Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
mitchou ( 26/08/2008 14:38)
tiako ianao
Bonjour Mba hangataka tononkira aho azafady raha azo atao ilay hiran'i Henri RATSIMBAZAFY hoe "tiako ianao." Miala tsiny fa mety ho diso ny lohateny fa ny tadidiko dia misy an'i Voahirana, Bodo, Fra... tohiny
novalian'i zylv04 ny 27/08/2008 13:05
patrick2002 ( 26/08/2008 14:13)
Le Regime Ravalomanana en perte de vitesse ou en vitesse de
Le Regime Ravalomanana en perte de vitesse ou en vitesse de croisiere? Izany no fanontaniana mipetraka amin'izao ,eo @ fandinihana ny raharaham-pirenena ,raha dinihana mantsy dia tsy misy afa ny nata... tohiny
novalian'i penguin ny 29/08/2008 13:54
xxx ( 26/08/2008 14:06)
Tonga lé hafatra e! misaotra
Tonga ny hafatra hono fa misaotra e! :lol: :lol: http://www.dailymotion.com/relevance/search/horake/video/x2wr08_melky-horake_ads... tohiny
novalian'i xxx ny 26/08/2008 14:15
Shiny1 ( 26/08/2008 12:12)
fanontaniana
Ahoana ny atao raha misy diso ny information dia tiana ho ovaina? Merci daoly an :lol: ... tohiny
novalian'i Ralay ny 26/08/2008 13:03
ni81 ( 26/08/2008 11:22)
Manin-te hody
Tandremo indray misy mitomany eo an! http://www.dailymotion.com/bookmarks/rawestern/video/x4fdf2_manite-hody_music... tohiny
novalian'i malalany ny 16/09/2008 11:34
ratavao ( 26/08/2008 10:50)
Manirerky malahelo
Mba saika hangataka an'io tonkira io misyio azafady... tohiny
oliverkhan ( 26/08/2008 10:38)
finoana
ilaiko io hira io... tohiny
novalian'i ni81 ny 26/08/2008 10:41
Papoose ( 26/08/2008 10:25)
hodim-potsy
Sao de mba misy mahalala pommade na fanafody mety hahasitrana an'ireny?... tohiny
novalian'i lala9 ny 13/10/2011 08:59
ni81 ( 26/08/2008 09:05)
Kalonay fahiny
Atolotra ho an'ireo zay mankafy ny kalonay fahiny http://www.dailymotion.com/related/x5tibn_izaho-anie-ry-vorona-solika_music/video/x2nx0k_solika-mivalo-aminao ... tohiny
novalian'i ratonga ny 26/08/2008 12:13
ihna ( 26/08/2008 07:56)
tiako ianao Nanie
Hangataka tononkira: ilay hiran'ny Nanie hoe tiako ianao sy Ianao sy 'zah... tohiny
mirianah ( 26/08/2008 07:22)
olana mombany sary: efa niseho teto ve ity olana ity?
Ity zvt ty zany nitranga andro vitsivitsy izay. Nisy olona namoaka ny sariko teto nefa pseudo lehilahy ilay izy. Tsy azoko hoe ahona satria olona tsy fantatro izy io ary tsy nisy zvt nifanarahana ka... tohiny
novalian'i mirianah ny 04/09/2008 15:09
hery ( 26/08/2008 07:19)
Fanagasiana: Inona tsara hoe?
Nalefan'ny mpikambana iray ao amin'ny Akademia Malagasy sady mpikambana eto @ serasera rahateo tao amin'ny Lisitra Serasera http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/message/30205 ny tena tanjona sy d... tohiny
novalian'i arialy ny 15/10/2008 11:34
bazylou ( 26/08/2008 00:46)
mazava izao ry diaspora
""Ravalomanana Marc Horizon au-delà de 2012 lundi 25 août 2008, par Manjaka Hery Le président de la République, Marc Ravalomanana a annoncé son objectif pour 2015, samedi dern... tohiny
novalian'i Fanjaibe ny 03/12/2008 03:55
bazylou ( 26/08/2008 00:38)
din, ty reto e
Erick Manana et Dadah R’Abel La chute d’une star lundi 25 août 2008, par RAW La honte ! C’est une salle archi-comble qui a assisté à la totale déchéance de ce grand a... tohiny
novalian'i titihh ny 06/10/2008 20:32
bazylou ( 26/08/2008 00:35)
tsy maintsy mandoa hono ialahy
Le président de la République est arrivé samedi dernier, vers 10 heures du matin, après avoir assisté à la réunion de la SADC en Afrique du Sud, et à la célébration de la semaine de l’eau ... tohiny
lavatsofina ( 25/08/2008 21:50)
Tapaka isaky ny 3mn
Manao ahoana daholo o!, Manana ordinateur ACER M1100 za . Windows Vista Edition Familiale Basique . Vao velomina izy dia maty afaka 3 minitra . Dia toy izany foana . Rehefa miditra internet i... tohiny
simplex ( 25/08/2008 21:49)
O letia ry fijo aaaa!
ahoana ihany ny fandehan'ilay secta an'la iny fa toa misy secta vaovao vao mitsangana atsy ambany tsinanana atsy :^) sao dia mba mila ovaina ny komity foibe kle :P mety hirotsaka visy pre... tohiny
novalian'i fijo ny 29/08/2008 21:20
lemenakely ( 25/08/2008 20:23)
QUANTUM OF SOLACE no titren ny 007 manaraka......
Io indray no titren ny 007 vaovao ,izay mboa ingahy DANIEL CRAIG no hilalao azy Sean Connery Roger Moore Georges Lazemby Timothy Dalton Pierce Brosnan Daniel Craig iza no acteu... tohiny
niryna ( 25/08/2008 17:26)
Tena nanindrona ahy mafy ny teniny
Ny zavatra rehetra ataontsika dia misy fiantraikany avokoa na soa na tsara.Mety tsy mivaly eo noho eo ilay izy saingy misy fetrany avokoa ny zavatra rehetra ataontsika . Taona maro no nandaozan'it... tohiny
novalian'i niryna ny 04/09/2008 16:11
niryna ( 25/08/2008 17:14)
Religion Vs Salvation(Famonjena )
Inona no mahasamihafa ny atao hoe Religion sy ny Salvation na (Famonjena) ? misaotra betsaka (l) niryna ... tohiny
novalian'i niryna ny 30/08/2008 00:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6541