Mila fanampiana e...
1. sitraka1
(
02/09/2008 16:04)
Manahoana daholo e,
Mba adikao @ teny frantsay ange ry zareo zay mahay teny italiana ty vavaka ity a:
" O gloriosa Santa Rita che fosti prodigiosamente partecipe della intensissima passione di Nostro Signore Gesu Cristo, ottienimi di soffrire con rassegnazione le pene di questa vita e proteggimi in tutte le mie necessita."
Misaotra betska o, souvenir nomen'olona avy tany @ Ste Rita lay izy fa tsy nisy @ teny frantsay hono.

novalian'i xxx ny 12/09/2008 05:01
2. xxx
(
02/09/2008 18:54)
"Ou Saint Rita glorieux que vous étiez prodigieusement partecipe de la passion intense de Notre Seigneur Jésus Cristo, commencer à me souffrir avec démission les punitions de cette vie et me protéger dans le mien il exige"
4. hery
(
03/09/2008 03:38)
Glorieuse Sainte Rita,
vous qui avez si merveilleusement
participé à la douloureuse Passion
de notre Seigneur, Jésus-Christ,
obtenez-moi de souffrir avec courage,
les peines de cette vie
et protégez-moi dans toutes mes nécessités.
AMEN
http://steritavendeville.free.fr/prieres-ste-rita-sainte.htm

5. Mandefitra
(
03/09/2008 06:47)
Nijery le lien nomen ' i Hery za de lasa saina hoe sady tsy ho takatry ny saiko, no tsy ho azon'ny finoako na oviana na oviana ny fomba fivavahana Katolika. Jereo ange ty vavaka tao ity :
- Sainte Rita, je suis accablée et je me tourne vers vous, avec confiance, dans l'espérance d'être exaucé, puisque vous êtes la « Sainte des impossibles ».
"Mankanesa aty amiko, hianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana"
-Je vous en supplie : délivrez-moi de la peine qui m'oppresse et rendez-moi le calme et l'espérance.
" Fiadanana no avelako ho anareo, ny fiadanako no omeko anareo; tsy tahaka ny fanomen'izao tontolo izao no fanomeko anareo. Aza malahelo na matahotra ny fonareo."
Je me confie entièrement à vous, qui avez été choisie par Dieu pour être « l'avocate des causes désespérées ».
" minoa an'i Jesosy Tompo, dia hovonjena hianao sy ny ankohonanao"
Si mes péchés sont un obstacle à l'accomplissement de mes souhaits, obtenez-moi de Dieu la miséricorde et le pardon.
"Iza no manameloka? Kristy Jesosy no efa maty, eny, sady nitsangana tamin'ny maty koa ka mitoetra eo amin'ny tànana ankavanan'Andriamanitra ary mifona ho antsika"
Ne permettez-pas que je demeure plus longtemps dans l'angoisse : daignez répondre à la confiance que j'ai en vous.
"Aty amin'izao tontolo izao no ahitanareo fahoriana; nefa matokia; Izaho efa naharesy izao tontolo izao"
Sainte Rita, vous qui avez tant aimé jésus crucifié, priez pour moi et venez à mon secours. AMEN.
Jereo tsara fa ny vavaka asandratrao @ Sainte Rita, efa novalian'i Jesosy Kristy Tompo avokoa ... ko maninona no manalavi-dalana?

6. fahamarinana
(
03/09/2008 10:30)
:arrow: raha milaza izay manalavi-dalana izay isika dia satria tsy fantantsika ny finoana katolika,toy ny fitenenan'ny olona ny resaka devoly izay tsy mazava amin'ny katoloka ihany koa.Io anie ilay azavaintsika hoe samihafa ny Fomba sy Fitondrana ny Finoana,tsy tokony hitsara akory hoe manalavi-dalana na ahoana fa rehefa tsy mifanaraka amin'ny an'ny tena dia samia mitana ny azy.Tsara ilay fampitahana nataonao fa Fanazavana ilay voalaza amin'ny italiana no napetrany teo fa iaraha-mahalala fa ny coms mitaky valiny dia izay foana no hiainana eto zany ve ???Dia ho avy ny toko sy andininy lava be dia raikitra indray ity raha tsy misy ny sampona :?:
Raha hidirana koa ny silamo,ny témoin,ny apokalipsy,sns...sns...dia misy tsy fitovizany hatrany e ka aoka tsy hitompo tena fatratra fa samy manana ny azy tokoa.Hevitro zay fa raha diso dia avereno amiko...ho avy ndray manko ilay hoe saplet e,sarivongana e...efa mankalilo sofina foana satria miditra amin'ny zvtr tsa hay akory...,fizarana sy fanazavana fa tsy atao hifampiadiana karajia hoe ny ahy izy ,ny anao nivily lalana...:( (l)

