Mba hambarao eto koa ny anareo

21. ni81 ( 14/08/2008 06:01)
Eo nareo samy mahay mifanebaha tsara e! :lol: aleo ny sisa hanao tanzan-davitra fotsiny!
22. ramistiana ( 14/08/2008 07:36)
aza dedaka @ tsy napany nama a

rehefa ok ny rehetra tsy mila mangataka 19 fa tonga ho azy

Aiza ary zany filazana fa dedaka zany???milaza ny zava bita ve dia hoe dedaka.
Raha miteny ve zao ohatra i prezida hoe zao ny zava-bita .(lalana)
Dia hoy ianao hoe miseho dedaka sy mangataka 19,fa raha tsy nisy ahy nitaona vatokely io tsy nahavita an'io.
Mba hampiakaro hoa ilay fatra(niveau) hoy i hao zay.
teneno ihany izy fa mbola tsy alehany satria mbola mafotaka izao ny delestaz

Ka zay mihintsy ny olana,mihavitsy ny ol tahaka azy dia tsy mahavita manao barrage vao2 intsony,lany andro @ fanebahana fotsiny.
Taratra @ lay toetsaina eto zany,manebaka fotsiny ny an'ny hafa,fa tsy mba hoe manetsika ny hambo-po,hanao zavatra.
Hoe inona marina moa zany ny ahy no mba hasehoko.
Na xxx aza ianao dia misy mahita foana,na dia hoe ny feon'ny fietreretana fotsiny aza.Atra koa moa tsy azonao hiafenana.
23. xxx ( 14/08/2008 08:08)
Raha miteny ve zao ohatra i prezida hoe zao ny zava-bita


mitovy anga ny prezida sy ny Kapisitra, sa te handimby andRavalo mafy izy io ? :-D :-D :-D

Aiza ary zany filazana fa dedaka zany


dia ianao tokoa no voromailala :-D :-D :-D :-D

Ka zay mihintsy ny olana,mihavitsy ny ol tahaka azy dia tsy mahavita manao barrage vao2


betsaka ny manampahaizana fa tsy ol iray irery no fototry ny fahatombanana, Mahaiza manetry tena, fototry ny fanabeazana kristiana izany, izy milaza fa zafina pasitera toa hadino sahady ny hafatry dadabe :-D :-D

Hoe inona marina moa zany ny ahy no mba hasehoko.


tsy miandry dera eto @ serasera aho ka andeha ho tanisaina daholo ny zavabita :roll:
samy manao izay vitany eo anivon'ny fiarahamonina sy ny ankohonany ny tsirairay avy, na ny mpamafa lalana sy ny mpandraoka fako aza dia manandanja lehibe tokoa @ fiainana, dia tokony hanao tatitra isanandro ve nahafafa lalana indray aho androany :°)

Na xxx aza ianao dia misy mahita foana

ka inona no olana ?

Atra koa moa tsy azonao hiafenana.

Miditra eto angaha moa Izy ? Dia mahaliana Azy ve ny resaka eto ?

fanebahana fotsiny

tsy manebaka fa mampatsiahy an'ilay dedaka ny toerana tokony misy azy satria tsy ampy fanetrentena mihitsy
24. xxx ( 14/08/2008 08:16)
DEDAKA be fotsiny kosa izy e! raha tsy mila 19 izy dia inona no ilainy miteny izany eto fa tsy tazominy any fotsiny. Sady araky ny efa voalaza teo ambony angaha moa izy nanao inona fa nisy entreprise sy mpiasa no nanantateraka ny asa. Sady matoa izy nanao izay zavatra nataony (ataoko fa tsy asa fanasoavana) fa asany tsotra izao.
KA INONA NO TOKONY HIDERANA AZY RAHA NANAO NY ASANY FOTSINY IZY, ho tezitra ary ny tenanay raha tsy nataony izany.
25. Kapistra ( 14/08/2008 10:04)
Misaotra nyrina sy zozoro a!, tena misy hatsarampanahy ao anatinareo.
26. Kapistra ( 14/08/2008 10:16)
Hazo teo @ 14 ha no voavoliko nandritra ny 2 taona,
Manankevitra aho ny hamboly hazo eo @ 50 ha ao anatin'ny 5 taona.
Zany hoe 10ha isantaona zany ny tanjoko eto.
Ary ny anareo mba firy ny tanjona????
Sa ilay hanondrana hazo antsokosoko.
27. xxx ( 14/08/2008 10:34)
Misy lay karazan'ol mpanebaka fotsiny ny asany.
Tsy misy aseho dia feno fialonana.
Asehoy raha misy e! na kely na lehibe dia asehoy.
28. xxx ( 14/08/2008 10:47)
nu olona manao soa tsy mila mitatata milaza an'izay vitany :-@
29. xxx ( 14/08/2008 11:37)
Ny zava-bitako :midera tena aho raha hilaza izany eto.


