Tapaka isaky ny 3mn

1. lavatsofina ( 25/08/2008 21:50)
Manao ahoana daholo o!,

Manana ordinateur ACER M1100 za . Windows Vista Edition Familiale Basique .
Vao velomina izy dia maty afaka 3 minitra . Dia toy izany foana .
Rehefa miditra internet izy dia manao izany , fa rehefa tsy miditra kosa dia tsy misy .AMD Sempron Processeur 3800+ .

Aty Dago za no lazain-dry zareo ,fa mitapitapy ilay ordinateur nefa tena miasa amiko mihitsy io zao vao tafaverina any za , ka izay no ilaiko fanampiana avy aminareo dieny aty aloha .

Koa dia misaotra mialoha anareo .

2. lazounet ( 26/08/2008 00:50)
NY acer aloha ( surtout d'entrée de gamme) tena juste bé é! Ny tsara angamba dia ny manao réiniatialisation .Alohan'izay aza adino ny manao sauvegarde ny données importantes rehetra ( sary, film, Documents bureautique etc...) sur DD externe na DVD .
3. lavatsofina ( 26/08/2008 12:11)
Efa saika ho lazaiko ry zareo hoe formateo , fa tsy manana ny logiciel vista za de mitady fomba hafa ankoatra izay .

Nefa raha avadika XP ve de tsy mety ohatra .Mba resaka ny ahy iny aloha atsipiko kely .

Fa ilay vista aloha tena manahirana ahy mihitsy ny mampiasa azy raha mihoatra @ XP .
4. lavatsofina ( 09/09/2008 16:54)
tena zavatra hafa no niseho ry zalahy ,fa tsy neken'ilay vista ny hidiran'ilay MSN messenger .Asa na naninona na naninona ,fa tany @ tompony mihitsy no nakana sy nanaovana ny téléchargement,fa nolaviny tsotra izao .Lazainy fa pirate ilay logiciel .De tsy misy MSN messenger ilay matos izao .

Raha vao mampiditra pirate sy tsy tena izy ianao dia lavin'ilay vista daholo .Tena hijanona XP ihany za fa toa tsy misy hanintarana ny eritreritra miainga ity vista ity .

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1107