Mba hambarao eto koa ny anareo
1. Kapistra
(
13/08/2008 08:20)
Mba fantatrareo moa fa io jiro hampiasainareo nandritra ny taona maro io,dia nisy asa lehibe nataon’ny papako vao vita .(Barrage andekaleka sy namorona)
Io arabe hampiasantsika na andrenivohitra na ambany vohitra io dia nisy asa lehibe nataony ihany koa..(Geomètre avo lenta mantsy ny asany).
Ny dadabeko koa dia pasitera,nitaiza sy nampianatra ary nanabe ol.Fanahin’ol maro no voavonjy nohon’ny asany.Tsy voavidy vola izany.
Ny zava-bitako :midera tena aho raha hilaza izany eto.Fa ny hambarako aminareo fotsiny dia tsy voavinavina ny lanjany fa mavesatra loatra.
Izahay aloha mbola tsy nahazo medaly a !Sady tsy nagataka izany.
Fa ny anay dia nataonay ho fifaliana sady fisaorana an’Andriamanitra,satria izy no tompon’izao rehetra izao.
Fantatro fa misy mahavita be noho ireo eto nefa miafinafina any. Mba hambarao eto koa ny anareo raha misy mba ho fitaratra ho an’ny rehetra e !.Raha misy sary dia tena tsara.
Mbola haseoko anareo eto ny ahy @ fotoana mahamety azy.
Miala tsiny ho an’ireo mpanapoaka tetezana sy ny hafa aloha ,mba tsy hilaza izany eto e ! any @ gazety mpilaza vao2 ratsy angamba no mety aminy.

novalian'i Kapistra ny 20/08/2008 08:03
2. ni81
(
13/08/2008 09:04)
Mba fantatrareo moa fa io jiro hampiasainareo nandritra ny taona maro iotsy fantatray raha tsy ianao no nilaza sy nanambara
Io arabe hampiasantsika na andrenivohitra na ambany vohitra io dia nisy asa lehibe nataony ihany koa..(Geomètre avo lenta mantsy ny asany).Misaotra nampahalala
Ny dadabeko koa dia pasitera,nitaiza sy nampianatra ary nanabe ol.Fanahin’ol maro no voavonjy nohon’ny asany.Tsy voavidy vola izany.Tsara fa tohizo :)
Ny zava-bitako :midera tena aho raha hilaza izany eto.Fa ny hambarako aminareo fotsiny dia tsy voavinavina ny lanjany fa mavesatra loatra.
Izahay aloha mbola tsy nahazo medaly a !Sady tsy nagataka izany.
Fa ny anay dia nataonay ho fifaliana sady fisaorana an’Andriamanitra,satria izy no tompon’izao rehetra izao.
3. maresaka
(
13/08/2008 09:26)
Ie tena fantatro daholo ny zavatra voalazanao teo,ary ampiako aza sao mbola tsy fantatrao fa na io ianao io aza dadatoanay no tena nanamboatra anao fa nafenina anao hatramin'izay...
4. fahamarinana
(
13/08/2008 09:31)
kapistra:
Fa ny anay dia nataonay ho fifaliana sady fisaorana an’Andriamanitra,satria izy no tompon’izao rehetra izao.
:arrow: dia Andriamanitra no isaorako fa avy aminy no nahavitanao sy dadabe ny rehetra. :) .Izy tokoa no tompon'ny zava-drehetra...
Za manokana dia tsy nahavita inona,mampalahelo aho zany ry reto. :( (l)
5. ni81
(
13/08/2008 09:38)
Ie tena fantatro daholo ny zavatra voalazanao teo,ary ampiako aza sao mbola tsy fantatrao fa na io ianao io aza dadatoanay no tena nanamboatra anao fa nafenina anao hatramin'izay...:roll: :roll:
Za manokana dia tsy nahavita inona,mampalahelo aho zany ry reto.Mety efa nahavita i fahama fa tsy mbola naneho izany ilay olona nahazo azy kah! Na ny fanampianao ny namanao t@ lafiny tsotra fotsiny aza dia efa zava-dehibe :)
7. kelly13
(
13/08/2008 10:00)
tsy maintsy oe zvt ngôda b nga le oe vita sy tataraina eto klou e? ra izay mantsy d za kou mitovy @ fahamarinana, tsy nahavita lalana zany za, tsy nahavita jiro zany za ...
8. Kapistra
(
13/08/2008 10:51)
maresaka:
fantatrao fa na io ianao io aza dadatoanay no tena nanamboatra anao fa nafenina anao hatramin'izay...
i maresaka koa aloha dia mampiresaka araka izany anarany 'zany e!
fahamarinana:
Za manokana dia tsy nahavita inona,mampalahelo aho zany ry reto.
i fahamarinana koa : ny azy indray dia ny marina no lazainy,araka ny anarany ihany !manetry tena be.
kelly13:
tsy maintsy oe zvt ngôda b nga le oe vita sy tataraina eto klou e?
Mampimé be ny filazanao azy,zavatra nahasoa ny besinimaro no resahana eto ka!na kely na lehibe dia hambarao;na zavatra kelly telo ambinifolo (13) fotsiny aza dia efa mety mba ho arahin'ny rehetra; izay ilay atao hoe mirona mankany @ tsara ny rehetra ;fa tena efa mampalahelo i gasikara kely.
ni81:misaotra e!izy koa aloha dia tsy maka sarotra mihintsy e!
