Mpivaro-koba

1. Bethebest ( 29/08/2008 11:52)
Mpivarotra : mafana ny koba e, koba vao mafana
Mpividy : misy voanjo ve?
Mpivarotra : ie!
Mpividy : anaovy voanjo àry 50 Ar
2. RATOVOARY ( 29/08/2008 14:36)
Mpivarotra : mafana ny koba e, koba vao mafana
Mpividy : misy voanjo ve?
Mpivarotra : ie!
Mpividy : anaovy voanjo àry 50 Ar

Ka tokony nomen'le mpivarotra koba foana izy de izy no misikotra le voanjo ao anatiny ao :twisted: :twisted: :twisted:
3. vale ( 29/08/2008 15:26)
[quote=Bethebest]
Mpivarotra : mafana ny koba e, koba vao mafana
Mpividy : misy voanjo ve?
Mpivarotra : ie!
Mpividy : anaovy voanjo àry 50 Ar
_______________________________________________________________
sshhhh


:? mahasosotra koh le quote tsy mety ty kahhh!

bethebest> tsy nifandray ny resaka izany! tsssss :-D
4. fahamarinana ( 30/08/2008 12:28)
:arrow: o vale !!!fa nankaiza ny quote-nao :?: (l)
5. Bethebest ( 01/09/2008 08:42)
Ny olona nahita anie nihomehy daholo fa le mpivarotra rangitra be e!
6. dafytahiana ( 06/06/2015 13:12)
Betsaka be izao ny mpivaro-koba any amin'ny Digue an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9048