misy sary
1. bazylou
(
16/08/2008 21:15)
misena be ato an!! marina moa e :-D :-D :-D
novalian'i dadabe ny 20/08/2008 20:12
2. MANAKASINA
(
17/08/2008 05:07)
marina izany tena misy sary misena mihitsy ato, fa tsy haiko ilay misenina @nao, raha mety dia omeo ohatr zay hitanao fa misenina e ok :lol:
3. bazylou
(
19/08/2008 01:37)
aleo tsy tenenina ny anarany sao maty eo!!
misaoaraoara izay izy hoa!! ha :-D :-D :-D :-D
misaoaraoara izay izy hoa!! ha :-D :-D :-D :-D
4. endrika01
(
20/08/2008 17:49)
bazylou:
aleo tsy tenenina ny anarany sao maty eo!!
misaoaraoara izay izy hoa!! ha :-D :-D :-D :-D
Tonga am lay we te hifidy ny lohany kou matahotra ny masony ! :-D:-P
