Mba hambarao eto koa ny anareo

61. xxx ( 15/08/2008 15:03)
xxx52,inona indray ity BEZO BE 'ty e!
Be droit be ve zany.Droit de veto.
62. Herimiafina ( 15/08/2008 15:06)
Tena nahazo vocabulera be dia be izaho tato izany klé. Dedaka e, Bezo e, Kevoka e. Ary andeha mba ampiasaiko indray ireo teny ireo kty! :{ :{
63. naughtyboy ( 15/08/2008 17:59)
sakaizakely > ekena 100% :wink:
xxx > ony oa fa in tsara no dikanle bezo :D
64. xxx ( 15/08/2008 19:35)
Kalma,kalma, ihany ianao sakaizakely a!ny lalao mbola ho ela.
Ny tena tsy azoko aminao 'ty mantsy dia lazainao fa môla i kapistra tsy manin,
sakaizakely:
f'aza manonofy antoandro ramôla
fa rehefa lazaina indray fa ianao no tara dia mitabataba ianao.

65. xxx ( 15/08/2008 20:00)
Ireto indray dia karazantsakafo narosondrasipakely sy ny namany an'i kapistra.
Izy mantsy rehefa manolotra sakafo tsy mba mitsikitsiky fa milongilongy sy milingilingy.Dia rehefa tsy mihinana i kapistra dia tezitra hono ny tenany.
Menu aujourd'hui :atody apotsitra.
sipakely:
le salmo n°2 mits ko ra Kapotsitratody ity

Salami kilasy faha-2 sy atody apotsitra.
sipakely:
za ndrai tsy taitra am sobakaka

sobakaka raitra.
hihihihih efa mi-kapotsitra re ny atidohany

atidohakena sy atody apotsitra
sipakely:
dedaka dray i baina

Bedaka ray atao bain marie.

Ireo aloha ny sakafo androany fa rahampitso indray tohizana.
Tereny fotsiny ny ol hihinana ny sakafony,dia rehefa tsy mihinana ny ol dia vinitra be hono izy.Ny torohevitra homeko anao ry sipakely manjakely dia izao,ajanony aloha ny sakafo , zavatra hafa indray aloha aroso.Dia mba asio tsikitsiky e!.Ny olana mantsy dia ianao somary kizitina.Ity aloha atolotro anao maimaimpoana mba hampitsiky anao io milogilongy io. :-* :-* :-*

66. Herimiafina ( 15/08/2008 20:17)
Hanky va re ka efa nisy ambadika politika kay ity resaka ity klé. Tara indray zah tamin'iny marina mafy. :{ :{
67. mignone ( 15/08/2008 20:18)
inn daolo aza izany :?:
68. sakaizakely ( 15/08/2008 20:24)
misaotra ny aterineto fa manana connexion koa eny @ dizoity ankehitriny :lol:
69. kelly13 ( 15/08/2008 20:54)
:-D :-D :-D
70. ratonga ( 15/08/2008 22:03)
oudryyy, to tena tsy zakan'ny vavon'i kapistra mintsy izy zany klé :-D :-D :-D
mety andé ato ny bizna zany ry kelly fa omany ny bôbôcoco :°) :-P :-D
71. xxx ( 15/08/2008 23:39)
ahitana sorany mihitsy ito dinika ito

hay zany raha miteny oe mola i ranona na dia efa hitampoko hitampirenena fa voadona ny sainy dia midika izany fa tara ?
dadany indray ity

eto ry zalah ny vandro sy ny popkorna fa eto indray izany manaradresaka a :-D :-D :-D :-D

xxx:

Kalma,kalma, ihany ianao sakaizakely a!ny lalao mbola ho ela.
Ny tena tsy azoko aminao 'ty mantsy dia lazainao fa môla i kapistra tsy manin,
sakaizakely:
f'aza manonofy antoandro ramôla
fa rehefa lazaina indray fa ianao no tara dia mitabataba ianao.





