dia hoe iza hono no asolo azy
1. bazylou
(
16/08/2008 19:49)
NY asoloan'ilay ioaloha dia feno tsy tambo isaina e! na i zahavahay aza mety poinsa, fa izao , hahay hangalatra bebekokoa noho le8 ve ilay vaovao mba hahafahany miaka tseza ?? Izany MAdagasikara izany aloh atsy handroso mandrakizay fa ho lany andro amin'ny resa kehy fotsiny e.
Jereo fa mba narany no manao JO, tsy mba medailleno azo fa ny prezda no mizity honoris causa!!! :-D :-D
Jereo fa mba narany no manao JO, tsy mba medailleno azo fa ny prezda no mizity honoris causa!!! :-D :-D
novalian'i kidoropamba ny 20/08/2008 15:16
2. karavasy
(
16/08/2008 23:45)
Mizity sa nomena sa nahazo ? Ireo nanome ompaina amin'ny havany fa tsisy saina raha milay ianao. Ary raha favy ianao dia mangata honoris causa eran'ny rehetra hoe raha omen'ny olona. Hehehe an'iza ty lamba miahy ???
3. bazylou
(
17/08/2008 01:24)
koa raha tsy olona tsy misy atao sy mpisolelaka ary koa izany no andanina andro!!! :-P ;-) :-D :-D
4. karavasy
(
17/08/2008 07:11)
Ela tsy mahazo na milelaka hatrary aza e. hahahahahihihi :-D :-D :-D
6. karavasy
(
17/08/2008 12:44)
antsay!!!!! word ty fa tsy pdf oooo misokatra n'aizan'aiza. Izay no mahatongan-dry mpilelaka tsy mahafaty baolina fa laozana mifanopa amin'ny mpijery baolina.
7. kidoropamba
(
18/08/2008 16:11)
Ny hasolo dia misy foana. Fa ny soloina dia iray ihany. Lojika io.
Maninona no soloina ny filoha hajaina? Tsy te handroso intsony angaha?
Taiza no mba nisy filohampirenena malagasy ka sahy nifandinika tamindry zareo ekisipEra mikasika ny rano ao sitAOKOlma? ny filoha hajaina Ravalomanana dia sahy hiatrika sy hifandresy lahatra @ ireo vozongo ekisipera ary siantifika mikasika ny rano.
Tsy honoris causa nisalorana fotsiny ange ny an'i filoha hajaina fa tena mendrika e.
Iza no asolo iza? Ny anay dia Ravalomanana ihany, na ho faty na hihinana ny tsy fihinana aza. Io ihany ny anay.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^

9. kidoropamba
(
20/08/2008 15:16)
Miandry ambasadaoro any MaOrisy aloha vao miresaka fanoloana olona.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^