Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
taref ( 03/09/2008 05:17)
Firaisana ara-nofo
Miarahaba antsika mpamaky rehetra mba tiko ho resahina sy ho fantarina eto ny zavatra tena tinareo refa manao firaisana @ sipanareo na ny vadinareo e! Ra ny ahy manokana lo de le refa somary mangi... tohiny
novalian'i fetrakens ny 26/09/2008 14:04
Annie2006 ( 02/09/2008 19:53)
SOritr'Asa hoan'i Madagasikara/ ho rava ve ny MAP?
Miomana amin'inona ary ny mpanohitra ankehitrio? Toa naroson-dry zareo ary ny sosokevitra na ny vaha olana amin'izao fahasahiranan'ny vahoaka izao. http://www.madagasikara-soa.com "SOritr'Asa... tohiny
novalian'i penguin ny 16/10/2008 15:15
bazylou ( 02/09/2008 16:18)
dia iza ary izany no hianteran'ny pokona ??
Hazo boboka Nihetsika tokoa ireo mpanohitra manerana ny Nosy tamin’iny faran’ny herinandro lasa iny. Nisy ireo naratra noho ny grenady mandatsa-dranomaso natoraky ny mpitandro filaminana. Tao k... tohiny
novalian'i karavasy ny 12/09/2008 07:37
sitraka1 ( 02/09/2008 16:04)
Mila fanampiana e...
Manahoana daholo e, Mba adikao @ teny frantsay ange ry zareo zay mahay teny italiana ty vavaka ity a: " O gloriosa Santa Rita che fosti prodigiosamente partecipe della intensissima passione di Nos... tohiny
novalian'i xxx ny 12/09/2008 05:01
sonibi ( 02/09/2008 15:53)
CLAUDINE SY DORETTE NAMANA VAOVAO
Misy namana vaovao reo ny anarany avy any Tsaratanana ; azy misy an zany ? Faritany ANTANANARIVO... tohiny
tsidina ( 02/09/2008 15:37)
sao mba misy mahalala .......
Mialatsiny fa tsy tsaroako ny anaran'ilay tarika, saingy le tarika misy an'Gladys( Gladys le mpanao fandaharana o a@ tsorabitsika tvm), I Gladys irery no vehivavy ao @ tarika fa misy eo @ 3lahy eo ang... tohiny
novalian'i tsidina ny 02/09/2008 18:24
nofinofy ( 02/09/2008 15:34)
TRATRA KOA I MASERA
Nisy vaovao androany (02 septembre 2008) tamin’ny gazety MADAGASCAR TRIBUNE, fa nisy MASERA tratra nifrôdy. Tsy tokony hisy intsony ny fifanenjehana na ny fifanaratsiana ato anatin’ity site ity... tohiny
Xp ( 02/09/2008 15:21)
toe-tsaina
Manao ahoana daholo, Lasa ny eritreritro hoe tsy tokony ho esorina amin'ny fiteny malagasy ve io teny io? Tsy haiko ny milaza azy. Atao tsy fiteny angamba ny metimety kokoa. http://forum.seraser... tohiny
novalian'i sff ny 15/09/2008 04:36
dasy ( 02/09/2008 14:13)
bac 2008
aiza no hahitana ny valin'ny bac serie c 2008 malagasy... tohiny
novalian'i dadabe ny 18/09/2008 15:40
ni81 ( 02/09/2008 11:32)
voanjobory
Tsy hoe miseho ho mahay akory, fa mba ela aho no nitady ahafantatra ny anaran'ny voanjobory @ teny frantsay fa androany vao fantatro fa hay hoe [i]pois bambara[/i], ka zaraiko [u]ho an'izay liana[/u]... tohiny
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 17:05
mangabe ( 02/09/2008 10:14)
fanamborana kabaro
Nintondran'olona kabaro 'za, be dia be ilay izy. Mba omeo recette kely re ry zareo fa soa dia leo eo. Ny fanaovako azy mantsy dia miaraka @voatabia sy tamotamo dia hena indraidray. SOa dia mahafantat... tohiny
novalian'i rose4u ny 19/10/2008 10:33
raniny ( 02/09/2008 10:09)
tsy ampy feo faharoa
aza omena tsiny fa vo vaovao e!mangataka tononkira an' i Anyah za d mbo omeo moa fa za ne mankafy az à 100% e! merci :oops: ... tohiny
novalian'i nacl ny 02/09/2008 13:20
free3 ( 02/09/2008 08:07)
HITANAO AN' I ANTSAN'I KRISTY
MBA MANGATAKA NY TONON'IO HIRA IO RE AH... tohiny
rurik ( 02/09/2008 08:04)
namana taloha
manahoana daholo mba lasa ny saiko omaly , hono wa maninona angaha raha mba asiana pejy hitadiavana havana na namana taloha eto @ serasera , matetika mieritreritra namana taloha tsy hay oe aiza i... tohiny
novalian'i ni81 ny 02/09/2008 20:14
rurik ( 02/09/2008 07:52)
Dokotera mba mahay
Manahoana daholo mba misy fanotaniana kely , Misy havako any mada tsy salama lava de miha mahia fona de masaka fona koa ny vavany , de ny fanotaniana mba saika apetrako mba aiza no misy dokotera ... tohiny
novalian'i ni81 ny 04/09/2008 16:01
ainnah1 ( 02/09/2008 07:50)
tia ahy marina ve izy sa tsia?
misy tovolahy 1 miray tanana amiko,vo niaona zay dia samy tratran'ny atao hoe: COU DE FOUDRE, de nisy fotoana tafiaraka matetika ary ndrandray ary zay 2 rery, vo 2 semaine zay!atram'zao nefa izy bola ... tohiny
novalian'i pisomc3 ny 27/10/2008 12:07
xxx ( 02/09/2008 07:46)
bourse
bonjour! aiza mba mety hahitana reny bourse à l'extérieure reny @site internet,misy nièce keliko zay afaka bac G3, kamboty reny depuis son 6ème mois, son père klk part fa tsy te hahalala azy m... tohiny
niryna ( 01/09/2008 22:22)
Cancer: mety manampy antsika ity
Zaraiko anareo ireto karazana sakafo izay mety manampy ny rehetra mba tsy hiombo na ho fiarovana ny cancer tsy hianaka be loatra. Maro karazany ny fipoitran'ny cancer ary indraindray tsy fantatra mih... tohiny
novalian'i niryna ny 19/09/2008 23:29
niryna ( 01/09/2008 21:41)
Sao dia mba manampy anareo ity.
Sao dia mba mahalala zavatra toa heverintsika fa kely kanefa sady mora no tsotra ary manampy amin'ny fiainana isika ? Ohatra hoe raha miantsena isika ka sendra nisy ranon-trondro nanaraka tao anaty f... tohiny
novalian'i soa.tiana ny 29/07/2016 08:03
bazylou ( 01/09/2008 20:13)
jereo ity
http://www.allvideogasy.com/david-lipscomb-high-school-chorus/national-anthem-of-madagascar-video_25006d976.html ny hafa aza mahay anareo... tohiny
novalian'i mirana5 ny 09/09/2008 18:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7375