Gasy

1. nathie86 ( 27/08/2008 13:14)
Voalaza ao @ bokin'ny Tantara, " Sy Hiday avy any @ lohasahandriakan'ny Gasy ahoana no fahitanareo azy, taranak'i Davida marina v ny gasy?
novalian'i fijo ny 10/09/2008 21:58
2. deric ( 30/08/2008 07:24)
Araka ny tantara maro efa be mpandinika aty Gasikara dia isan'iroe jiosy niely patrana amin'izao tontolo izao ny Gasy.
Tady Gasikara hono no nakan'i davida ireo volamena nataon'i Solomona zanany tamin'ny Tempoly tao JErosalema.
Jiosy nanao fitrandrahana volamena taty hono no nanao ny soratra ao amin'ny vohitr' Alakamisy Ambohimaha.
Ny fitafian-damba sy ny tehina fanaon'ireo razantsika hono dia fomban'ny Jiosy. sns
3. xxx ( 31/08/2008 03:53)
hypothèse daholo re izany fa aza mainka loatra. Tsy dia akaiky loatra manko ny halaviran'ny Palestina sy Gasikara. De +, t@ 2000 av. Jc tany moa efa nisy olona teto Dago ?
4. rijadolly ( 31/08/2008 04:19)
Ato amin'ity dinka ty mety mahafa-po anao fa vakio hatramin'farany. http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m47456c88de179 :-*
5. fijo ( 04/09/2008 20:48)
raha tena marin aizany dia efa nanaiky izany ny jiosy.fa matoa ireo tsy mbola manisy resak aizany dia isika gasy no manonofy mba te hitovy amin'ny jiosy.ny antsika moa io fitsiriritana ny hafa io dia tena mbola manjak a,ary izay no mampalemy an tsika.tsy mbola sahy mijoro aminn'y maha gasy antsika isika,fa te ho amerikanina,te ho jiosy,te ho sinoa,te ho inona koa.nefa izany rehetra izany vao miha manary antsika.
6. rijadolly ( 05/09/2008 16:48)
Tsy mitsiriritra oh hafa izany tsika fa mitana sy te hiverina ary hanandratra indray amin' ny maha Gasy antsika izay efa fantatra fa nopotehin'sasany,sa tsy zay?
7. fijo ( 05/09/2008 20:12)
misy fotoana ny "mitady ny very"eo amin'ny kolontsaina iray.io dia mitranga rehefa misy korontana ny firenena iray;

ny jiosy ohatra ,rehefa voahilika tao jerosalema,dia nikaroka izay rakitantara rehetra mikasika ny fombanymba tsy ahavery ny maha jiosy ny taranaka.

isika gasy koa rah ananomboka nanery ny fanjanahantany dia nisy ilay vaimpotoan a antsoina hoe "mitady n very" ary teo dia niakatra ny kanto malagasy(hira sy tantara)

fa izao isika dia mahagaga ahy,fa mitady ho vahiny foana.te ho jiosy te ho amerikanina ,te ho frantsay sns;io dia manary fa fitadiavana ny antsika.
ary izay no mampasiak aan'ingahy ramakavelo amin'izao fotoan aizoa,satria tena manomboka very ny tanora gasy.
8. rijadolly ( 06/09/2008 13:27)
Zay mantsy,tokony averyna trandrahana mihitsy ny maha Gasy antsika.ka raha vao hita sy voa-haja tsara dia mivoaka ho azy na Jiosy tsika na amerika kely N a zanaky renimalala ihihihi!
9. fijo ( 10/09/2008 21:58)
ekeko mihintsy izany,aleo aloha hiverenana jerena ny tena maha izy ny tena,dia ho ita eo ihany ny tena marina.
"misy fomba fiteny afrikanina milaza hoe:"jereo ny niavianao,dia ho fantatrao ny hoavinao"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2456