ny vehivavy sy ny string

1. lemenakely ( 16/08/2008 19:44)
taratry ny inona marina ny fanaovan ny vehivavy ny string?
2. ikaretsaka ( 16/08/2008 19:47)
zavatra maro samihafa..
ohatra vitsivitsy
-lamaody (manao rasoa de manao koa Razay)
-nostalgien'ny salaka fahiny
-te hiclaoty nefa te tsy hiklaoty fa omeko tsy omeko
-sensation @ amin'ny fitombenana sy ny elakelape ao
-tsy te horakofana le ravi pipetrahana fa kosa te horakofana ilay ravim-pivaviana!

tohizo ny listra...
3. bazylou ( 16/08/2008 20:12)
dia maninona izao ny vhv manao string ?? :roll: :roll: :?: tsy vao maika tsara ve nomahita azy e?? ny ahy aloha ilay kloty be an'nybebe ireny tsy reveko e :-P :-P
4. ni81 ( 16/08/2008 20:20)
-nostalgien'ny salaka fahiny
=)) =)) =))
5. ratonga ( 16/08/2008 20:58)
bazylou:
ny ahy aloha ilay kloty be an'nybebe ireny tsy reveko e :-P :-P
:-D :-D :-D
6. ni81 ( 16/08/2008 21:04)
=)) =)) =))
7. ratonga ( 16/08/2008 21:13)
ajanony amizay ny sloggi fa string anaovana ry kala a!!:-D :-D :-D
8. sakaizakely ( 16/08/2008 21:34)
NO COMMENT

9. lemenakely ( 16/08/2008 21:47)
mihinan-damba ny omby eee
http://www.domicado.com/photos/273-a.jpg
10. nikah ( 19/08/2008 10:46)
Ka mba misy koa ange ny lelahy manao string ee!!!
11. fasaly ( 19/08/2008 16:23)
ikah: fa hita wa!
fanhga io misy hoe taratry ny inona sy inona izany fa zé te hanao manao zé tsy te hanao tsy manao! anisan'ny kilaoty ihany io fa samy manana ny gout -ny sy ny mampa- à l'aise azy.....tsy vaovao ny string fa efa elabe amantaonany maro no nampiasain'ny vevavy azy knou! ny ahy aloha string ou boxer no ahazoan'aina fa ny kilaoty na slip tsy de ao tsara! mibotsibotsina mangalattra à gauche sy à droite mamariparitra de zay no atony.
12. ikaretsaka ( 19/08/2008 21:01)
ny string mangalatta ampovoany koooo
13. RATOVOARY ( 20/08/2008 05:40)
ny ahy aloha ilay kloty be an'nybebe ireny tsy reveko e :-P :-P
:-D :-D :-D :-D
14. sakaizakely ( 20/08/2008 21:42)
ka misy kosa reny kilotibe na raneny reny no mba manaitaitra azy kou, zay zany no mba ahazoany filinina
samy manana ny tiany io :-D
15. ratonga ( 20/08/2008 21:48)
:-D :-D :-D
16. ikaretsaka ( 20/08/2008 23:29)
aza miklaoty fotsiny hoa fa mandany vola @ n'a pas tsss
17. ratonga ( 21/08/2008 00:14)
élah letsy aza manampatsinay ry ika =)) =)) =))
18. vale ( 21/08/2008 16:28)
mampatsara bika ny string kah! hita tsara ny courbe @ iny knou! :°)
19. fasaly ( 21/08/2008 16:32)
arakaraka lay bika kosa angamba fa tsy leo manao boxer raha tsy avotra voafitina mantsy ny fefesse am lay boxer :°)
20. vale ( 21/08/2008 17:37)
fasaly: raha matax be alou vao mainka horera ee! :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4127