Mba hambarao eto koa ny anareo
41. xxx
(
15/08/2008 06:13)
Hita tokoa izao fa MIVOATRA be mihitsy gasikara noho ny ASAnareo sy ny dadabenareo zany ry KAPISTRA sy ny TARINY.
44. xxx
(
15/08/2008 07:41)
dedaka dray i baina
Voalaza teo :
nisy asa lehibe nataon’ny papako vao vita .(Barrage andekaleka )
Sté Skanska no maitre d'oeuvre nanamboatra an"io, mpiasa tsotra otran'ny olona aman-jatony niasa teny raha izany ny papanao, ka aza kevoka hoe raha tsy nisy azy tsy vita
Hay ve i bokàkà kely tato e!,Ary taiza ary no nahazahoany an'io source io.
Tena nanao investigation mihintsy a!,mafy ihany rehefa
(l) (l) (l) 'ty ka.
45. xxx
(
15/08/2008 08:58)
tsy izany bokàkà kely izany aho ry xxx43 ary fantatro tsara ny tany andekaleka, ny tenanay dia niasa tany t@ 1981/82
46. xxx
(
15/08/2008 10:10)
tsy bokàkà kely ianareo koa inona no hiafenanareo.
Sa hianareo ilay tsy mahavita dia manebaka fotsiny :roll: :roll:
Sa hianareo ilay tsy mahavita dia manebaka fotsiny :roll: :roll:
47. niryna
(
15/08/2008 11:53)
Kapistra:
Ity misy hafatra tiako tenenina amin'ny malagasy rehetra erantany izay mijery sy mamaky ity serasera ity.Tena misy zavatra mampalahelo ao madagasikara ao,ny antony dia izao,tsy mahay mankasitraka ny malagasy maro.Indrindra ireo fototra nipoirana.
"Ny hazo no vanoko lakana ny tany naniriany no tsara"
Hankasitraho ny ray amandreny(Maro ny ray@ mahantra nefa ny zanany tafita be)
Ny Mpampianatra,(mpampianatra sy ny sekoly mahantra ny mpianatra tafita)
Ny Ray amandreny arampanahy (pasitera ,evanjelistra sns)..
(Mpivavaka manankarena be ny pasitera mahantra be)
Tena tsy misy sitraka mihintsy.
Izaho mahita sekoly 40 taona nampianarana.Fa raha ianao no mankao,ny latabatra efa tonta,ny wc maloto,ny mpampianatra: fitafiana fripy,ny tena mahia tsy ampy sakafo.Tena mahaontsa sy mampalahelo be.Ny mpianatra nampianariny anefa, Ministra,Pdg ,direktera ...
Satria nahoana ny zavabitany hono aleo hipirimpirina any fa tsy mila doka hono rizareo.
Ny pôlisy mitifitr'olo dia misehoseho @ gazety, dia hoe miasa be, dia hampiakarina ny karamany.Betsaka nohon'ny an'ilay mpampianany.
Satria tsy misy milaza ny zavabitany fa hoe asa tokony hataony hono zany.
Mampalahelo.
misaotra nizara e,Marina tokoa ny voalazanao .Toy ny olona nanaovana soa ohatra ,tsy ho voatery hamaly soa antsika izy ireny,ny tsodrano nomeny dia efa zava-dehibe.Toa izany koa isika nanaovan'ny hafa soa ,mety tsy mahavaly ary tsy nahavaly mihoatra izay nataony ary raha mba manao kely aza mety ho latsa no mahazo satria tsy mahavaly sy tsy nahavaly ary misy aza ny sasany mitetika ny ho valiana avo heny tsy hita pokapoka ary atao maheno daholo izay olona rehetra hoe " tsy toa izao ireo raha tsy nisy ahy..fanenenana izany amiko .
Atra no nahatonga ny rehetra tamin'ny fiainana hotoa izao ,ny fianana rehetra dia nisy fanampiana avokoa ka tsy tokony asiana nenina rehefa manampy olona ( aza atao ho fantatry ny tananao havanana akory ny soa nataon'ny tananao havia).Tsara tokoa ny mizara ary ireo hafa izay nozaraina dia tsy amerina ny valintanana aty amintsika mihitsy ,raha misy aza izany ,misy tsy mankasitraka.Isaory fotsiny Atra naha tona anao amin'ny toerana izay misy anao ary dia aza mitsahatra manao soa ,tsy vola aman-karena ihany anefa izany fa ny fahaizana amam-pahalalana .
Ny tiako tenenina dia izao,misaotra amin'izay rehetra nahavita antsika na teo amin'ny tanindrazana izany ,na teo amin'ny fiainana izany,na tamin'ny inona na inona izany.Ho valiny sy setriny dia mila manao izay mba vitantsika amin'ny hafa koa isika dia izay !! Kodiaran-tsarety ny fiainana,mitohy foana ny fitolomana amin'ny adim-piainana ,izay vita tsy misy nenina ary izay nanaovanao soa aza latsaina raha tsy mahavita fa mety any amin'ny hafa izy no namaly izany.Anjaran'ny tsirairay io e .
