Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 30/08/2008 23:43)
Mamela heloka isan'ianao Jeso zoky be fitia
Raha mba manana ny tonon'io hira io ianareo dia isaoraka be dia be . Dia ity koa bbola tadiaviko : ny refrain no tadidiko : Midera anao andriamanitr'o! Falehibe, fa lehibe ...... tohiny
tsidina ( 30/08/2008 20:22)
mikasika ny areti-koditra
Tsy fantako re na inona no anarana ilazana ilay izy , fa ny fahafantarako azy dia hodi-potsy ihany koa saingy tsy mitovy @'ilay olana etsy aloha. Zany hoe zao: ny tonton nay dia lasa fotsy daholo ny ... tohiny
novalian'i nanahary ny 23/09/2008 22:01
naughtyboy ( 30/08/2008 19:00)
ony oa sao mba misy fanalana azy otrany tony streetdancer..
sao mbo misy itanareo any azo zaraina ..any elantsiny fa ngozo le kofa kely ato fa enjana lery kahhttp://www.youtube.com/watch?v=YWgz9shM_YE&NR=1#de ankafizo e... tohiny
Herimiafina ( 30/08/2008 17:55)
Famonoan-tena!
Mahalasa saina mihintsy indraindray ny resaka famonoan-tena aty amin'ny tany tandrefana fa dia tena betsaka dia betsaka tokoa, saingy hafenina mba tsy hitarika ny sasany hanao toy izany koa. Indroa ... tohiny
niryna ( 30/08/2008 17:25)
kamboty velon-dray
Inona no tena hevitr'izany hoe kamboty velon-dray izany e ? (l) niryna ... tohiny
novalian'i niryna ny 04/09/2008 16:09
niryna ( 30/08/2008 17:24)
Maninony ny lehilahy no tsy dia tia makany @ dokotera?
Rehefa jerena ny zava-misy dia toa maty aloha ny lahy noho ny vavy amin'ny ankamaroany io a,ny vavy koa no maro noho ny lahy. Izay zavatra atao rehetra dia toa ny vehivavy foana no tena mandray anjar... tohiny
novalian'i niryna ny 22/10/2008 04:44
ni81 ( 30/08/2008 17:21)
jereo ange ireto e
http://www.dailymotion.com/related/x5r3gu_aina-quach-je-regrette_music/video/x5z4gm_les-eleves-de-aina-quach_music... tohiny
novalian'i imbatake ny 06/09/2008 10:42
xxx ( 30/08/2008 17:07)
jao
Mba saika hanontany izay mahalala hoe aiza ho aiza ny toerana tsara ho vidiana ao @ olympia fa mikasa ny hijery jaojoby aho nefa tsy mbola tao amin'ny olympia hatramin'izay?? ary koa ny parking v... tohiny
vale ( 30/08/2008 11:31)
Andao hanao resa-behivavy eee! lol
Manahoana daholo ! tsy ataoko hoe ny nahafaly anao androany tahaka ny dinika fataon'i booboo ty an, fa kosa izay zavatra rehetra mety mahafaly antsika vehivavy, na tsy androany aza ,de afaka tenenina ... tohiny
novalian'i ssendra ny 06/09/2008 08:57
rurik ( 30/08/2008 08:51)
fanaovana cacapizon
Manahoana daholo , efa hitako teto ty fanotaniana ty nefa de nijery aho izao efa voafafa angamba , mba saika hangataka fomba fanaovana cacapizon. mba te hikarakara tsakitsaky maivana toin'ny samo... tohiny
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 16:51
lemenakely ( 30/08/2008 08:12)
Olona tsy mahatam-bava.....
Hoy i Raanaona hoe ianao hono izao sy izao..... Hitako ary tsapako fa mbola maro ny gasy no tsy mbà azo iconfierna zavatra ,ary io no tena mahatonga ny olana etsy sy eroa Ary ny tena loza dia ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 08/10/2008 14:31
lemenakely ( 30/08/2008 08:06)
voasambotra indray ingahy HENRI LECACHEUR film ve sa......
Araka ny hita etsy sy eroa dia voasambotra indray ingahy HENRI LECACHEUR tetsy @ place 13mai toy izao ny famintinana ny zava nisy teny t@ io andro nisamborana azy io http://gazetyavylavitra.wordp... tohiny
novalian'i karavasy ny 12/09/2008 07:34
tsykivy ( 30/08/2008 07:46)
mi'la music "semban-drahona"
tsara io hirann'y Mi'la music " semban-drahona"io fa mba adefaso eh. Merci!... tohiny
sandria ( 30/08/2008 07:38)
mirado ry ilay anjeliko
manimanina azy aho izany... tohiny
novalian'i neo83 ny 30/08/2008 16:10
yonikafopl ( 29/08/2008 20:51)
Jeux de la Francophonie 27 Septembre au 8 Octobre 2009
Aty Liban no atao ny Jeux de la Francophonie ny 27 Septembre au 8 Octobre 2009. Enga anie ka tsy hanao izay hahamenatra ny athleta gasy, fa za efa hivonona hanao suportera mafana fo mintsy,dieny zao ... tohiny
badboy ( 29/08/2008 18:22)
Raha velezina ny karavasy ve ny penguin de tsimati
Raha velezina ny karavasy ve ny penguin de tsimati?? Eny tsy maty satria JK (Jesoa Kristy)!!!! ;-) ;-) ... tohiny
novalian'i penguin ny 02/09/2008 09:37
ikalamako ( 29/08/2008 16:50)
Horonan-tsary fanokafana alim-pikorana tao Roma.
Horonana mirakitra ny fanokafana ny alim-pikoranana niarahan'ny namana serasera tamin'ny Malagasy tao Roma tamin'ny 15 aogositra 2008 : http://dailymotion.alice.it/rrrvolantsoa/video/x6l7rs_takarivamp... tohiny
novalian'i fijo ny 10/09/2008 21:23
RATOVOARY ( 29/08/2008 14:34)
AMPIO AHO FA TSY VOAVALIKO
Nanontanian'i Honorat ( ao @ Torak'hehy ) aho hoe : Nandalo teto Mcar hono Jesosy fa tsy hitany, de hoe oviana hono izy zany nadalo teto zany?... tohiny
novalian'i Simpona ny 30/09/2008 10:28
karavasy ( 29/08/2008 14:33)
Mpanohatra vendrana mankarary saim-bahoaka.
Ny valaka sy osa mitady ihanteherana saingy ny mpanohatra vendrana vao mainka manome laginina. Mba manana ambopo ary mahita hevitra ilain'ny vahoka fa tsy faly mangarona fotsiny. Mandany andro na ny m... tohiny
novalian'i penguin ny 01/09/2008 13:32
Bethebest ( 29/08/2008 11:52)
Mpivaro-koba
Mpivarotra : mafana ny koba e, koba vao mafana Mpividy : misy voanjo ve? Mpivarotra : ie! Mpividy : anaovy voanjo àry 50 Ar... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7215