Efa ato ilay tsetsatsetsa tsy aritra

1. hery ( 16/08/2008 09:00)
Dia efa ato indray izany ilay dinika tsetsatsetsa tsy aritra hilazanao ny zavatra mitranga sendra tsy aritra, tsy tanty, tsy rariny... na rariny sy tokony hoderaina koa... ka tsy tafiditra amin'ny lohahevitra hafa.
novalian'i mbaliana ny 08/09/2008 18:54
2. sipagasy ( 16/08/2008 09:59)
misaotra e!!!!
3. endrika01 ( 23/08/2008 20:00)
Ohatra ve we tsy afaka Bac zah :-P fa tsy nifanara-doha kely ireo mpitsara t@deliberation,de alefako ato satria tsy rariny tamiko? :P
4. Soaary ( 08/09/2008 06:23)
Tsara ve ny hand ball ho anareo izay nahita final e,
5. mbaliana ( 08/09/2008 18:54)
vao noforonina ve ity lohadinika ity? tsetratsetra tsy aritra iny :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4514