Mila fanampiana e...
21. Mandefitra
(
05/09/2008 04:48)
ika:
le terme hoe "intercesion" mihitsy iznay no tsara jeren'i mandefitra akaiky..
Ilay vavak eto vavaka isan'andro (Prière de tous les jours ).
Za zao matoa mangatam-bavaka @ olona, de misy zavatra tsy zakan'ny saiko ary tsy vitan'ny heriko, de hoe mba ivavaho any e.
Fa tsy isan'andro vao mihiratra kosa aho de hangataka intercession foana, toy ny mitory fahalemem-pinoana avy hatrany zany ...
Raha olona mino aza, tokony ho izy no hitondra am-bavaka zay malemy finoana, sa ahoana no eretreitr'i Ika?
22. xxx
(
05/09/2008 09:48)
Ikaretsaka:
tsy teo anao @ ahoana i Jesoa???
i Jesoa aza "teraky ny ray talohan'ny taona rehetra ko"
aza vakivakiana araka izay itiavana azy hoa le baib;s
Tsy mbola tonga teto an-tany nanatanteraka ny famonjena no tiako ho tenenina fa tsy hoe mbola tsy nisy akory!
Miala tsiny fa tsy dia mahay manazava.
Ity misy rohy kely mety manapy anao hahazo ny tiako lazaina.
http://nycodem.net/lecture/base/articles/pdf/A257.raisons_bibliques.htm
23. ikaretsaka
(
05/09/2008 17:34)
ka naninona izy hoa tsy nanao mazia hoe plouf de tonga nanatanteraka ny famonjena sy nyfilazan-tsara fa nila vehicules bedebe mandrak'ankehitriny (nanomboka t@ mpaminany bedebe ka gabriely ka ny fanirahana ny apostoly ka, ny fakana nofo tamin'i maria virjiny ka ny fanorenana fiangonana sns...) fa tsy niahanona fotsiny t@ heo asiana jesoa kely aby fotsiny ao am-pon'ny olona de izay no mpanalalana:tsy nila baiboly tsy nila fiangonana tsy nila krismasy, tsy nila mpaminany tsy nila ninoninona fa Atra de olombelona??
25. coopsal
(
11/09/2008 11:21)
Mahagaga ahy izany, rehefa nivavaka aho anio maraina dia nahazo ity teny eto @ rohy ity (tenin' Andriamanitra), ary fantatro io teny io no tsy maintsy zaraiko eto androany. Napetrako tatsy amin'ilay dinika iray ilay izy, kay eto no tena ilana azy, miresaka indrindra ny firaisana (araka an'i Kristy Jesosy) lazainareo.
"Fa Andriamanitry ny faharetana sy ny fiononana anie hampiray hevitra anareo araka an'i Kristy Jesosy."[Romana 15:5].
"Fa Andriamanitry ny faharetana sy ny fiononana anie hampiray hevitra anareo araka an'i Kristy Jesosy."[Romana 15:5].
26. ikaretsaka
(
11/09/2008 14:16)
atao plouf plouf kao izany ny tenin'Atra ...
otsaaaaaaa de sokafana ny baiboly de mandeha ny tsimpona loterie
otsaaaaaaa de sokafana ny baiboly de mandeha ny tsimpona loterie
27. xxx
(
12/09/2008 05:01)
Ikaretsaka:
dia ny tsy azoko raha tena namaky baiboly tokoa i ra xxx ka momban'ny resaka fanalalana dia hoe ahoana no ny anjely gabriely no nanalalana an'i Maria sy Atra dia nisy i Jesoa fa tsy tonga de t@ izao fotsiny hoe Atra sy Maria?
Satria mbola tsy teo Jesoa, ilay mpanalalana kanefa A/tra masina, tsy kasihin'ota ka tsy afaka miresaka mivantana @ olombelona (i Maria eto).
fahamarinana:
ao anaty baiboly no misy ilay hoe tsy izy ny lalana alehany kato hoy xxx 11
xxx:
Tsy misy milaza ao anaty Baiboly hoe tsy izy ny làlana alehan'ny kato, iray ihany ny Baiboly, ny an'ny Kato miampy Boky vitsivitsy fotsiny. Fa eo @ ilay hoe manaraka ny Baiboly tokoa ve?
Mba mamakia sy mandinia ny Baiboly e!
=D
