elaela

1. nathie86 ( 27/08/2008 12:43)
faly miarahaba, tsy d misy in in fa misaotra anao namaky. Efa ela za tsy tato d in no vao2 ato eh.
novalian'i nathie86 ny 29/08/2008 11:15
2. ratonga ( 27/08/2008 13:35)
tongasoa zany รด!!! :lol:
3. nathie86 ( 28/08/2008 08:53)
misaotra eh
4. naughtyboy ( 28/08/2008 14:11)
enao tafaverina ato ty zao no vaovao fa taiza no ela tsy hita :lol:
5. nathie86 ( 29/08/2008 08:41)
teo ihany fa somary naka aina kely
6. bedomelinabe ( 29/08/2008 08:55)
arabaina tonga soa arany e
tsara ny maka aina fa ny miala aina no tena gravy
tsy hisy aminao ange zany fa ho eto mandrakariva ianao
:D
7. nathie86 ( 29/08/2008 11:15)
D samy ho ela velona ary e :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2859