ny vehivavy sy ny string

21. lemenakely ( 21/08/2008 19:47)
ikaretsaka:

ny string mangalatta ampovoany koooo



ary tsy vitan izany fa matetika ny vehivavy mpistring refa mipipi dia tsy manaborotsaka fa aisaka fotsiny hi hi hi
22. fasaly ( 21/08/2008 20:03)
taiza ndray fa tssss! otran'ny defa nitsikilo ery i petitrouge :-D dain! kou raha tsy manao alika mivalandrano izy ity hahahaha
23. lemenakely ( 21/08/2008 20:33)
fasaly:

taiza ndray fa tssss! otran'ny defa nitsikilo ery i petitrouge :-D dain! kou raha tsy manao alika mivalandrano izy ity hahahaha



tena efa nahita aho kah tany Foulpointe ohatra
24. lemenakely ( 21/08/2008 21:09)
fasaly:

taiza ndray fa tssss! otran'ny defa nitsikilo ery i petitrouge :-D dain! kou raha tsy manao alika mivalandrano izy ity hahahaha



ity izao misy porofo
http://www.oeilduvoyeur.com/page-visualiser.php?id=9667
25. fasaly ( 22/08/2008 05:09)
horera be koa lay vevavy raha izany.....
26. ikaretsaka ( 22/08/2008 05:19)
efa lazaina ianareo fa fandaniambola izany sity ringy zany fa tonga de @ izao fotsiny! ny andro mafana rahateo
27. vale ( 22/08/2008 20:58)
tssss! :-D :-D :-D , ka iny ange oà raha skill le sipa de mba ohatran,ny oe misy courbe izy amin'iny, satsia tsy takona dol ny andilany rehetra!! :°)
28. fasaly ( 22/08/2008 21:12)
raha fisaka kosa ny dariera tsy hisy courbe haniry ho azy eo na manao string aza! io lay hoe aza manao izay manendrika ny hafa kanefa tsy manendrika anao....refa tsy ridikily de mety avy fa raha vao hafahafa dia aleo manao zvtr hafa....

kiaretsaka tsara koa anie ny tsy manao e! natoraly tsara mitsiny :°)
29. xxx ( 23/08/2008 11:09)
fasaly: ka le izy anie le courbe amin'ny sisiny fa tsy ny midongona e!hahaha
30. fasaly ( 23/08/2008 22:11)
otranlay an'io omby be io ve :^) :-D
31. lemenakely ( 24/08/2008 10:18)
fasaly:

otranlay an'io omby be io ve :^) :-D



tsy omby izany akia io ry malala fa rhinocéros a
32. ainaheri ( 24/08/2008 10:28)
Ny ahy reveko ireny sipa mi string ireny...mampanaintaina :-D :-D :-$
33. ni81 ( 24/08/2008 10:30)
:-D :-D :-D :-D
34. fasaly ( 24/08/2008 13:01)
lemenakely:

fasaly:

otranlay an'io omby be io ve :^) :-D



tsy omby izany akia io ry malala fa rhinocéros a

zà ve nijery izay tarehiny fa tondé de ny bikany no nojereko de ouz zà hoe deriera n'omby izy izany


:-D
35. ainaheri ( 24/08/2008 19:43)
ni81:

:-D :-D :-D :-D


Inn zao mapmé @ zany :oops: :lol:,ngah mitondra fona? :-D :lol:


36. ni81 ( 24/08/2008 19:44)
Inn zao mapmé @ zany ,ngah mitondra fona?
=)) =)) =)) =))
37. ikaretsaka ( 25/08/2008 23:53)
fasaly:

raha fisaka kosa ny dariera tsy hisy courbe haniry ho azy eo na manao string aza! io lay hoe aza manao izay manendrika ny hafa kanefa tsy manendrika anao....refa tsy ridikily de mety avy fa raha vao hafahafa dia aleo manao zvtr hafa....

kiaretsaka tsara koa anie ny tsy manao e! natoraly tsara mitsiny :°)


tonga hoa de manaova ohatranay sy lefijo.. tsary manao kilaoty izany
38. sakaizakely ( 26/08/2008 09:45)
ika> de mikirozaroza gôsy droaty ve :-D
39. vale ( 26/08/2008 10:56)
:-D :-D :-D :-D :-D
40. ssendra ( 26/08/2008 15:44)
lemenakely:

taratry ny inona marina ny fanaovan ny vehivavy ny string?

mitaratra be ety ivelany angaha izy io no hoe taratry ny inona ry lemenakely?

:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1688