72. xxx ( 16/08/2008 00:02)
misy tsy maharitra sakaizakely mihitsy ato klé

ongoty tany reo sary bedebe reo fa mampipôrna ol ry sakaiza a

sa ve njy te hosafosafon'i Kapotsitra @ tanany marokoroko feno fotaka avy namboly hazo iny ? sady nareo mba mifanakaikikaiky any ihany de mifanohantohantsy ho lavo eo zany e :-D :-D :-D :-D :-D


xxx17 = xxx44 fa tsy sakaizakely velively
efa miporna aminy rakapotsitra dia mahita an'i sakaiza isaky ze xxx etsy ambero
te hikitikitika azy eo ko rehefa ataon'i bokakakely maivoka malaky miampanampana :-D :-D :-D
73. xxx ( 16/08/2008 00:22)
ho an'izay tsy naharaka ny dinika hatr@ 1° dia jereo etsy ambany fa toy
izao zany ny filambanon'ilay kapotsitra tato e ! tsy nisy ze tsy voatonony ny ps n'ireo mpandray anjara matetika eto @ serasera

diniho aminizao ny fahambaniantoetrany :{ :{ :{ :{

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48874c20cf9b9#top

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4875e0bdd84eb

74. xxx ( 16/08/2008 07:17)
Sakafo anio:
sipakely:
yonika> tazomy tsara akia ny poketra sao de voasinton'le Kapotsitra eo a
kiss kiss njy


sipakely:
yonika> mampitandrina fotsiny akia fa tsy haihay ihany tony mpangaromposy tony a


sipakley:
manapatsinay kou ra Kapotsitra manamarintena tsy baininabe

Tsinainkena sy atody atao bainmarie
sipakely:
bainin alou zao no tena tsipolitra

Tsipolitra atao bain marie

Misy bôbôkoko sy vandro sy popy kôrna zany koa menu vao2.

Motika ihany ny ady eo.
75. xxx ( 16/08/2008 07:34)
sipakely:
....dizouity ankehitriny

diznefo anie no tadiaviny fa tsy dizouity e!
sipakley:
dedaka sy ....mila 19 izy

Resaka sifra indray no resaka eto,tena mampmé ahy mihintsy ity bokakakely 'ty ka. :-D :-D
76. xxx ( 16/08/2008 08:15)
ratonga:
udryyy, to tena tsy zakan'ny vavon'i kapistra mintsy izy zany klé

patsabe sy kôrzety+saosybe, kosa ve ho zakan'ny vavoniny e!
Sakafombazahabe.Ny azy sakafo tsotsotra ihany,ilay vary aloha mety+romazava fotsiny dia mety.
Mazoto homana ianao sipakely fa i kapistra tsy ho avy eo a!
Ary mba mitsikitsikia moa e!
77. xxx ( 16/08/2008 09:50)
fa maninona elah ry kapotsitra no manao xxx e ?

sa avy nanoratra ilay dinika tary @ Tsetsatsetsa tsy aritra dia tsy te ho fantambahoaka ? :-D :-D :-D :-D sirika foana ny fomba fanoratrelah e

fahitako anelah tsy manana kritika obzektiva fa misambôdika be any amin'i sakaiza diso be lotra ny atidohan'elah

za efa impiry manao xxx dia mbola heverin'elah fa izy foana

gina toy ny sifotra elah tsy manankolazaina rehefa tsy mitsimpona ny resaka heverinelah fa an'i sakaiza

TARA baina marina =)) =)) =)) =)) =)) =))
78. xxx ( 16/08/2008 10:01)
i kapistra tsy ho avy eo


eo ihany izy manao xxx :°)
79. xxx ( 16/08/2008 10:10)
izaho letsy anti-terôrista fa tsy kapisotran'là zany a!
Aiza ary zany kritika obzektivan'là zany e!.
Fa raha mbola resaka xxx no etin'là eto,dia 0 foana ny point n' elà.
Ary zaho anti-terôrista foana no hamaly an'ialahy eto.
80. xxx ( 16/08/2008 10:35)
Hoy i ratonga:
udryyy, to tena tsy zakan'ny vavon'i kapistra mintsy izy zany klé

patsabe sy kôrzety+saosybe, kosa ve ho zakan'ny vavoniny e!
Sakafombazahabe.Ny azy sakafo tsotsotra ihany,ilay vary aloha mety+romazava fotsiny dia mety.
Mazoto homana ianao sipakely fa i kapistra tsy ho avy eo a!
Ary mba mitsikitsikia moa e!
(jereo ny sary)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1539