7. Mandefitra
(
03/09/2008 10:37)
ka matoa aloha le izy napetraka eto @ forum de natao hovakiana, hanehoana ny fomba fijery ... raha tsy izany de nanoratra tany @ Hery fotsiny izy, zay mipetraka any italia, handika ny vavaka ohatra.
Hevitro ange no nomeko .. anjarany ny mandray na tsia.
Tsaroako lay toritenina Mopera zay :
Jesoa no lalana hoy izy, rehefa hita ny lalana dia izao :
- aza mijanona an-dalana
- aza miverin-dalana
- aza mibahan-dalana
- aza mivily lalana
Dia hoy aho anakam-po hoe tsy ampy kely Mopera.
- Aza manalavi-dalana.
:)

8. fahamarinana
(
03/09/2008 10:45)
:arrow: eny oah,fa raha te hanalavidalana ve ho diso tokoa ? Tsy ny tonga any amin'ny tena toerana aleha no tadiavina sa ahoana ??? Aleo tonga sy tafita any toy izay hoe very an-dalana ,eny na manalavi-dalana aza...
Eny e,mety diso aho fa dia ialako tsiny,ny ahy tahotra ny hiafara amin'ny fitenitenenana foana ny finoana'ny sasany no mapiteny ahy fa raha hifanazava am-pitiavana moa fa tsy hiafara amin'ny eso sy farateny sy kakakaka dia mety e.Mandefitra akory tsy mpanao ian'zay ... :wink: (l)

9. xxx
(
03/09/2008 17:06)
Mpandalo fotsiny aho. Ary mametraka izay mba voamariko;
Tena mahasambatra anareo mpanao dinika ve ity mifanaratsy antokom-pinoana ity sa ahoana mihitsy e ? Eto 'zao dia "traduction" no angatahana, dia lasa misy resaka katôlika ho azy.
Ataovy toy ny voankazo an'ala ny teniko e! Aloavy raha mangidy.
(Ny tenako izay manoratra dia tsy katôlika velively)

