Raha samborina i TGV, iza no hanao sorona?
1. kidoropamba
(
27/08/2008 13:53)
Tsara raha samborina ity TGV ity raha tsy mametra-pialAna haingana.
Raha samborina mantsy ity bandy ity dia iza no sahy hamono tena ka hanao sorona hiaro azy? Ry zareo mpomba azy any ivelany? Ry zareo eto antananarivo? mamy ny miaina ka tsy misy olona ho sahy hanao sorona ny ainy ho an'ity TGV ity.
Raha misy mitady hidina andalambe dia mivonona fa antsoinay i patou tiramiWay hikirakira azy ireo miaraka amin'ireo "maki", rigYBY man avy ao behoririka ao ka hiparitaka ireto havanareo ireto.
Hiantso an'ireo mpanao kiOnga-Fo? fotoana very maina satria efa "vavaka" sisa no hany vahaolana hitan-dry Avoko zanak'i Piera BE.
Ka iza no hitonontena eo ka hataonay masikita (tsakitsaky) ary alefanay any tsiafahy sy antanimora. TSY MISY SAHY! hin!hin!hin!hin
wawawa angazety fotsiny nop betsaka fa tsy koi io.
Tafita Ravalomanana
Tohizo Ravalomanana
God save Ravalomanana ^:^

répondu par kidoropamba le 28/08/2008 15:51
2. penguin
(
27/08/2008 14:13)
Elah ,ihintsy no tsara samborina ry kiropaimbo. Ny TGV aza tsy mikozy firy fa ny manodidina azy no mandahatra. Ny kely vovokaina hitan'ny vahoaka ihany. Dia mihantehitra amin'ny zakan'ny rivotra eo
3. kidoropamba
(
27/08/2008 14:30)
Tsy misy olona afaka hanambotra an'i kidorpamba izany mihitsy eto an-tany.
Misy milaza mantsy ry zareo be taraina fa tsy tokony ataon'ny mpitondra izao atao @ TGV izao. Tsotra ny ahy: aloavy ny trosa dia miverina ho norimaly ny fiainana.
Nahavelombolo mihitsy iny resak'i sekretera jeneraly lefitry TIM iny omaly (tany Magro koa ange izahay omaly e).
Ny ahy ny sosokevitra arosoko dia ndao gadraina ity TGV ity mba ahafahany mijery ankaiky izany antanimora sy tsiafaha izany.
Tsy ireo vahoaka maloto sy maimbo tahak'ireo gasy ireo mihitsy no hianakendry hanongampanjakAna satria raha tsy izany dia maromaro ny alefa mikarakara sakafo andry zareo pety, voninahitsy any tsiafaha.

4. penguin
(
27/08/2008 14:58)
Tsisy fantatr'elah afatsy ny mandrangitra satria tsy mahavoa ny bala-n'elah. Kidoropaimbo sambory
6. kidoropamba
(
28/08/2008 09:29)
Mahatezitra ny raharahampirenena amin'izao: Nihemotra indray ny fitondrAna. Tssssss! ahoana ihany izy ity ry zalahy a. Hamely ve isika sa tsia e?
Raha hamely dia lazao fa aza manao lelon-jaza ka miditra sy mivoaka sahala amin'io.
Raha tsy hamely an'i andry TGV nareo izahay hisintaka fa ho ratsy ilay raharaha. Fa raha hamely kosa dia tairo fa ela loatra ka lasa viktima i andry TGV.
Tena manomboka manorisory mihitsy ireto ekipan'y TIM ireto satria izahay ato @ bazy ange no tena voamafy e. tssssss!
Ravalomanana ihany indray fa.... :(

7. penguin
(
28/08/2008 11:34)
Aiza ny mahatezitra sy ny ho ela velona na koa ny filoha hajaina ry lery mitapy an. Mba matotra fa aza manao resaka mandroso mihemotra toa lelon-jaza. Raha samborina izy dia ny tariny naha-malaza azy haninona sa mpijapy msinina fotsiny. Fa ahoana no ny vahoaka no handrasana sa ny mpivarotra amorondalana no zahavina hanampy an-elah?
8. nathie86
(
28/08/2008 11:41)
tsisy hanao sorona zany ary raha vendrana ireo fitondrana ireo vao hisambotra azy. Miha makaleo lay fitondrana fa mitady hanao monopolisation. TIM par ci TIM par là
9. penguin
(
28/08/2008 11:45)
Tsy afaka ny hanao Monopole raha marefo saingy ny marefo no azon'ny olona monopiliser-na mora foana. Mijoroa raha favy sy manana ty maha-izy azy averina eto lava. Sao kery saina mihantso vonjy ?
10. kidoropamba
(
28/08/2008 12:34)
Raha tsy mihemotra aloha ny fitondrAna dia dakOro aho. Io no hiantsoako an'i ekipa solida patou tramway sy ireo ringibY mba misy aksiOn ny raharaha.
Efa fantako fa tsy miosy sahy hanao sorona eo. hin!hin!hin!hin!hin!
Ravalomanana ihany aloha fa... :x
Efa fantako fa tsy miosy sahy hanao sorona eo. hin!hin!hin!hin!hin!
Ravalomanana ihany aloha fa... :x
11. penguin
(
28/08/2008 15:14)
Ry kery sai eo ihany. Manao sorona rainitapy naughtyboy sy kiudoropaimbo :-D :-D :-D
12. kidoropamba
(
28/08/2008 15:51)
ô ra-pengy a, kalamina enao fa mbola tsy nitsaoka ny havantsika.
Aza taitra enao fa patou tramway ihany no hanao sorona eo.
Ravalomanana ihany fa... :x
Aza taitra enao fa patou tramway ihany no hanao sorona eo.
Ravalomanana ihany fa... :x