(l) niryna
48. xxx
(
15/08/2008 12:00)
ary enao mano xxx45 io miafina sa tsy miafina :roll:
izaho indray manao xxx eto satria tsy mitady doka @ zay nataoko sy dera ohatranareo, nisy niteny teo hoe ny tapany ihany no mikobana ary tena marina mihintsy io voalaza io raha ity kapistra ity no lazaina :°)
ny toe-tsaina toy ny anao izao mihintsy no tsy mampivoaka ny firenena @ fahantrana, manantena fanampiana lava izao fa maninona raha mba mihezaka mioatra fa tsy miandry tolorana fotsiny, fa angà ra tafita ny oul iray dia tsy anao n'inon'ionona intsony ny manodidina fa miandry ho velom-potsiny avy eo
izaho indray manao xxx eto satria tsy mitady doka @ zay nataoko sy dera ohatranareo, nisy niteny teo hoe ny tapany ihany no mikobana ary tena marina mihintsy io voalaza io raha ity kapistra ity no lazaina :°)
Ity misy hafatra tiako tenenina amin'ny malagasy rehetra erantany izay mijery sy mamaky ity serasera ity.Tena misy zavatra mampalahelo ao madagasikara ao,ny antony dia izao,tsy mahay mankasitraka ny malagasy maro.Indrindra ireo fototra nipoirana.
"Ny hazo no vanoko lakana ny tany naniriany no tsara"
Hankasitraho ny ray amandreny(Maro ny ray@ mahantra nefa ny zanany tafita be)
Ny Mpampianatra,(mpampianatra sy ny sekoly mahantra ny mpianatra tafita)
Ny Ray amandreny arampanahy (pasitera ,evanjelistra sns)..
(Mpivavaka manankarena be ny pasitera mahantra be)
Tena tsy misy sitraka mihintsy.
Izaho mahita sekoly 40 taona nampianarana.Fa raha ianao no mankao,ny latabatra efa tonta,ny wc maloto,ny mpampianatra: fitafiana fripy,ny tena mahia tsy ampy sakafo.Tena mahaontsa sy mampalahelo be.Ny mpianatra nampianariny anefa, Ministra,Pdg ,direktera ...
Satria nahoana ny zavabitany hono aleo hipirimpirina any fa tsy mila doka hono rizareo.
Ny pôlisy mitifitr'olo dia misehoseho @ gazety, dia hoe miasa be, dia hampiakarina ny karamany.Betsaka nohon'ny an'ilay mpampianany.
Satria tsy misy milaza ny zavabitany fa hoe asa tokony hataony hono zany.
Mampalahelo.
ny toe-tsaina toy ny anao izao mihintsy no tsy mampivoaka ny firenena @ fahantrana, manantena fanampiana lava izao fa maninona raha mba mihezaka mioatra fa tsy miandry tolorana fotsiny, fa angà ra tafita ny oul iray dia tsy anao n'inon'ionona intsony ny manodidina fa miandry ho velom-potsiny avy eo
49. xxx
(
15/08/2008 12:59)
sary enao mano xxx45 io miafina sa tsy miafina
Ka tsika samy miafina 'zany no mifampitady eto,koa inona no hiresahanao ny tsy miafina.Sa kanosa be.
ny toe-tsaina toy ny anao izao mihintsy no tsy mampivoaka ny firenena @ fahantrana, manantena fanampiana lava izao fa maninona raha mba mihezaka mioatra fa tsy miandry tolorana fotsiny,
Tena tsy mahazo resaka mihintsy,izaho ny vokatry ny tsy firarahiana mpampianatra.Tsy misy resaka fanampiana mihintsy eto,ary tsy misy resaka mangataka.Fa hoe tsy misy sitraka ho an'izay mahavita sy fankaherezana azy mba hahavitany bebe kokoa.Izay ilay atao hoe misaotra @ zava-bita.