10. fahamarinana
(
03/09/2008 17:18)
:arrow: xxx8 :marina ny fanamarihanao,zà manokana mpandray anjara fa tsy tiako ihany koa ilay mifanaratsy antokom-pinoana ...nefa moa ianarana daholo izany dia samy mandray zay hitany fa mety aminy ... (l)
11. ikaretsaka
(
03/09/2008 17:25)
Mandefitra:
Nijery le lien nomen ' i Hery za de lasa saina hoe sady tsy ho takatry ny saiko, no tsy ho azon'ny finoako na oviana na oviana ny fomba fivavahana Katolika. Jereo ange ty vavaka tao ity :
- Sainte Rita, je suis accablée et je me tourne vers vous, avec confiance, dans l'espérance d'être exaucé, puisque vous êtes la « Sainte des impossibles ».
"Mankanesa aty amiko, hianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana"
-Je vous en supplie : délivrez-moi de la peine qui m'oppresse et rendez-moi le calme et l'espérance.
" Fiadanana no avelako ho anareo, ny fiadanako no omeko anareo; tsy tahaka ny fanomen'izao tontolo izao no fanomeko anareo. Aza malahelo na matahotra ny fonareo."
Je me confie entièrement à vous, qui avez été choisie par Dieu pour être « l'avocate des causes désespérées ».
" minoa an'i Jesosy Tompo, dia hovonjena hianao sy ny ankohonanao"
Si mes péchés sont un obstacle à l'accomplissement de mes souhaits, obtenez-moi de Dieu la miséricorde et le pardon.
"Iza no manameloka? Kristy Jesosy no efa maty, eny, sady nitsangana tamin'ny maty koa ka mitoetra eo amin'ny tànana ankavanan'Andriamanitra ary mifona ho antsika"
Ne permettez-pas que je demeure plus longtemps dans l'angoisse : daignez répondre à la confiance que j'ai en vous.
"Aty amin'izao tontolo izao no ahitanareo fahoriana; nefa matokia; Izaho efa naharesy izao tontolo izao"
Sainte Rita, vous qui avez tant aimé jésus crucifié, priez pour moi et venez à mon secours. AMEN.
Jereo tsara fa ny vavaka asandratrao @ Sainte Rita, efa novalian'i Jesosy Kristy Tompo avokoa ... ko maninona no manalavi-dalana?
le terme hoe "intercesion" mihitsy iznay no tsara jeren'i mandefitra akaiky..
ity dinihina akaiky de hitarihana azy
ny "avocate" ve amin'i mandefitra =le olona condamne?
12. xxx
(
04/09/2008 09:09)
Amiko kosa aloha tsy any @ ilay manaratsy antokom-pinoana ny tanjona fa hoe inona no marina, inona no arakan'A/tra dia ny araka Teniny izany.
Izaho izao taloha Katolika, vita batemy, kominio voalohany, communion solennelle, confirmation, nianatra t@ sekoly katolika foana fa rehefa tena nandinika ny Baiboly aho dia hitako hoe nandeha t@ làlana tsy izy dia nijery izay hitako fa marina, araka an'A/tra!
Efa miteny ve Kristy fa Izy no mpanalalana antsika @ A/tra, koa maninona no mbola asiana olona hafa eo anelanelany ?
Ka diso ve raha toa ka manoro ny làlana marina @ izay mbola tsy mahita izany?

13. sitraka1
(
04/09/2008 09:44)
Misaotra betsaka anareo e, ny fandikana ny vavaka napetrako no isaorako fa tsy ny resaka nanohizanareo azy an.
14. sitraka1
(
04/09/2008 10:21)
Hery: misaotra betsaka fa vao zao vao avy namaky ilay momba an'i Ste Rita: vavaka rehetra.
15. ikaretsaka
(
04/09/2008 12:03)
xxx:
Amiko kosa aloha tsy any @ ilay manaratsy antokom-pinoana ny tanjona fa hoe inona no marina, inona no arakan'A/tra dia ny araka Teniny izany.
Izaho izao taloha Katolika, vita batemy, kominio voalohany, communion solennelle, confirmation, nianatra t@ sekoly katolika foana fa rehefa tena nandinika ny Baiboly aho dia hitako hoe nandeha t@ làlana tsy izy dia nijery izay hitako fa marina, araka an'A/tra!
Efa miteny ve Kristy fa Izy no mpanalalana antsika @ A/tra, koa maninona no mbola asiana olona hafa eo anelanelany ?
Ka diso ve raha toa ka manoro ny làlana marina @ izay mbola tsy mahita izany?
dia ny tsy azoko raha tena namaky baiboly tokoa i ra xxx ka momban'ny resaka fanalalana dia hoe ahoana no ny anjely gabriely no nanalalana an'i Maria sy Atra dia nisy i Jesoa fa tsy tonga de t@ izao fotsiny hoe Atra sy Maria?
16. fahamarinana
(
04/09/2008 12:58)
:arrow: ao anaty baiboly no misy ilay hoe tsy izy ny lalana alehany kato hoy xxx 11 dia baibolin'iza no araka an'Andriamanitra tokoa kay zany: kato sa protest sa finoana inona koa....zany hoe azo lazaina fa zareo kato zany amin'ny lalana tsy izy mihintsy raha zao raisonnement-ny xxx 11 zao no raisina.Dia lasa tokoa ny saiko mahita ny fihezahana amin'ny ekiominika,ny famoahana baiboly diem ,ny fisian'ny Mpiandry kato ,anglikana ,miara-miasa amin'ny Mpiandry protest,hoe tena sao very isika finoana hafa ankoatran'ny kato fa hivily lalana miaraka aminy ao...azo hitarina lava be mihintsy raha tiana hitarina...Aoka marina...Mampalahelo ihany ndraindray ilay remarque fa zany hoe izany no atao hoe Xna tokoa ,mitsara ny finoan'ny hafa,mitompo tena fatratra hoe ny azy no izy ...mampanontany tena ndraindray hoe aleo ihany olona tsy mpino fa mampitsanga-menatra,eny e,raha fanazavana io nomena io dia za koa zany no tsy mahay mandray azy ....sorry amin'izay tafitohina.. :snif: =((
Raha diso moa avereno amiko fa zà rahateo tsy mahay andininy ka ndrao hivoana koa...entin'ny alahelo koa angambany.. :( (l)

