Fanasana ho an'ny Malagasy rehetra eto Italie
1. hery
(
13/08/2008 07:51)
Mandritra ny fandalovan'ny Namana Serasera.org eto Roma dia mahafaly anay ny manasa antsika Malagasy Rehetra tsy ankanavaka eto Italie hiaraka hikorana sy hitotorebika amin'ny zoma 15 aogositra 2008 manomboka amin'ny 9 ora alina ao amin'ny "Centro Baobab" (mandra-maraina), via Cupa 5 (mifanapaka amin'ny via Tiburtina 265 - mifanandrify amin'ny vavahadin'ny cimetière Verano).
Tsy hisy vidim-pidirana amin'io fa izay malala-tanàna sy be fandavan-tena hitondra izay voarimbon'ny tànany kosa dia raisina an-tànan-droa sy hisaorana mialoha.
Miaraka amintsika amin'io ny fikambanana "Tetezana Onlus", ny mpikarakara ny vohikala "Malagasy eto Italia" malagasy.it, otronin'ireo namana mpiandraikitra ny fikambanana "Averiko" sy "Koinina" izay mandalo eto Roma,
Mifampilazà noho ny hateren'ny fotoana.
Misaotra betsaka.
Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso
Andry: 3471432921
Hery: 3387442412

novalian'i ikalamako ny 17/08/2008 22:58
3. ANARIM
(
13/08/2008 12:05)
inay aho mba ...... d nisidina raim tany.... d je t'aime b toi Andry d aza adino zà refa divadiva haraina iny tsarovy hoe... any izy zay!!!
bonne ambiance nareo, ny anay teny soanierana efa napokanay à 10000%
bonne ambiance nareo, ny anay teny soanierana efa napokanay à 10000%