otraotranzao zany zany le redirediny MEFB ry zareo..
1. naughtyboy
(
26/08/2008 20:55)
http://www.mefb.gov.mg/tx_lois/tx_lois.htm#LOI%20DE%20FINANCES%202008 ny MEFB anisany reo nandrafitra ny MAP reo volavolandalana sy lalampanorenana ifehezana ny fanatontoloina ny toekarena erantany sy ho fanatsarana ny toekareny M.kara sy ny farimpiainany malagasy ,mbola drafitra ihany io satria feno fanitsiana bdb ao anatiny ka ny tsy fantatro dia efa nolaniana v izy io sa efa mba nampandalovana reo vondrona andrimpanjakana marolafy sy ny antenimierambahoaka,misy ratsy dia ratsy ny rafitra antonatonany voalaza ao de io ary fa tonga le nahiako de ity mpitondra ity no lasa ampiasa andrafanja sy ny vahoaka manontolo tsy ho ela intsony raha tanteraka io drafitra io..
novalian'i penguin ny 08/10/2008 12:26
4. penguin
(
27/08/2008 11:18)
Aza miditra amin'ny tsy zakan'ny atidoha. Izay no tsy naha-ianao no nanoratra azy
5. bazylou
(
27/08/2008 11:37)
NY mahagagahy ry naughty de hoe " zavatra manansdanja be ohatr'ireny ary ilain'ny sarambabem bahoaka fantatra ve dia teny frantsay no anaovana azy""
Mahagaga an?????
HAny ka nahoana moa notsy hanao tompo trano mihono fotsiy!! ttssss
Manarakaizany , tsy misy hafa tsy defisity no ao. :wink:

6. naughtyboy
(
27/08/2008 13:04)
ozy bedomelina:
\" tsary azoko fa za bedomelina \"i bazylou no efa namaly an\'io..\"
ozy i zanety:
\" Aza miditra amin\'ny tsy zakan\'ny atidoha. Izay no tsy naha-ianao no nanoratra azy \"
marina neny zanety,tsy anoratra ary te ampihatra rafitra mandetika ny firenena toy izao ny tenako satria zakany atidohako sy ny hafa eto ny vokadratsiny MAP sy ty fitondrana ity fa araho tsara eto ary..
zavatra manansdanja be ohatr\'ireny ary ilain\'ny sarambabem bahoaka fantatra ve dia teny frantsay no anaovana azy\"\"
Mahagaga an?????
bravo bazylou ,tsy misy ampiana na kely aza fa reo voalazanla ireo no aoanatiny io ra ny lalana mifehy ny fitantanana ny tetibolampanjakana no jerena (financial law),na reo fehezandalana sy volavolandalana ao anatiny lalampanorenana ao aza de teny vahiny ,aiza ny fiandrianampirenena zay takiany malagasy rehetra reo lalana fototra aza indramina @ teny vahiny,manana akademia isika andalina azy reny toy ny firenena rehetra nefa asa...
\" Manaraka izany , tsy misy hafa tsy defisity no ao. \"
io ko de tsisy ampiana sy analana fa marina 1000 %
tsy nisy fotodrafitr\'asa mazava sy paik\'ady aroso @ olana atrehiny firenena @ fitantanana toekarena anatiny sy ny fandraharana ny varotra ivelany,ny lavaka nentiny ty fitondrana ity no tanisaina ao ra reo vondrondalana(decret) laharana nivoaka t@ 14/12/07 laharana faha 2007-033
Ny fanamby napetraka ao amin’ny MAP dia
voafaritra ao anatin’ireo teny valo ifanomezana: Fitantanana tomponandraikitra, Fotodrafitrasa mifandray,
Fanovàna ny fanabeazana, Fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra, Fahasalamana sy fandrindràna ny
fiainam-pianakaviana ary ady amin’ny VIH/SIDA, Fihariana heniky ny fitomboana, Tontolo iainana,
Firaisankinam-pirenena, izay mifanaraka amin’ny vina « Madagasikara Voajanahary » sy ireo «Tanjon\'ny
Taona Arivo Fahatelo ” eo amin’ny fampandrosoana.
Ireto ary ny tsoaka @ vokatra azo @ ty drafitra antonatonany MAP ity
-Manodidina ny 884 tapitrisa DTS ny fatiantoka eo amin’ny toe-danja ara-barotra ivelany ka 50,7% no tahan’ny fanondranana entana amin’izany..
-Ny fandaniam-bolam-panjakana dia nahitsy ho 20,7%-n’ny harinkarena faobe izany hoe Ar 2.846,7
miliara. Ny fandaniana andavanandro dia mahatratra Ar 1.566,5 miliara na 11,4%-n’ny harinkarena faobe ka
ny Ar 721,1 miliara dia atokana handoavana ny karama. Ny fampiasam-bolam-panjakana kosa dia
mahatratra Ar 1.279,9 miliara na 9,3%-n’ny harikarena faobe. Noho izany, ny fatiantoka ara-tetibola dia
mahatratra Ar 645,9 miliara na 4,7%-n’ny harikarena faobe
Avy aiza izy reny
Raha tsy ho jerena indray ny drafitr\'asa laharampahamehana(Plan d\'action Prirotaire)
zay ao anatiny rafitra fandaniana ivo ezaka(cadre de depense a moyen terme)
vinavina 2007-2011
-Raha ny momba ny politika
fandoavan-ketra indray, handray fepetra fanatsorana sy fanamorana ny rafitra fandoavan-ketra hoan’ny tombotsoan’ny mpandraharaha amin’ny sehatra tsy miankina ny governemanta toy ny : (i) fametrahana rafitra vaovao ifandraisana amin’ireo orinasa lehibe amin’ny alalan’ny fametrahana « standards modernes de gestion », fanamafisana ny fahaiza-manaon’ny mpiasa, fananganana « Centre d’appel d’assistance en ligne », ny fahafahana manao « télédéclarer », (ii) fampanarahana toetrandro sy fanitarana ny lasitry ny fomba fitantanana ny fifandraisana amin’ireo orinasa lehibe sy salantsalany ; fananganana « conseil de recours ».
Reo fampanantenana reo no niaingana nefa de inona no niseho fanafoanana tanteraka reo hetra mivantana na afaka haba sy ny hajia (aloa eny @ seranantsambo)@ fanondranana vary oh. sahaniny orinasany filohany TIKO(magro) zay mampihena ny fidirambolampanjakana sy mitarika fatiantoka iray lavaka ho any firenena no HELOKA BE VAVA eo anatrehany repoblika sy ny lalana velona manjaka ao amintsika,volany vahoaka malagasy iray manontolo ireny anatsarana ny farimpiainanany noho izao fiakarany vidimpiainana tsy azo tohaina izao ka anisany anamelohany olompirenena ts1/1 ity mpitondra ity na ho ela na ho haingana...zay aloha fa sao lava loatra