17. xxx
(
04/09/2008 13:18)
Ikaretsaka:
dia ny tsy azoko raha tena namaky baiboly tokoa i ra xxx ka momban'ny resaka fanalalana dia hoe ahoana no ny anjely gabriely no nanalalana an'i Maria sy Atra dia nisy i Jesoa fa tsy tonga de t@ izao fotsiny hoe Atra sy Maria?
Satria mbola tsy teo Jesoa, ilay mpanalalana kanefa A/tra masina, tsy kasihin'ota ka tsy afaka miresaka mivantana @ olombelona (i Maria eto).
fahamarinana:
ao anaty baiboly no misy ilay hoe tsy izy ny lalana alehany kato hoy xxx 11
Tsy misy milaza ao anaty Baiboly hoe tsy izy ny làlana alehan'ny kato, iray ihany ny Baiboly, ny an'ny Kato miampy Boky vitsivitsy fotsiny. Fa eo @ ilay hoe manaraka ny Baiboly tokoa ve?
Mba mamakia sy mandinia ny Baiboly e!
18. fahamarinana
(
04/09/2008 16:18)
:arrow: mba mamakia sy mandiniha hoy ianao tokoa ry xxx fa ny voalaza,asa raha ianao aloha ilay nilaza tery ambony na tsia,no notsindriko fa tsy namorona aho akory ...Ka eto indrindra isika satria hoy ianao indray hoe Baiboly iray ihany ...
hitanao fa marina hoy ianao,araka an'Andriamanitra !!! Ny fanontaniako ombieny talohaloha iny hoe ahoana no hilazana fa ny ny kato dia tsy araka an'Andriamanitra ny ataony,ny lalana alehany dia tsy izy ...Azonao azavaina ve,ankoatra ny hoe ny voalazanao ity tsipihako ity...fa rehefa tena nandinika ny Baiboly aho dia hitako hoe nandeha t@ làlana tsy izy dia nijery izay hitako fa marina, araka an'A/tra !.Fa mba isan'ny mahaliana ahy koa ny aheno izay famintinana sy fieritreretanao azy izay.Misaotra mialoha.(l)

19. ikaretsaka
(
04/09/2008 19:19)
xxx:
dia ny tsy azoko raha tena namaky baiboly tokoa i ra xxx ka momban'ny resaka fanalalana dia hoe ahoana no ny anjely gabriely no nanalalana an'i Maria sy Atra dia nisy i Jesoa fa tsy tonga de t@ izao fotsiny hoe Atra sy Maria?
Satria mbola tsy teo Jesoa, ilay mpanalalana kanefa A/tra masina, tsy kasihin'ota ka tsy afaka miresaka mivantana @ olombelona (i Maria eto).
tsy teo anao @ ahoana i Jesoa???
i Jesoa aza "teraky ny ray talohan'ny taona rehetra ko"
8O
aza vakivakiana araka izay itiavana azy hoa le baib;s
20. fijo
(
04/09/2008 20:11)
laozanareo mifampitsara indray moa ko.efa nomena azy ny dikanteny notadiaviny,de aleo izy handinika izay teny izay,fa tsy avadika indray hoe ratsy iry fa ity no izy,nefa samy tsy nisy nahita izay tena izy tany isika.