ny vehivavy sy ny string

41. lemenakely ( 26/08/2008 16:20)
ssendra:

lemenakely:

taratry ny inona marina ny fanaovan ny vehivavy ny string?

mitaratra be ety ivelany angaha izy io no hoe taratry ny inona ry lemenakely?

:lol:



an an an ny tiako anontaniana dia hoe mitaratra havetavetana ve sa lamaody ve sa hisintonana ny maso ve sa in ?
42. xxx ( 26/08/2008 16:26)
an an an ny tiako anontaniana dia hoe mitaratra havetavetana ve sa lamaody ve sa hisintonana ny maso ve sa in ?
mampangatsiatsiaka @ andro mafana e! :lol: :lol:
43. ssendra ( 26/08/2008 17:21)
an an an ny tiako anontaniana dia hoe mitaratra havetavetana ve sa lamaody ve sa hisintonana ny maso ve sa in ?


Izaho kosa tsy manaiky ani'zany e! mino aho fa efa voavalin'ny ankizy daholo ny valiny, pour se sentir bien dans sa culotte no tena marina :lol:
44. ikaretsaka ( 27/08/2008 05:15)
amiko raha handany 15 $ hamidy stringy ihany nefa tsy voarakotra tsara ny v.... sy ny zavatra tokony horakofana avy eo
aleoko laniana amin-draha hafa ny volako de tsy manao aho..
samy v... hiseho ihany
45. ssendra ( 27/08/2008 05:33)
ny anao kosa ry ikaretsaka diq ny hanaovan'ny vehivavy kilaoty mihintsy no tadiavinao hihihi! ny sitring anie tsy lafo e! 5 euro dia efa mahazo tsara tarehy ao amin'ny H.M anefa mateza, ao izaho mahazo karazany be dia be raha amin'izany 15 dollars izany :lol:
46. ikaretsaka ( 27/08/2008 06:10)
raha 5 euro nefa tsy maharako bo.y sy hiseho ihany ny ravim-pitombenako de aleoko tsy manao de laniako @ zavatra hafa ny 5 euro-ko le

samy hidiran'ny rivotra
samy miseho ny ravi-pitombenana..
ts'aleo @ izao?
47. ssendra ( 27/08/2008 09:59)
ka tsy ny ravi-pitombenana anie no rakofana fa ilay eo aloha e! :lol:
48. lemenakely ( 27/08/2008 10:06)
koa efa misy string vaovao izao sady tsy mirakotra ny aloha no tsy mirakotra
49. xxx ( 27/08/2008 10:13)
aza miala @ sloggi oa! ny hafanana ho azo ny ravina voarakotra:-D :-D
50. ssendra ( 27/08/2008 10:43)
lemenakely:

koa efa misy string vaovao izao sady tsy mirakotra ny aloha no tsy mirakotra

mba asio sary kely ary izany string vaovaonao izany hoe tsy mirakotra ny eo aloha, tsy miatsy mirakotra kely foana na atao hoe triangle kely aza ny eo aloha....
xxx: ny ravina anie tsy mila rakofana e!

51. xxx ( 27/08/2008 10:56)
aza miala @ sloggi oa! ny hafanana ho azo ny ravina voarakotra

http://www.dessus-dessous.fr/sloggi-triumph-c-831.html?gclid=CLrsxbDsrZUCFQhNtAodlWACYA :-D :-D :-D
52. ikaretsaka ( 27/08/2008 15:13)
izya mantsy..rehefa tsy handrakotra ihany de aza manao , rehefa hirakotra de sloggi
53. ssendra ( 27/08/2008 15:28)
din kilaoty mafàna matevina be tssss! koa raha tsy i bebenay aho ko hanao anireo, sady amin'izay taille haute be manery vavony , ilay léopard io izao no mba tiko tiko string boxer io sady mba taille basse eo ho eo ihany :lol:
54. ikaretsaka ( 27/08/2008 17:15)
de izany no ilazako heo rehefa tiana ihany ny hihanjakanjaka sy hangatsiatsiaka de aza manao
55. ni81 ( 27/08/2008 17:49)
de izany no ilazako heo rehefa tiana ihany ny hihanjakanjaka sy hangatsiatsiaka de aza manao
:lol:
56. ikaretsaka ( 27/08/2008 22:59)
handany %euro amin'a pa?? kleeeean'aaaa
57. lemenakely ( 28/08/2008 15:27)
ssendra:

lemenakely:

koa efa misy string vaovao izao sady tsy mirakotra ny aloha no tsy mirakotra

mba asio sary kely ary izany string vaovaonao izany hoe tsy mirakotra ny eo aloha, tsy miatsy mirakotra kely foana na atao hoe triangle kely aza ny eo aloha....
xxx: ny ravina anie tsy mila rakofana e!



ity ary ny sariny ka asa aloha raha hisokatra fa lava ilay liens
http://www.flickr.com/photos/28958192@N04/2701264487/sizes/o/

58. fasaly ( 28/08/2008 16:18)
mirakotra kosa io tsy hita ny tokony tsy ho hita :-P maneva be azy lay izy fa lay tady kely ery am valahana ve tsy manery be loatra no avo be :°)
59. xxx ( 28/08/2008 16:34)
lemenakely:

ssendra:

lemenakely:

koa efa misy string vaovao izao sady tsy mirakotra ny aloha no tsy mirakotra

mba asio sary kely ary izany string vaovaonao izany hoe tsy mirakotra ny eo aloha, tsy miatsy mirakotra kely foana na atao hoe triangle kely aza ny eo aloha....
xxx: ny ravina anie tsy mila rakofana e!



ity ary ny sariny ka asa aloha raha hisokatra fa lava ilay liens
http://www.flickr.com/photos/28958192@N04/2701264487/sizes/o/
quel horera!




60. ni81 ( 28/08/2008 16:44)
hoy lemenakely
ity ary ny sariny ka asa aloha raha hisokatra fa lava ilay liens
Raha toa an'io dia tena marina ny tenin'i Ikaretsaka hoe aleo tsy manao, ny vola koa @ zany tsy mivoaka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1998