Ny ol rehetra eo ambony miseho tsara rehefa mankasitraka,fa ny mpanebaka miafina,satria kanosa(terôrista) :
:-D :-D
50. xxx
(
15/08/2008 13:18)
Ny ol rehetra eo ambony miseho tsara rehefa mankasitraka,fa ny mpanebaka miafina,satria kanosa(terôrista) :=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ary i xxx48 to mankasitraka tsara an'i kapistra nefa miafina sa kanosa sy terorista arakany filazany :-D :-D :-D :-D :-D
51. xxx
(
15/08/2008 13:22)
Tena tsy mahazo resaka mihintsy,izaho ny vokatry ny tsy firarahiana mpampianatra.so dia mba enao miseo milay io indrindra no tsy nirahara voalohay indrindra:^)
52. naughtyboy
(
15/08/2008 13:30)
kalamm daoly ihany fa tsy olana be akory resaka ty fa teny diso tsy mba kabary..ny hevitro manokana eto de tsotra no malalaka
- te izara ny heviny kapistra momba ny ezaka vitany sy RAR-ny teo anivony fiarahamonina, nisy reo vitany teo alohany ary niezaka izy nanao zay tandrify azy @ zao fotoana ,tsara reo zavabita satria lova mipetraka ho any faramandimby zay inoako fa tsisy maharatsy azy
- etsy andaniny ny fampitana ny hafatra no diso fipetraka fa tsy ny toetsainy akory no ratsy (tsisy hamboly hazo 20 ha zany ra tsy oul manana saina ikolokolo ny tontolo iainana,tsara ko zay), ny fomba nilazany azy no diso fipetraka sy nanohitohina ny hafa(tactless ozy ny vaza) tsy midika akory fa ratsy ny asa vita
- ny fanitsina sy fankaherezana ny hafa de mitondra vokatsoa ho any rehetra eto no sady anjarany ts1/1 eto, ka mila ezaka bebe koko .Ny firaisankina no anisany mampalaza ny malagasy ary za manatena fa fiarahana manarina ny tsy mety de mahomby koko noho ny fanaratsina maimaimpoana
ra tsy mahasoa mo zay voalazako de avereno aty amiko fa tsy olana :lol:
mahaiza miserasera daoly sika rehetra :lol:

53. xxx
(
15/08/2008 13:38)
BEZO BE fotsin'izao i Kapistra e! Ary fanakiana tokoa ny ataoko satria betsaka ny gasy rehefa mba mahavita zavatra kely (izay andraikitra tokony ho ataony) dia mieritreritra ny tenany ho tena ZAVATRA. Raha manao mihoatra ny tokony ho ataony izy dia izà no hisaotra azy voalohany.
54. naughtyboy
(
15/08/2008 13:50)
aminao zany de pepoina v izy no tsara koko sa ahitsy ny tsy mety lazainy..anao sy ny eritreritrao no mitsara zay fa mba asina fandeferena ihany ny fiainana ry akama fa tsy zv miseho rehetra de gidraka no amahana azy..samy miloloha lanitra sy mandia tany ihany ka mbola ho solafaka ko andro 1 any,arenina ny hafa refa potraka fa tsy atao tsindrio fa lavo..
55. xxx
(
15/08/2008 13:54)
Tena tsy maharaka mihintsy i ra naughtyboy 'zany .Efa advé n' i kapistra efa ela anie ireo xxx reo e!.Fa tsa mahasaky miseho fotsiny.Terôrista.
Izaho koa tsa mahazo miseho fa anti-terôrista. :°) :°)
Izaho koa tsa mahazo miseho fa anti-terôrista. :°) :°)
56. naughtyboy
(
15/08/2008 14:01)
O.K ra xxx anti-terrorista :lol: faobe ny hafatro fa ny xxx mo bdb , samy mandray zay azony raisina ny rehetra fa tapitra atreo ny kabariko :-D :-D
57. sakaizakely
(
15/08/2008 14:05)
Hay ve i bokàkà kely tato e!,Ary taiza ary no nahazahoany an'io source io.
Tena nanao investigation mihintsy a!,mafy ihany rehefa
'ty ka.
oka hazava kely ny resaka f'aza be soketa otran'io ry kapotsitra rehefa tsy mahita atao a
voalohany nidiran'i Kapitsotra teto de nataony faobe novingavingainy dol ny ankabeazan'ny ps teto ary anisan'izany ny ahy, nefa izy oul tsy fantatro akory. Ny hadisoako dia ny namaly azy dia io izy manao tsipolitra amiko io sady + n'izay mi fantasma hoe za fona no xxx
Amiko tsotra fotsiny, ze tsy mikitikitika ahy de tsy ahoako, fa raha mila vanona amiko de iny kou za mba tonga, de zay no tsy tantin'dRabain, dia niafara am fanaratsiana metisy atsy ambadika atsy satria izy de mihevitra fa metisy ny tenako, de lazaina kou fa za oun tara aminy
Misy oul marary fo am tsy napany, tsy haiko vizaky ny nandavaka tany ampambolenkazo tany ve, de eto no miala vonkona
Efa nezahiko ny tsy hivarilavo @ famaliana azy, nefa izy mbola manohy ihany de azavaiko eto fotsiny, ze tsy faly am zay mibontsina sy mampiseho ny fahambaniantsainy ho hitambahoaka eto
Manala baraka raha mba izao marina no zafikelina pasitera :{ :{ :{ :{ :{ :{
58. sakaizakely
(
15/08/2008 14:13)
naughty> za ndrai tsy mila manao xxx
aleo hanao xxx ze tsy sahy mijoro ho adversa fa za ndrai tsy mirara ze firongatry kapotsitra eo, efa voalazako ftsn ny tiako lazaina de avelao hirediredy izy fa tsy misy atao
betsaka ny mahatsapa ny hasamponan le bain matoa betsaka ny xxx
raha hendry izy dia mahatsapa ny tsy mety ataony dia manova filamatra
raha mbola manohy ny fihetsiny moa izy dia mazava oazy

60. xxx
(
15/08/2008 14:52)
Mba aiza i Kapistra BEZO e? Ho anay terorista mantsy tsy maintsy miafana. Fa ho anareo manao ny tenanareo ho tena ZAVATRA dia mila MAMPISEHO izany sy MIREHAREHA mba handamina-tsaina hoe manao ny mety.