7. naughtyboy
(
27/08/2008 13:17)
vao 2 reo oh noporofoiko reo fanambiny MAP @ maha boboky ny demagogy ty fitondrana ra nolazaina fa valo no fanamby ho tanterahiny na 1 aza tsy vita..
Fitantanana tomponandraikitra, Fotodrafitrasa mifandray
fa nga tsy azo soloina oe :
fitondrana tsy tomponandraikitra fa tompon'andraikitry ny tombotsoany tenany manokana
fotodrafitrasa tsy manala reo fasahiranany toekarena fa nampiditra fatiantoka lehibe tokoa ra ireo atontan'isa voalaza etsy ambony no resahina..

8. penguin
(
27/08/2008 14:06)
Elah na hanazava faha-arivo eo dia zava-poana na aotra mandehandeha. Ataovy antsaina izay isaky ny andray ondana hatory =)) =))
9. naughtyboy
(
27/08/2008 14:19)
anisany reo heloka anamelohana ty fitondrana sy ny filohany TIKO ankoatr'izay ty herimpamoretana ny olompirenena isantsokajiny zay miseho isan'andro ka aza adino ry mpamaky hajaina isany itsarana izao tsy rariny mihatra @ firenentsika ,
anisany tiako ho lazaina ko de tsy ho ela intsony io de ho rava fa hazony ny fanantenana any ampotsika rehetra any,tsy mafy noho i deba akory ity 1 ty fa ratsy koko noho izy..

10. penguin
(
27/08/2008 15:09)
Vavan'ny maty andrano ny an'elah. Na rava io na tsy rava tsy elaha no ahazo azy akory fa aza manantena tsy misy.
11. naughtyboy
(
28/08/2008 12:41)
ra ty fitondrana ty de tsisy antenaiko intsony fa efa ho rava ka aleo averina any @ vahoaka ny safidiny io no fanantenako :wink: ..
12. penguin
(
28/08/2008 15:12)
Alaivo ny fitondrana raha milay fa aza miseho favy nefa milalao voromaty. Sao izany no tena revin-gadra. Mba menatra ary mandiniha tena alohan'ny handray ondana hatory. Bala mitsifotra ve no mba hampiasan'elah
13. nanas
(
28/08/2008 17:50)
naughtyboy:
ra ty fitondrana ty de tsisy antenaiko intsony fa efa ho rava ka aleo averina any @ vahoaka ny safidiny io no fanantenako :wink: ..
Misaotra betsaka naughty t@ fanampim-panazavana, tena betsaka zany zavatra tokony ho fantatro ankoatran ny efa fantatro zany leretsy a! Marina io tokony haverina @ vahoaka ny safidiny, hoazon vahoaka tsy ho ela io kah! tsy havelan-tsika hanjakazakan-dry belezoba io. Ny mahafaly ahy fotsiny dia efa betsaka ireo malagasy vonona sy mahasay mijoro @ zao fotoana izao. Mba ampy kosa angamba zay ny fametsifetsena ny vahoaka madinika fa aleo mba ireo indray no hanome lesona ny mpitondra bado, sa ahoana?
14. naughtyboy
(
28/08/2008 18:21)
iee.... aleo ny vahoaka sempotry ny setroky ny fahafahana mba hananjo ifaly @ rivotry ny fahalalahana toy reo olompirenena rehetra miaina tany @ miaina ankalahalahana(zay mivelatra sy misokatra fijery @ tontolo manodidina azy)
zao ko nge nosy kely isika samy erahamahalala ary tena ilaina ny fanalahalahana @ fifandraisana @ manodidina fa tsy giazina ho maizina sy tsy hitraka intsony ny fisainana malagasy iray manontolo.
nanas>tsisy isaorana iny fa aradalana :wink:

15. penguin
(
29/08/2008 13:59)
Salaka sy ravimbod mifampisaotra eo ihany. Efa hoe mba omeo ny rediredinao raha misy manisy sira. Ankoatr'izay ATODY LAMOKANY.
16. naughtyboy
(
29/08/2008 15:19)
fa in no mapisavoritaka any penguin androany e...tsy bozaka tsony fa efa hazo ngamba no nianihana :-D :-D :-D :-D
17. penguin
(
08/10/2008 12:26)
Asehoy ny maha izy anao any amin'ny sehatra ahafahanao miseho fa ho tsapan'ny olona izany. Raha tsy mbola manana sehatra dia reveo rediredy eo ihany ary oooo.