Raha velezina ny karavasy ve ny penguin de tsimati
1. badboy
(
29/08/2008 18:22)
Raha velezina ny karavasy ve ny penguin de tsimati?? Eny tsy maty satria JK (Jesoa Kristy)!!!! ;-) ;-)
novalian'i penguin ny 02/09/2008 09:37
3. patrick2002
(
30/08/2008 12:21)
ary raha velesina kanota eo ambony kidoro feno lamba razanety ,de viol no anaran'izany sah attentat a la pudeur, sa voie de fait grave.
4. naughtyboy
(
31/08/2008 12:14)
fa aiza mo ity olona resahina ty tato ato no tsy hita e,sa efa lasa any maorisy zanty nanao ambasadaoro de tsy niteniteny :°)
6. penguin
(
01/09/2008 13:36)
Efa vita ngah ny STAGE ry badboy eeee? Fa iza no efa nilaza fa sahirana nohon'ny fihofanana teto eee? Sao hadino ity nosoratan'ny tanana pilapilaka sady mitady vahaolana no mandahatra nefa tsisy miditra amin'ny mpijery. =)) =)) =))
8. penguin
(
02/09/2008 09:37)
Elah kidoro no tena mbetsika havia mbetsika havanana ary rakatry ny pokona. Vary be tsy mahafaty baolina. Manohatra mivantana reraka mitranga lela. Avy eo mody mpanohana vendrana nefa vao maika kenda tsy mahatelina. Vonoy ty baolina fa aza laozana mijijy avy eo miafara any amin'ny mivoaka toooosssy. :-D :-D :-D