Hazo teo @ 14 ha no voavoliko nandritra ny 2 taona,
Manankevitra aho ny hamboly hazo eo @ 50 ha ao anatin'ny 5 taona.


resaka voly hazo avy

tsy tokony ary @ hatsikana sy lalao ve no natao ity resaka ity :-D :-D :-D

30. xxx ( 14/08/2008 11:43)
Tsy misy sakafo ho hanina ny vazaha raha tsy izà satria mpi-livr ny tenako. :lol: :D
31. xxx ( 14/08/2008 12:33)
nu olona manao soa tsy mila mitatata milaza an'izay vitany

Fa ny mpanao ratsy no havela ho fantatry ny ol.
'Zany no mahatonga ny faharatsiana maro.Ny tsara vitan'i pasitera oh afenimpenina tsy dia asiana vidiny loatra fa ny ratsy ataon'ny pasitera iray no atatata erak'io gazety,télé,net sy ny hafa rehetra io.Rehefa manjaka anefa ny ratsy dia be taraina.
32. Kapistra ( 14/08/2008 13:52)
Ny ahy aloha hambarako daholo ny tsara vitako @ izay sehatra rehetra azo hanambaràna izany,mba ho fantatry ny olondrehetra.Mba ho reharehan' ny namako,ny fianakaviako na ny malagasy rehetra ihany koa.Mba ho fitaratra harahin'ny rehetra.Saika hoe tsy hilaza ihany aho fa lazain'ny sasany fa tsy nahavita hono.
inona moa no tena vitany ? ny an'i dada sy dadabe no asesiny fa mbola tsy manana ny mahaizy azy izy D

Dia rehefa milaza indray dia hoe dedaka indray hono.
Tena ol mihinanan goavy manta dia NTL hoy i sakaizakely 'zay
Izahay indray aloha dia dedaka @ zavatra tsara e!
Aleo lazain'ny ol hoe dedaka nahavita tsara,
Toy izay hoe sady tsy nahavita no mpanebaka fotsiny.
(Be ny marary fo sy kibo).
NTL=Naika Tsy Latsaka
33. xxx ( 14/08/2008 14:05)
Nisy nandimby indray ity i CAZAL =)) =)) =))
34. Herimiafina ( 14/08/2008 14:11)
Tohizo ny resaka fa aza revo mifanabaty ry zareo a! Efa lasa efa ela ny colons ka aza mandova ny toetra ratsiny. :^)
35. naughtyboy ( 14/08/2008 17:02)
marina neny H.M ,le mifanabaty tsy tsara fa samy tsy ahazaona tombony..
-kapistra > tsara ny manao zv toy zany misy sehatra tsara koko anehoana zany noho ny serasera hevitro manokana tsisy olakolaka de mamporisika hanohy ny finiavana tsara toy zany,tsy tokony ho taitra ra samihafa ny valiteny azonao @ mpandray anjara eto satria tsy misy tompon'andraikitra eto misahana fanolorana medaly fa ny tsara ngambany de manatona ny ministerany fambolena sy ny fikarakarana ny tontolo iainana@ reo hazo reo voavoly.. ny RAR njay tsisy nisafidy azy io ny ts1/1 ka tsisy azo ideraderana fa ra te hanao zv tsara koko noho izy reo de ataovy ze mety ary mirary soa za :°)
36. Kapistra ( 14/08/2008 19:41)
nauhtyboy:
Tsara ny mano zvtr toy zany

Misaotra anao aloha nakasitraka.
nauhtyboy:
misy sehatra tsara koko anehoana zany noho ny serasera hevitro manokana tsisy olakolaka de mamporisika hanohy ny finiavana tsara toy zany

