jereo ange ireto e

1. ni81 ( 30/08/2008 17:21)
http://www.dailymotion.com/related/x5r3gu_aina-quach-je-regrette_music/video/x5z4gm_les-eleves-de-aina-quach_music
novalian'i imbatake ny 06/09/2008 10:42
2. naughtyboy ( 30/08/2008 17:43)
=D> =D> sotra fa m'lay e
3. fahamarinana ( 31/08/2008 07:25)
:arrow: mahafinaritra tokoa an..mankasitraka e :) (l)
4. Lejoba ( 01/09/2008 09:12)
Tena mampihetsi-po tokoa fa misaotra anao nizara. Indray fête de la musique koa dia hiran'i Tearano indray no natao-na chorale vazaha tao Paris Xè fa tena tsara an. Izaho aza tsy kôpy ilay tonony fa tsy haiko na nanana traduction ry zareo na manao pli-vava fotsiny.
Lazao foana ny namana raha mbola misy eh
Misaotra mialoha
5. hanta77 ( 01/09/2008 09:59)
milay! merci!

6. imbatake ( 06/09/2008 10:42)
fa manina kay ni vevavy refa tina manambani be mitsi.
zao e mba nitory fitiavan aza de zao no valiny azoko,
dehors
daka
felaka
ompa
totondry
fosafosa
de zao no nataoko
nisotra
miinsiste fona
nitomani sadi tafimeme kely
gaga
tsi azoko.fa ina zani e?
itako le hira tami farani, VIVA LA VIDA coldplay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3175