JO 2008

1. bazylou ( 16/08/2008 20:02)
medaille 1 ny an'ny gasy, " honoris causa sinoa"" d'or be io a!! :-D :-D :-D
novalian'i bazylou ny 19/08/2008 01:40
2. Stretch ( 17/08/2008 12:41)
O ry reto a ? za zany varina fa hay moa ny gasy 100 be zao no nandé am'ty JO , de mba nijery a hoe inn daôly ny taranja nandraisatsika anjara ,
de tsy nahita tranokala firy a fa fotsiny hoe azo noraisina tamin'ny ratsatanana no isan'ny qualifié
Dia mba iza daôly ry reto zany ? misy namako taloha izay manko mbô mafana fo amin'io jeux jeux io :wink:
3. Ralay ( 17/08/2008 13:39)
Betsaka ny atleta gasy no nandeha fa nitsangatsangana fotsiny niantohan'ny filoha R8 fa telo ihany ny gasy no ni-participé dia vao teo @ fifanitsanana dia raraka daholo.
4. cutie ( 17/08/2008 13:49)
sambatra kosa nitsangatsangana fotsiny :-D
5. Herimiafina ( 17/08/2008 14:02)
Dia lasa aiza daholo izany 100 be izany fa toa enina no mba hitako nilahatra! :^)
6. Stretch ( 17/08/2008 15:20)
Article hitako tam net io an 100 hono dia 900 000 dollars hono no nodebloquen dRa8 nitsangatsangan jareo tany ,
ny tena naha litika ahy dia misy raim-pianakaviana dia mahavita manary asa mintsy am ty Jo nefa ny ankohonana tsy velona , ny zesista fotsiny ny betsaka hoy ny zatovo fahiny zay , 900 000 $ zany reto zao ohatrinona ariary ?
http://www.jeuneafrique.com/jeune_afrique/article_depeche.asp?art_cle=XIN00718leprsnikped0
7. dadabe ( 17/08/2008 17:39)
marina izany ..satria 100 no isany fa 6 no nilahatra +9 donk 15 no nilahatra , i solofoniana mpnao box no nitondra ny fanevan'i gasy , ireo atleta kosa dia ireo atleta nahazo medaille d'or t@ jeux des iles de l'ocean indien, nitsangatsangana fotsiny izy ireo teto chine .
Ny hoe 900 000 dolara dia tsy haiko aloha e, volan'ingahirainy manokana angmba izany .

mirary soa ny atela malagasy nadray anjara...normaly raha ho rararaka isika satria avo leta ny mpifaninana rehetra eto chine.Zah aza tsy nandray anjara nefa nifaninana ping pong t@ medaille d'or jeux des ilees hahahaha :^)
8. bazylou ( 19/08/2008 01:40)
Avo lenta sa tsy te hanao mihitsy fa izesta comme d'hab no atao!!
Izy aloha tsy eny antany katsaka intsony no atao e :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.288