(
12/08/2008 20:21)
Herimiafina:
Resaka Dopamine sy EGO fotsiny izany
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
Na ireo zanako ireo aza tsy tiko noho ianao
sipa NTL mivaralila kou zany, tsy mendrika ny atao hamparary aina sy hivakiana loha
lazao izy mba oul hafa hamakiana loha hoe, ohatra i endrika :-P :-P
8. fahamarinana
(
13/08/2008 07:13)
endrika01:
.Dia matahotra ny mety ho tohiny tantara izy ka mila torohevitra.
:arrow: ny torohevitra ve ? Tsy miaraka aminy tsotra izao,tsy efa samy manambady va ka hitady z'histoire ndray,tsy hitondra zava-tsoa fa ilay vady tsy nanana tsiny no hi-ramasse avy eo noho ny fitiavan-tenan'ilay sipa sy fitiavan-tenan'ilay bandy raha manaiky koa izy.
hao:
tena maivana loatra le fatra andinihanareo an'le taranja an!
de izao ve no mba fahefaha mamakafaka-nareo e!
ampiakaro oa le fatra fa toa tsy mamaly an'le fanontaniana akory ny valinteni'ny sasany
:arrow: Alohan'ny hitenenana ny hafa dia omeo ny soso-kevitra fa tsy be resaka be eo,sa mbola misava poux? :-P (l)
9. endrika01
(
13/08/2008 08:15)
Herimiafina:
Resaka Dopamine sy EGO fotsiny izany resak'ilay rasipa izany fa tsy misy resaka matotra. Zava-misy io rehefa miasa izay ny hormone dopamine any amin'ny vehivavy (mahatsiaro ilay Idyle sy flirt taloha) rehefa leon'ny fiainana am-panambadiana.
Eo koa ilay Ego kely satria ny an'ny tena efa vita ny safidy nefa ny saina toa tsy manaiky raha manao safidy koa ilay anakiray ka lasa any amin'ny olonkafa.
Zavatra mandalo daholo ireo rehetra ireo ary mivadika nenina sy fahatongavantsaina aty aoriana. Misy ny nanampankevitra ny hisaraka, na ny hiaraka miafina nefa dia laony ihany avy eo mahita fa tsy misy mahasamihafa azy akory kay ny mijanona amin'ilay vady amanjanaka any antrano sy ilay mangalampihinana kely any amin'ilay taloha. Miala an'Ankatso dia Ambohidempona e! :^)
Zany ve?Tsara ho fantatra!Ny vhv efa manam-bady ihany ve ?:P
10. endrika01
(
13/08/2008 08:19)
ikaretsaka:
tena raha za le bandy nihirako ravorondreo be teo le
Ika>mety tsy hain léry ny andininy sy ny ref.Kou :P
11. endrika01
(
13/08/2008 08:23)
MimiSimply:
Marina daholo ny vôlazan'i Herimiafina!ka ny oul ary ny zvtr tsy anànana faona no tiana ...fa tenéno ilay namandry oe: na samy misaraka izy2 -misaraka @vadiny tsi11-dia miaraka eo amasombaoka, na.... Tsy miaraka.
Mimi>tsy mety tsony kou,le we isaraka;ny iray efa misy zaza vitsy2 ny iray mbola tsisy :P
12. endrika01
(
13/08/2008 08:28)
sakaizakely:
Herimiafina:
Resaka Dopamine sy EGO fotsiny izany
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
Na ireo zanako ireo aza tsy tiko noho ianao
![]()
![]()
![]()
![]()
![]()
![]()
![]()
![]()
![]()
![]()
![]()
![]()
sipa NTL mivaralila kou zany, tsy mendrika ny atao hamparary aina sy hivakiana loha
lazao izy mba oul hafa hamakiana loha hoe, ohatra i endrika :-P :-P
Petitesakaiza>tsy mety aki a,le bandy anié namako é,sady mbola zandriko ama-taona fa zoki ara-batana,sady zah tsy mba tia ziztoire d amour zany,:P
15. ni81
(
13/08/2008 18:35)
fahamarinana>:-D :-D
Nihinana goavy manta dia NTL
NTL :Naika Tsy Latsaka
16. neo83
(
13/08/2008 19:52)
ö ry Endrika a, teneno ny namandroky fa le vhv zany tena tsmlam' miitsy oe, fa aza asaina mvaky loha amzany izy. Nanambady tany v, naasah niala taminy, d efa mvady elaela any d oe kas'iverina ndray, d iny kou ho tamana eo v e, voa b amzany ny namanao. Efa manambady d in' kou no mbola amakina loha amzé efa tantara fahiny zany. Za bandikely ty ary mahita fa tsmety zany, fa mba teneno izy oe eritrereto tsara oe ny fianakam's efa najoro fa tsy maika amzé efa hitsipona anzé efa nirodana.
17. Herimiafina
(
13/08/2008 21:09)
Tena afo marina ny fitiavana kty! :^)
Indrisy nefa fa dia misy volontera te-ho may mihintsy. :-D
Teneno ilay sipa hoe be bandy libra be any ambadika any raha te hampirfy ihany. :^)

18. endrika01
(
14/08/2008 04:29)
neo83:
ö ry Endrika a, teneno ny namandroky fa le vhv zany tena tsmlam' miitsy oe, fa aza asaina mvaky loha amzany izy. Nanambady tany v, naasah niala taminy, d efa mvady elaela any d oe kas'iverina ndray, d iny kou ho tamana eo v e, voa b amzany ny namanao. Efa manambady d in' kou no mbola amakina loha amzé efa tantara fahiny zany. Za bandikely ty ary mahita fa tsmety zany, fa mba teneno izy oe eritrereto tsara oe ny fianakam's efa najoro fa tsy maika amzé efa hitsipona anzé efa nirodana.
Mety ho voalohan amour angamba:-P
19. endrika01
(
14/08/2008 04:35)
Herimiafina:
Tena afo marina ny fitiavana kty! :^)
Indrisy nefa fa dia misy volontera te-ho may mihintsy. :-D
Teneno ilay sipa hoe be bandy libra be any ambadika any raha te hampirfy ihany. :^)
tsy tiko ho fantany le sipa we miresaka azy zah sy lay namako,fa raha tsy izay dia natao mintsy :-P:-D :P
20. Herimiafina
(
14/08/2008 14:14)
Tsy efa fantany ve izay hoe miresaka ianareo! Ny sipa anie maranitra na dia mody fanina aza e! :-D