Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i sitraka1, milahatra araka ny daty
sitraka1
(
19/05/2009 18:48)
Inona no tena olana misy amintsika eto am serasera e?
Mba mandinika ny resaka mandeha eto za fa ny tsikaritro dia tsy ny politika misy any mada no olana amintsika eto fa i Andry TGV. Noho i Andry katolika ve? Noho i Ra8 protestanta ve? Sanatria ohatry ny...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/05/2009 00:54
sitraka1
(
20/04/2009 18:15)
Mba ny hevitra no alefaso fa aza mifanao vava e,
Mampalahelo ny toetsaintsika mandray anjara am ady hevitra eto, maninona raha ny hevitra no alefa na tsy mandry anjara fotsiny zao, fa mifanao vava sns. Inoako fa olona misaina sy nianatra ary manampa...
tohiny
novalian'i Havantsika ny 20/04/2009 19:08
sitraka1
(
17/02/2009 19:29)
Klipgasy
Fa hono wa e, maninona kay no tapatapaka ny hira rehefa mandefa ny klip, sa ve ny ordi-ko no misy olana. Misaotra e...
tohiny
novalian'i dadasy ny 18/02/2009 03:54
sitraka1
(
15/02/2009 15:03)
Panda amin'ny tarehy
Salut,
Fa inona aki no mahatonga ny panda ami'ny tarehy? De inona no tokony ho tandremana sy hanalana azy. Za tsy de tena mahatsikaritra an'ilay izy fa nisy olona 2 nilaza tamiko hoe misy panda za, k...
tohiny
novalian'i fenosoajoachin ny 15/09/2022 13:36
sitraka1
(
12/02/2009 09:55)
Google Earth
Salut,
Fa ahoana kay ny fampiasana an'io logiciel io, ahafahana mahita ny toerana ipetrahana sy zay toerana tiana ho jerena eran'zao tontolo zao?
Misaotra mialoha an'izay mamaly....
tohiny
novalian'i colline ny 13/02/2009 09:47
sitraka1
(
17/09/2008 13:34)
Fa fitia vatomaty...
Manahoana daholo,
Mitady ny tononn'io hira io re za a, tsy haiko ny mpihira azy, eny fa na ny tonony aza tsy tadidiko tsara akory
Fa fitia vatomaty
No nanery antsika 2
Izaho te-handeha, ianao miva...
tohiny
novalian'i sitraka1 ny 19/09/2008 12:59
sitraka1
(
02/09/2008 16:04)
Mila fanampiana e...
Manahoana daholo e,
Mba adikao @ teny frantsay ange ry zareo zay mahay teny italiana ty vavaka ity a:
" O gloriosa Santa Rita che fosti prodigiosamente partecipe della intensissima passione di Nos...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/09/2008 05:01
sitraka1
(
21/08/2008 18:30)
ny ahalalana fa efa manajanaka ny lehilahy iray...?
Ny lehilahy manko tena be tsikera ny vehivavy mihitsy, ka mahita fomba ahalalana fa efa mananjanaka ny vehivavy iray raha toa ka efa milatsaka ny nonony, na koa milatsaka ny bassin... Fa ianareo ve mi...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 12/09/2008 08:49
sitraka1
(
21/08/2008 18:26)
Lehilahy virjiny...
Hono re ry zareo, mba efa naheno ve nareo hoe: lehilahy virjiny tamin'ny fotoana nanaovana mariazy? Ohatry ny mampihomehy zany na ny maheno azy aza. Fa in-1 andro za naheno fa hoe mbola samy virjiny i...
tohiny
novalian'i jujul ny 03/09/2008 06:25
sitraka1
(
21/08/2008 18:22)
Tasy amin'ny helika
Manahoana,
Za rey olona manana olana: misy tasy amin'ny helika 2, zany hoe main'ny deodorant zany lay izy e, nangidihidy be izy tamin'nahavoa ahy zay ka nohaoriko ary de namela tasy ratsy be. Nisy n...
tohiny
novalian'i rush ny 28/08/2008 16:24
sitraka1
(
21/08/2008 18:16)
tel fixe telma
Manahoana,
Mba misy mahalala ny vidin'ireny tel fixe telma reny ve nareo? MIsy milaza fa lafo noho ny portable izy ireny, somary gaga ihany za satria fixe ve de ho lafo noho ny portable.
Misaotra a...
tohiny
novalian'i avylavitra ny 21/08/2008 18:55
