oway oway managadra olomasina sy olomanga. hehehehe

1. karavasy ( 16/08/2008 23:42)
Olomasina isakarazany miampy olomangan'ny mpanohatra hono asitrikin'ny sasany any ampigadrana na mangovitromana ka mavozo tsy sahy tena mipoitra. Izany ve no olomasina sy olomanga tany amin'ny firenena ivelany hitanareo tany e ? Oway oway didijadona, tsy mahay teny franc tsa hay, gasy miteny angaliso, efa nigadra nefa tsy mahafaty baolina fa mijijy eo ihany. Mba mamono baolina ry be mijijy a :-D :-D :-D
novalian'i karavasy ny 26/09/2008 12:58
2. tsoraka ( 16/08/2008 23:49)
Tena marina io. Olomangan-dry zalahy midika olona avy nitondra tsy nahavoa, olona be resaka, olona mitady lalana hitondra indray mba hanatataka, mifandaka tsisy hevitra hiraisana fa samy tia ho filoha, maty ho azy....
3. tataka ( 16/08/2008 23:53)
Ny henjehina tsy azo fa mamokovoko avy eo maty andavaka. :-D :-D :-D
4. bazylou ( 17/08/2008 01:34)
fa ny ombymanganareo ve midika hoe favy be sy nanao ny asn'nyteoaloha dia hoe hanano honoris causa fopla vita sinoa!!beurrk
ATAOVY NY KAJY DIA JEREO NY FIAINAN'NY OLONA DIA HITANAO NY MAHASAMY HAFA AZY... :-D :-D :-D :-D :-D
TAmin'ny an'ny deba aloha tsy nisy vola 12000 na 13000 izany e, sady tsy nisy menaka na 20000fmg ny litre.... 8-) 8-) 8-) :-D :-D :-P :-P
5. karavasy ( 17/08/2008 07:09)
tantara iny ka tantara e ? Avereno raha tafaverina mba ho hitanay ry bemijijy tsy mahafaty baolina intsony aaaa.
Ny olomasina na ny vavan'ny LIONA aza mikatona ary ny olo-manga tsy mavozo sy azon'olona hampanginina sahalan'ny sifotra nalaindrony. Hahahaha. bazylou aho e, dadabeko e, malahelo aho ry deba e, miverena tanora indray e, izahay mbola mianatra oooo. An'iza ty lamba miahy ?
6. lizabeth ( 17/08/2008 23:12)
bazylou:

fa ny ombymanganareo ve midika hoe favy be sy nanao ny asn'nyteoaloha dia hoe hanano honoris causa fopla vita sinoa!!beurrk
ATAOVY NY KAJY DIA JEREO NY FIAINAN'NY OLONA DIA HITANAO NY MAHASAMY HAFA AZY... :-D :-D :-D :-D :-D
TAmin'ny an'ny deba aloha tsy nisy vola 12000 na 13000 izany e, sady tsy nisy menaka na 20000fmg ny litre.... 8-) 8-) 8-) :-D :-D :-P :-P



tamin'ny andron'ny faha mpanjaka koa !
tamin'ny andron'ny fanjanahantany koa !
tamin'ny andron'ny Tsiranana koa !
tamin'ny andron'ny Ramanantsoa koa !
7. karavasy ( 18/08/2008 01:54)
Jereo ny lalao olimpika fa vao mihanahana kely dia verezin'ny mpifanandrana ary manao veloma. Mba ahoana ny anareo ? Mitanisa teoria tsy mivoaka; magorera sy mitomany ary miantso vonjy amin'ny vahoaka. Tsy asian'ny vahoaka sira satria efa nomena tsy aninontsianinona. Didijadona e, tsy afa-miteny e, gadraina ny namanay e, ary sao gadra eo koa zay iiii; sns. Be konetaka, be teoria, miseho amaha ny olan'izao tontolo izao nefa ny eo ambany orony aza tsy hitany. Iza no hanaraka izany harary saina eo ???? Kay moa ka mbola tsy mahita olona atao candidat ry be teoria hatramin'izao fa mitetika hijapy masinina izay malaza tampoka indray. Inona no dikany ? Valiny : Tandremo fa tsy azo hianteherana ny hazo boboka. Ny vahoaka indray no tadiavina atao fitaovana nefa lazaina vahoaka vendrana. oway oway iiiii :-D :-D :-D
8. kidoropamba ( 18/08/2008 16:06)
Tsy mbola nisy filohampirenena malagasy ka nitondra honoris causa avy any Olimpika raha tsy ny filoha hajaina Ravalomanana. Dera sy laza ho azy. Izay tsy faly mibontsina.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
9. karavasy ( 18/08/2008 16:51)
Mbola ao koa i banga manamafy azy. :-D :-D :-D
10. kidoropamba ( 20/08/2008 15:15)
Milay ny filohantsika mamimbahoaka ary lohalohavin'ny gasy be kibo, Ravalomanana.

Tohizo ny lalantsika
Tafita Isika malagasy
God save Ravalomanana ^:^
11. karavasy ( 26/09/2008 12:58)
Tsy anao io na tafita na tsia fa mba ento ny anao mba ho jerena e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0862