Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou
(
22/08/2008 00:18)
inona no tianareo ??
ilay lena mipetraka sa ilay lena mitsangana ?? :-P :-P :-P ...
tohiny
novalian'i Stretch ny 25/08/2008 19:53
zandikely
(
22/08/2008 00:00)
Nolavin'ireo Eveka katolita ny Fanovana amin'ny Fampianarana
Le refus des dirigeants catholiques contre la réforme scolaire(les sept années dans le primaire au lieu de cinq auparavant, et la malgachisation de l'enseignement) a marqué le monde de l'ensei...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 23/08/2008 04:32
badboy
(
21/08/2008 21:16)
Ny tena fomba fanaon'i satana
Mitovy ihany ny boky vakian'ny tsirairay dia ilay baiboly!! Misy anefa ny sahy mampiseho fa izy no mitana ilay tena fahamarinana!! Ny fomba hilazany sy hampitany ilay fahamarinana izay iringirininy ho...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2008 20:49
koloinah
(
21/08/2008 19:51)
inona no tokony ataoko?
efa niditra ny taom pianarana vao2 izahay ry zareo
dia manomboka koa ny fikarakarana ny hoavy.
aorinan'ny graduation, te andefa ahy any @ miaramila ny ray amandreniko, nefa aho te andeha unniversit...
tohiny
novalian'i cute ny 08/09/2008 21:12
sitraka1
(
21/08/2008 18:30)
ny ahalalana fa efa manajanaka ny lehilahy iray...?
Ny lehilahy manko tena be tsikera ny vehivavy mihitsy, ka mahita fomba ahalalana fa efa mananjanaka ny vehivavy iray raha toa ka efa milatsaka ny nonony, na koa milatsaka ny bassin... Fa ianareo ve mi...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 12/09/2008 08:49
sitraka1
(
21/08/2008 18:26)
Lehilahy virjiny...
Hono re ry zareo, mba efa naheno ve nareo hoe: lehilahy virjiny tamin'ny fotoana nanaovana mariazy? Ohatry ny mampihomehy zany na ny maheno azy aza. Fa in-1 andro za naheno fa hoe mbola samy virjiny i...
tohiny
novalian'i jujul ny 03/09/2008 06:25
sitraka1
(
21/08/2008 18:22)
Tasy amin'ny helika
Manahoana,
Za rey olona manana olana: misy tasy amin'ny helika 2, zany hoe main'ny deodorant zany lay izy e, nangidihidy be izy tamin'nahavoa ahy zay ka nohaoriko ary de namela tasy ratsy be. Nisy n...
tohiny
novalian'i rush ny 28/08/2008 16:24
sitraka1
(
21/08/2008 18:16)
tel fixe telma
Manahoana,
Mba misy mahalala ny vidin'ireny tel fixe telma reny ve nareo? MIsy milaza fa lafo noho ny portable izy ireny, somary gaga ihany za satria fixe ve de ho lafo noho ny portable.
Misaotra a...
tohiny
novalian'i avylavitra ny 21/08/2008 18:55
ratavao
(
21/08/2008 12:20)
N'aiza n'aiza
Mba mangataka tononkiny,ny lohateniny die: "N'aiza n'aiza", ny mpihira tsy tadidiko fa misy an'izao ilay izy: N'aiza misy ahy dia ho tsaroako fona enao
Reo ...
tohiny
novalian'i cutie ny 21/08/2008 13:42
xxx
(
21/08/2008 11:55)
Aiza enao e!
Mba miverena amin'izay moa e!
Zah mbola mila an-le kapoka lapoaly fanomenao ahy iny
Tsy misy hanalana azy intsony raha vao tsy misy anao e!
Efa tsy ato ntsony le mpankahala anao iny re!
Raha vao t...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 07/10/2008 19:38
Bita
(
21/08/2008 11:07)
Ankamatatra momba ny vary ihany
Raha tsy tianao hitambatra (madity ny vary) rehefa mahandro azy dia ataonao ahoana ny mahandro azy?...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 23/08/2008 03:43
xxx
(
21/08/2008 11:04)
tena fitiavana sa mampirafy
inona no ataoko fa za efa manambady nefa misy olona miaraka @ko? izy koa loha efa manambady fa izy en France fa à chaque fois tonga eto izy dia miaraka zahay fa refa any izy dia mifampitel foana dia ...
tohiny
novalian'i rojosalohy ny 04/12/2008 06:23
xxx
(
21/08/2008 10:55)
mahaleo ao amin'ny france o
NIsy tsy afaka nijery mahaleo tao olympia tamin'ny 2007 ve na mbola te-hijery?
http://www.programme-tv.net/divertissement/909715-mahaleo-live-a-l-olympia/
mbola misy indroa azo ijerena azy, jereo eo...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 22/08/2008 14:52
bazylou
(
21/08/2008 10:47)
iza no te hahazo gare routiere ary oo
""Ampasampito
La gare routière mise en concession
Rebondissement dans le dossier relatif à la gestion de la gare routière d'Ampasampito. Le gouvernement vient de demander au ministère de...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 21/08/2008 15:23
anatiko
(
21/08/2008 10:27)
Mahazaka???
miarahaba anareo rht
zao e, ny rafozako a, efa 5 taona zay andefasana vola foana sady mitombo foana ny chiffres fa any dago,
avy foana ny msg hoe "manao anzao ndray an fa mba omeo vola", ny ramos...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 27/11/2008 21:17
badboy
(
21/08/2008 09:21)
COM hors jeu
Ny nahatonga ny tsy fahazoana médaille tany beijiing dia satria ny fianakavian'ny COM sy ny tenan'ny mpikambana ao no nentiny nitsangatsanga fa tsy ny mpikolokolo ireo atleta malagasy!! Ary izao iza...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 22/08/2008 09:18
peta83
(
21/08/2008 09:12)
Ianao no anjarako Tovo jhay
Mba omeo tonokiran'ny Tovo jhay le hoe IANAO NO ANJARAKO
azafady o, ze manana fa adino manko no nividy deplian tam le concert e...
tohiny
ari.malala
(
21/08/2008 07:21)
parasy lafrika
Miarahaba e
Raha tongotra avy nalàna parasy lafrika, d le lavaka b reny kay d inona ny fiarovana tokony atao ankoatry ny fanaovana kapa foana? ts zany mants fa avy nilasy tany Tamatave ny zanako d...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/09/2008 21:51
xxx
(
21/08/2008 07:21)
valina bacc
so de mba misy afaka mandefa valina bacc ato azafady...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/08/2008 11:49
ravatorano
(
21/08/2008 06:50)
nogiazina ny vola tokony hampiasain'ny CU Antananarivo !
[b]COMMUNE URBAINE ANTANANARIVO
Les recettes confisquées par le Trésor[/b]
Le ministère des Finances vient de retenir les recettes de la mairie d'Antananarivo. Elles serviront à payer des det...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 28/08/2008 16:02
