Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ikalamako ( 17/08/2008 00:54)
Fihaonana namana serasera ao Roma - andro 3
Ny antoandro nihinana ny mofomamy nokasaina hohanina omaly nandritra ny fety saingy nahemotra hohanina androany indray. Tany an-dranomasina ny tolakandro, saika hanao barbecue fa tsy afaka indray di... tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2008 20:37
karavasy ( 16/08/2008 23:42)
oway oway managadra olomasina sy olomanga. hehehehe
Olomasina isakarazany miampy olomangan'ny mpanohatra hono asitrikin'ny sasany any ampigadrana na mangovitromana ka mavozo tsy sahy tena mipoitra. Izany ve no olomasina sy olomanga tany amin'ny firenen... tohiny
novalian'i karavasy ny 26/09/2008 12:58
sakaizakely ( 16/08/2008 21:20)
teninjaza
mahita ny resaka "coup de gueule" n'i diamondra iny aho de mba te hanontany koa hoe tsy mba azo asina dinika "Teninjaza" ve (mots d'enfants) na hoe "Ny ankizy" de ao no miresaka ny zay ataon'ny kilong... tohiny
novalian'i kelly13 ny 30/08/2008 10:14
bazylou ( 16/08/2008 21:15)
misy sary
misena be ato an!! marina moa e :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i dadabe ny 20/08/2008 20:12
bazylou ( 16/08/2008 20:02)
JO 2008
medaille 1 ny an'ny gasy, " honoris causa sinoa"" d'or be io a!! :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i bazylou ny 19/08/2008 01:40
bazylou ( 16/08/2008 19:58)
mahazo aina hono ny ariary e
"""L’Ariary continue son petit chemin et se rapproche progressivement de la barre des 1/2 400 pour la parité euro/Ariary. A la clôture du MID (Marché Interbancaire des Devises) lors de la derniè... tohiny
novalian'i bonita ny 06/01/2009 10:21
bazylou ( 16/08/2008 19:49)
dia hoe iza hono no asolo azy
NY asoloan'ilay ioaloha dia feno tsy tambo isaina e! na i zahavahay aza mety poinsa, fa izao , hahay hangalatra bebekokoa noho le8 ve ilay vaovao mba hahafahany miaka tseza ?? Izany MAdagasikara izan... tohiny
lemenakely ( 16/08/2008 19:44)
ny vehivavy sy ny string
taratry ny inona marina ny fanaovan ny vehivavy ny string?... tohiny
badboy ( 16/08/2008 17:59)
Tanjona iraisan'ny fivavahan sy ny psychologue!!
Ny tanjona iraisan'ny fivavahana sy ny psychologue dia ny fanasitranana ny aretitsaina na aretimpanahy, izay aretina mifandray matetika, eo anivon'ny olombelona! Ny mahasamihafa azy indray dia ny fiva... tohiny
novalian'i fijo ny 10/09/2008 22:01
xxxx1 ( 16/08/2008 14:45)
felonana
atao ahoana ny hanalana ny fialonana @ olona kivy ? ny tranga hitako, misy akamako raikimpitia anilay tovovavy zay. Sady tena metimety le sipa ka robo ny anao lahy. Elany ela nisarisary zoro teny ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 18/08/2008 10:21
Bita ( 16/08/2008 14:23)
Tanilanila
_Mba mangataka ny tonon'io hira io raha mba misy manana: Tanilanilan'ilay masoandro moa sa ahona fa ny feony tena tiako E! ... tohiny
novalian'i cutie ny 16/08/2008 14:52
Bita ( 16/08/2008 14:16)
Michael Jackson
Nahoana ary Michael no nandeha namoha varavarana? Adikao @ teny frantsay io dia mora aminareo ny valiny saingy mety @ teny gasy koa...... tohiny
novalian'i dadabe ny 20/08/2008 20:13
aviavy ( 16/08/2008 12:33)
passeport gasy lany andro
Mba misy fanontaniana apetrako ity hoan'izay mahalala tompoko, andea ho any madagasikara aho ary manana passeport vazaha valable atramin'ny 2013, ny passeport gasy ko anefa efa lany andro tamin'ny 200... tohiny
novalian'i aviavy ny 16/08/2008 22:09
ikalamako ( 16/08/2008 09:38)
Fihaonana namana serasera eto Roma - andro 2/2
Tafafoha ihany :oops: Tsy tafiditra tamin'ny mangiran-dratsy nony tafody ny sary fa tena nisy olana ny connex dia mbola niandry an'i sefo azo antsoina anio maraina vao voavaha ny olana :? Rakaro... tohiny
novalian'i mangidy ny 17/08/2008 16:54
hery ( 16/08/2008 09:00)
Efa ato ilay tsetsatsetsa tsy aritra
Dia efa ato indray izany ilay dinika tsetsatsetsa tsy aritra hilazanao ny zavatra mitranga sendra tsy aritra, tsy tanty, tsy rariny... na rariny sy tokony hoderaina koa... ka tsy tafiditra amin'ny loh... tohiny
novalian'i mbaliana ny 08/09/2008 18:54
nanas ( 15/08/2008 15:29)
Ity no tena marina @ raharaham-pirenena @ zao fotoana izao
Par: wikipedia Date: 15 août 2008 - 13:40 Il est né à Imerinkasinina dans la banlieue de Tananarive, la capitale de Madagascar, est marié et a 4 enfants. Il appartient à l'ethnie merina. A... tohiny
novalian'i penguin ny 28/08/2008 15:17
ikalamako ( 15/08/2008 14:25)
Fihaonana namana serasera eto Roma - andro faharoa/1
Sary ihany aloha no azo alefa hatramizao fa tsy dia misy kabary loatra fa feno be ny fotoana :-P http://www.slide.com/r/wEr1B_TrtD8aM7K5aKE-Vc6VJORkrHnV?view=original Saingy ireto sary roa man... tohiny
novalian'i rakaroka ny 18/08/2008 18:38
niryna ( 15/08/2008 12:30)
Mpamitaka sy mpisandoka ve ity !!tafiditra ao izy.
Nisy namako iray izay niresaka tamiko vao mba tadidiko koa ny zavatra nitranga tato amin'ny serasera .Nisy olona ninamana taminy hoy izy ary io olona io dia nampanantena hanome zavatra ho azy rehefa t... tohiny
novalian'i blow ny 09/09/2008 12:41
nikah ( 15/08/2008 08:02)
nofy
O ry namana a!halina tsy nahita tory aho raha tsy efa t@ 3 na 4 maraina angamba iny,avy eo dia nanonofy olona milahatra bdb milanja faty mitanjozotra,tsy faty iray ihany an!Fa nisaiko ilay izy dia teo... tohiny
karavasy ( 15/08/2008 05:52)
Ny madinika ve mampiasa teny Frantsay sa loza ho an'iza ?
Raha nanao service national tany ambanivohitra lavitra aho dia nanantona ahy ny mpianatra kilasy faha-efatra. Azafady ramose hoy izy mba adikao teny gasy ireto didim-panjakana mikasika ny adi-tanin'ny... tohiny
novalian'i karavasy ny 12/09/2008 15:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.6732