Mitady an'i ZO

1. mmi31 ( 26/08/2008 16:34)
Manaona daholo
Sao mba misy mafantatra an'i Zo, nipetraka tao ambodin'Isotry,nanao epi-bar hoe epicerie 106,mpanao boules,ary manao ralahy hoe Jaques, anabavy hoe Fara ary toa samy toa lasa aty ivelany ry zareo
Nmana mba nafinaritra ka mba te hafantatra vao2 momba zy e
Misaotra mialoha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4197