AFO ANIE IO FITIAVANA IO E!
21. fijo
(
14/08/2008 20:29)
asaivo mihira ny hiean'i bekoto e."embona"
20 taona ,toamasina nanorana tamin'izay hozy,nifanojo ny lalan'izy roa.nisy ny antso nisy ny sento.......
le sipa koa mahatsapa fa le bandy izany malemy sainadia te hanimba ilay bandy izy
20 taona ,toamasina nanorana tamin'izay hozy,nifanojo ny lalan'izy roa.nisy ny antso nisy ny sento.......
le sipa koa mahatsapa fa le bandy izany malemy sainadia te hanimba ilay bandy izy
22. endrika01
(
17/08/2008 08:49)
Herimiafina:
Tsy efa fantany ve izay hoe miresaka ianareo! Ny sipa anie maranitra na dia mody fanina aza e! :-D
zany ve? ka mety misy zistoire mitovy anie e,fa mety olona samihafa,hi hi hi :-* :-* :-* :-*
23. endrika01
(
17/08/2008 08:53)
fijo:
asaivo mihira ny hiean'i bekoto e."embona"
20 taona ,toamasina nanorana tamin'izay hozy,nifanojo ny lalan'izy roa.nisy ny antso nisy ny sento.......
le sipa koa mahatsapa fa le bandy izany malemy sainadia te hanimba ilay bandy izy
ka hita fa zany kou,njainjay anie ny sipa tena mitonja ny bandy @sangany!nareo lehilahy kou anie mampinjaly!vhv njay njay e,zao aloha dia tena hitya fa manaraka ny faladihakiraron le sipa ny namako e,
de izay no hitadiavako vahaolana haingana!
kodiara-tsarety kou anie ny fiainana e,tsy refa we tsy manana anio dia tsy hanana eo foana ,ka raha hanananao ny harena dia anao zao tontolo zao!
(l) (l) (l) (l)
24. endrika01
(
02/09/2008 12:21)
hao:
tena maivana loatra le fatra andinihanareo an'le taranja an!
de izao ve no mba fahefaha mamakafaka-nareo e!
ampiakaro oa le fatra fa toa tsy mamaly an'le fanontaniana akory ny valinteni'ny sasany
25. tsiambaratelo
(
08/09/2008 09:29)
endrika01:Wouay,lasa tia be an le sipa voalaza io ambony io lay namany i ps endrika01,blem teo @ray aman-dreny hono no tsy nahatanteraka ny hiarahany:-P de koziny fotsiny zany ry zareo we tandremo tsy ho tratra ve?:-P toa misy milaza koa fa we ny voalohany,voalohany foana! looozaaa:roll::roll::roll:
Mana namana wa zah,mampalahelo be anah izy,efa notoroko hevitra ihany!Fa toa maivana be le toro-hevitra nomeko azy.Dia naleoko hozaraina eto @namana.Ny hevitry ny maro mahataka-davitra. Nitia tovovavy iray izy,lasa nanohy ny fianarany tany lavitra .Refa niverina anefa izy de le sipa efa vita mariazy.Miadana ara-tokan-trano ary efa manan-janaka ihany koa.Nanambady ihany koa lay namako tato afara. Sendra tafahaona t@lay sipa teo aloha izy,dia hoy lay sipa wé IO VE DE NATAKALONAO ANAH,mantsy an le vadiny le bandy. De tadiaviny hatr@phone ny le namako,dia zao no teniny wé zah tianao foana.Na ireo zanako ireo aza tsy tiko noho ianao. De vaky loha fanipanina lay namako satria toy ny nilatsaham-baratra aho hoy izy nandre reo teny ireo.Dia matahotra ny mety ho tohiny tantara izy ka mila torohevitra. Misaotra !