Raha ny aty aminay aloha dia tsy misy hafatsy ny serasera no hevitra tsara hitako,
Aty anie tsy misy afatsy ny serasera no gasy mba namana aty e !
Olona mainty be miteny @ fiteny tsy fantatra no betsaka aty(miala tsiny @ ilay fitenenana)
Ankoatra izay ny fananganana site.(ary eto aza no tena tsara satria gasy eran’izao tontolo izao no eto)
Mety koa aloha any amin’ny site hafa,fa ny fotoana no manahirana be .Eto aza manoratra indray mandeha fotsiny tonga dia lany ny fotoana .
nauhtyboy:
tsy tokony ho taitra ra samihafa ny valiteny azonao @ mpandray anjara eto

Izaho aloha tsy dia gaga e !,satria hevitr’ol maro no eto.
Ary ny momban’ny medaly dia efa voalazako tery ambony fa tsy dia any ny olana,afaka mahazo aho raha zany no tanjona.
Misaotra @ firariantsoa e !
37. xxx ( 14/08/2008 19:48)
niKAPISTRAny amin'ny tsy fahalehana ny fizitiavana dia izao no ataony. Mety tsikera tokoa ny anay, fa na izany na tsy izany dia DEDAKA ko izy.

Averiko ihany, MANAO NY ASA TOKONY HO ATAONAO VE INAO DIA MILA HO DOKAFANA??????
38. xxx ( 14/08/2008 20:18)
Averiko ihany raha milaza ny zavatra tsara vita ve,dia hoe mizity na koa hoe dedaka.
MANAO NY ASA TOKONY HO ATAONAO VE INAO DIA MILA HO DOKAFANA??????

Tena tsy mahazo resaka mihintsy;tsy misy mitady doka 'zany eo,milaza ny zavabitany tsara fotsiny izy,dia miteny hoe lazao koa ny anareo raha misy.
Izao no atao hoe mampiseho ny zavabita.
Ny asa tokony atao izao dia ny manao asa tsara sady mahasoa.
Ny hafa anefa manao ihany fa ny manimba no ataony.
Na tsy manao mihintsy
na te-hanao fa tsy mahavita
Ka ahoana no tsy hankaherezina ny manao ny tsara.
Tsy mila doka fa fankaherezana.
39. Kapistra ( 14/08/2008 20:54)
Ity misy hafatra tiako tenenina amin'ny malagasy rehetra erantany izay mijery sy mamaky ity serasera ity.Tena misy zavatra mampalahelo ao madagasikara ao,ny antony dia izao,tsy mahay mankasitraka ny malagasy maro.Indrindra ireo fototra nipoirana.
"Ny hazo no vanoko lakana ny tany naniriany no tsara"
Hankasitraho ny ray amandreny(Maro ny ray@ mahantra nefa ny zanany tafita be)
Ny Mpampianatra,(mpampianatra sy ny sekoly mahantra ny mpianatra tafita)
Ny Ray amandreny arampanahy (pasitera ,evanjelistra sns)..
(Mpivavaka manankarena be ny pasitera mahantra be)
Tena tsy misy sitraka mihintsy.
Izaho mahita sekoly 40 taona nampianarana.Fa raha ianao no mankao,ny latabatra efa tonta,ny wc maloto,ny mpampianatra: fitafiana fripy,ny tena mahia tsy ampy sakafo.Tena mahaontsa sy mampalahelo be.Ny mpianatra nampianariny anefa, Ministra,Pdg ,direktera ...
Satria nahoana ny zavabitany hono aleo hipirimpirina any fa tsy mila doka hono rizareo.
Ny pôlisy mitifitr'olo dia misehoseho @ gazety, dia hoe miasa be, dia hampiakarina ny karamany.Betsaka nohon'ny an'ilay mpampianany.
Satria tsy misy milaza ny zavabitany fa hoe asa tokony hataony hono zany.
Mampalahelo.

40. ikaretsaka ( 15/08/2008 03:27)
.


dia ho avy koa ny hoe tsy nandroso ny teny tsaralalana rehefa alina ary nangingina raha tsy niasa alina teny ny bebeany!

efa hitako eto
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2014