Mba asehoy izay vitanareo na kely fotsiny aza e! sa dia hoe tsy manana aseho mihintsy. :roll: :roll:
10. mirabela
(
13/08/2008 12:24)
ny anah ndray i dadabe- anay ilay namorona ny ordinateur, dia i dadatoanay le namorona ny internet, dia raha tsy nisy an dry zareo ts afaka nifampiresaka akory tsika! :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :P :P :P
11. xxx
(
13/08/2008 15:30)
kou rarahian'izy inona izay vita tany fa ny anio no mi compte
'zao lay karazan'ol ts'isy afitsoka sy tsy manana aseho dia feno fialonana ny fony. =(( =(( :-@ :-@
12. niryna
(
13/08/2008 15:31)
xxx:
kou rarahian'izy inona izay vita tany fa ny anio no mi compte :°)
boo .
:D :D
isaorana izay rehetra nahavita ry xxx a,angaha moa izy mangataka fisaorana any aminao hi,hi.
Atra ny ahy no isaraorako lehibe indrindra fa tsy mba afaka nizara ny tenin'Atra tamin'ny olona aho raha tsy nampisehoNy ahy izany fitiavaNy ahy izany ary tsy menatra aho ny hizara ny rehetra fa tsy mila diploma ny fahalalana an'Atra fa ny fo sy ny saina ary ny fanahy mino Azy sy manaiky fa tsy ho vita foana ny fiainana raha tsy miaraka aminy no zaraiko anareo rehetra.
Misaotra antsika isika nifampizara hatrany e
ba mamikely ho an'ny rehetra
(l) niryna
13. Kapistra
(
13/08/2008 18:23)
mirabela:
ny anah ndray i dadabe- anay ilay namorona ny ordinateur, dia i dadatoanay le namorona ny internet, dia raha tsy nisy an dry zareo ts afaka nifampiresaka akory tsika!
Mba zavatra matotra resahana ry mirabela a!manjary eritreretin'ny ol tsy marina eo daholo izay voalaza rehetra ato.
Mba zarao ny anao raha misy e!Sa ve tena tsy misy mihintsy.Raha tsy misy ary dia ny any hafa indray lazaina e!dia mba ataovy serieux @ zay.
Ohatra hoe raha tsy teo i sefo hery tsy afaka niresaka ohatran'izao isika.
14. Zozoro
(
13/08/2008 19:51)
Dia nahavita be ary mbola hahavita be ianareo fa dia misaotra. Ho tahin-Janahary.
16. xxx
(
13/08/2008 21:59)
NY TSY FENO IHANY HONO NO MIKOBANA :-w :-w
aza dedaka @ tsy napany nama a
teknisiana maro anisa niray hina @ sampanasa isankarazany no fa aoka tsy hiady vedety , sa izy irery no nanao plan, metrazy, nitarika kabla sy niloloha turbines de nitaona biriky sy siman sy ny rehetra rehetra. Izy izany no tena Mak Gayvera :?: :-D :-D :-D :-D
teneno ihany izy fa mbola tsy alehany satria mbola mafotaka izao ny delestazy:-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@
rehefa ok ny rehetra tsy mila mangataka 19 fa tonga ho azy ny =D> =D> =D> =D> =D>
te ho deraina mafy ny akama izany an ! tsy ampy dera @ tena fiainana angaha no eto @ virtoaly no mitetateta ? sa voapempo de te mitady ampiseho aminiza ?
paiso doly nama ny eto a, vonona ny higoba atsanga tsy amanoranan'ela =)) =)) =)) =))
Mba fantatrareo moa fa io jiro hampiasainareo nandritra ny taona maro io,dia nisy asa lehibe nataon’ny papako vao vita .(=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
aza dedaka @ tsy napany nama a
teknisiana maro anisa niray hina @ sampanasa isankarazany no fa aoka tsy hiady vedety , sa izy irery no nanao plan, metrazy, nitarika kabla sy niloloha turbines de nitaona biriky sy siman sy ny rehetra rehetra. Izy izany no tena Mak Gayvera :?: :-D :-D :-D :-D
teneno ihany izy fa mbola tsy alehany satria mbola mafotaka izao ny delestazy:-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@
rehefa ok ny rehetra tsy mila mangataka 19 fa tonga ho azy ny =D> =D> =D> =D> =D>
Ny zava-bitako :midera tena aho
te ho deraina mafy ny akama izany an ! tsy ampy dera @ tena fiainana angaha no eto @ virtoaly no mitetateta ? sa voapempo de te mitady ampiseho aminiza ?
paiso doly nama ny eto a, vonona ny higoba atsanga tsy amanoranan'ela =)) =)) =)) =))
17. xxx
(
13/08/2008 22:07)
nyrina::-
angaha moa izy mangataka fisaorana any aminao hi,hi.
tsy mangataka fisaorana izy fa mila diznefo ka, sady tsy hita koa zay tokony isaorana azy,
inona moa no tena vitany ? ny an'i dada sy dadabe no asesiny fa mbola tsy manana ny mahaizy azy izy D :-D :-D :-D
18. xxx
(
14/08/2008 01:47)
dedaka dray i baina =))
nisy asa lehibe nataon’ny papako vao vita .(Barrage andekaleka ):-D :-D Sté Skanska no maitre d'oeuvre nanamboatra an"io, mpiasa tsotra otran'ny olona aman-jatony niasa teny raha izany ny papanao, ka aza kevoka hoe raha tsy nisy azy tsy vita :-@ :-@
20. RATOVOARY
(
14/08/2008 05:33)
Hanomboka indray ny film ato ze hanarak'e!!!!!!!!!!!!!!!!!!
Vaky eky lacours-be fa ela ny ela :-D :-D :-D :-D
Vaky eky lacours-be fa ela ny ela :-D :-D :-D :-D