Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kidoropamba ( 27/08/2008 13:53)
Raha samborina i TGV, iza no hanao sorona?
Tsara raha samborina ity TGV ity raha tsy mametra-pialAna haingana. Raha samborina mantsy ity bandy ity dia iza no sahy hamono tena ka hanao sorona hiaro azy? Ry zareo mpomba azy any ivelany? Ry zar... tohiny
xxx ( 27/08/2008 13:38)
soanja
ary soanja wa to efa ela² izay no tsy hita é!!!:( ... tohiny
novalian'i fijo ny 07/11/2008 22:40
nathie86 ( 27/08/2008 13:14)
Gasy
Voalaza ao @ bokin'ny Tantara, " Sy Hiday avy any @ lohasahandriakan'ny [color=red]Gasy[/color] ahoana no fahitanareo azy, taranak'i Davida marina v ny gasy? ... tohiny
novalian'i fijo ny 10/09/2008 21:58
nathie86 ( 27/08/2008 12:55)
Usain Bolt
Tena marina sa.......? ... tohiny
novalian'i nathie86 ny 01/09/2008 07:23
nathie86 ( 27/08/2008 12:43)
elaela
faly miarahaba, tsy d misy in in fa misaotra anao namaky. Efa ela za tsy tato d in no vao2 ato eh.... tohiny
novalian'i nathie86 ny 29/08/2008 11:15
bazylou ( 27/08/2008 11:53)
telephone , amin'ny teny gasy hoe!!
Des premiers mobiles en langue malagasy mercredi 27 août 2008, par Herimanda R. Andrialalaina : « Le prix du poste reste inchangé ». Une première dans les annales de la télé... tohiny
novalian'i bazylou ny 02/09/2008 16:29
chriss ( 27/08/2008 11:41)
fitia tsy tafita
fitia tsy tafita... tohiny
domoina16 ( 27/08/2008 08:40)
mangataka tonokira
mangataka tonokira "ianao io" an i marion... tohiny
veromahefa ( 27/08/2008 08:10)
tanana main'ny sakay
Inona tokoa rizareo no atao amin'ny tanana main'ny sakay? rehefa lay mikarakara azy iny manko dia mivaivay be ny tanana avy eo, tsy afaky ny ranon-tsavony sy ilay hoe lomana menaka! misaotra mialoha... tohiny
novalian'i xxx ny 04/09/2008 11:34
lemenakely ( 27/08/2008 07:43)
Tadiavin-dra8 potehina i TGV
inona no antony ?...... tohiny
novalian'i bazylou ny 29/08/2008 00:16
bazylou ( 26/08/2008 23:41)
I ZILY LAVA SY I LIPOBE
bandy tsy mifanary mihitsy ry zalahy ireo na aiza na aiza :-D :-D ... tohiny
novalian'i asjhio ny 17/11/2008 06:05
ataovyserieux ( 26/08/2008 21:36)
Zesita kely aloha
Dia mba mizesita kely indray aloha http://radiovazogasy.com/?rub=news/news&newsid=n48b43a5009e5a sady misaotra an'i Guy, Jean-Marc àry ny Radio Vazo gasy izay tena maasssaaakka bé! :-* ^:^ ... tohiny
novalian'i vale ny 27/08/2008 00:44
naughtyboy ( 26/08/2008 20:55)
otraotranzao zany zany le redirediny MEFB ry zareo..
http://www.mefb.gov.mg/tx_lois/tx_lois.htm#LOI%20DE%20FINANCES%202008 ny MEFB anisany reo nandrafitra ny MAP reo volavolandalana sy lalampanorenana ifehezana ny fanatontoloina ny toekarena erantany s... tohiny
novalian'i penguin ny 08/10/2008 12:26
fijo ( 26/08/2008 18:53)
oka letsy ry dadah an
> Culturel Erick Manana et Dadah R’Abel La chute d’une star lundi 25 août 2008, par RAW Imprimer cet article Enregistrer au format PDF envoyer l'article par mail title= JPG - 39.... tohiny
novalian'i xxx ny 12/09/2008 10:58
xxx ( 26/08/2008 18:15)
Hoy ny taratra androany
Hampitahao ireto voalazan'i kapistra sy ireto voalazan'ny gazety taratra androany ireto. Dinika:hambarao koa ny anareo. 1-momban'ny tsy firaharahana mpampianatra. [quote=kapistra]Ity misy hafatra ... tohiny
novalian'i TOKO ny 11/06/2009 07:58
ni81 ( 26/08/2008 17:37)
Lalina mihitsy ity fanadinoana ity an!
Anniversairen'ny namako mipetraka any Paris any ny 27/08; dia mba faly ery zà vonona hanao surprise taminy fa misy hira tiany dia no-graver-ko. Dia omaly dia efa nasaiko nalefan'olona tany @ paositra... tohiny
niryna ( 26/08/2008 17:04)
Ny antony tsy hinoana an'ATra ...!
Raha sendra nihaino ity mpitandrina aho androany dia nanazava izy fa rehefa manomboka manaiky ho tantan'i kristy ny fiainantsika dia mahita ny zavatra mety sy tsy mety isika noho ilay fanahy masina mi... tohiny
novalian'i niryna ny 09/09/2008 16:35
mmi31 ( 26/08/2008 16:34)
Mitady an'i ZO
Manaona daholo Sao mba misy mafantatra an'i Zo, nipetraka tao ambodin'Isotry,nanao epi-bar hoe epicerie 106,mpanao boules,ary manao ralahy hoe Jaques, anabavy hoe Fara ary toa samy toa lasa aty ivela... tohiny
ssendra ( 26/08/2008 15:29)
dinika
Fa miandry hafiriana vao mba tafiditra amin'ireny hoe dinika manokana ireny???? asaina mampiditra login anefa tsy mety efa isan'andro aho manandrana foana.... misaotra mialoha !... tohiny
novalian'i ssendra ny 28/08/2008 10:35
ssendra ( 26/08/2008 15:18)
namana
Somary sadaikatra ihany aho hinamana amin'ny olona zandriko be loatra na zokiko be loatra, raha vao misy mitady haka namana ahy ny be taona na kely taona loatra mihoatra amin'ny taonako dia tsy sahy m... tohiny
novalian'i endrika01 ny 27/10/2008 18:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6785