Mba ny hevitra no alefaso fa aza mifanao vava e,

1. sitraka1 ( 20/04/2009 18:15)
Mampalahelo ny toetsaintsika mandray anjara am ady hevitra eto, maninona raha ny hevitra no alefa na tsy mandry anjara fotsiny zao, fa mifanao vava sns. Inoako fa olona misaina sy nianatra ary manampahaizana isika rehetra zay mandalo eto. Na raha mipetraka ivelan'i mada tsika dia ndao ho any, hiaina ampotony ny zava-misy ary hiara-mitady vahaolana ny ho an'i mada.
Vahaolana no ho tadiavina ry reto fa aza manimba saina mifandrangitra a!
2. andrywui ( 20/04/2009 18:36)
Mandrangitra , manompa ny TIM isan'andro ato tsy miteny mihitsy ny TGV eee!! ataovy ihany !! aiza koa misy anzany oe rehefa TGV de jiolahimboto zay fa ref TIM de mpivavaka be sy masindahy daholo !!! ouuuuufffff !! N
3. Havantsika ( 20/04/2009 18:45)
Misaotra amin'ny toro-hevitra, ilaina ny sahy miteny kanefa aoka mba ho mendrika izay manao izany. Izy ity ange tsy adin'ny TIM sy TGV e! fa ady amin'ny jadona, ny tsy fahamarinana, amin'ny fanapotehina ny hoavin'ny taranaka, ka isaorana mialoha sy hampaherezina izay olona hendry hamonjy ity firenena ity. Anjarantsika no mametraka système maharitra ifampitondrana eto, aoka hihavana ka fadio amin'izay ny fifandrafiana. Ny Fanekena ny toerana misy tsy faharesena fa mariky ny maha-olom-pirenena vanona. ka omeo tànana ny fitiavan-tanindrazana

mandrampihaona
4. xxx ( 20/04/2009 18:50)
SOLUTION ASSISES NATIONAL
OMEO NY OLONA NEUTRE NY FITONDRANA DIA ELECTION FIN D'ANNE
MAHAZO MILATSAKA I RATSIRAKA
TGV
RAVALOMANANA
ZAFY
RATSIRAHONANA
PIRROT RAJAONARIELO
PIERRE TSIRANANA
HASINA ANDRIAMANJATO
DIA HO HITA HOE IZA NO TENA MAMI MBAHOAKA FA TSY GREVY LAVA IZAO MAHA NDRERAKA NO MANIMBA AN'I MADAGASCAR
5. patrick2002 ( 20/04/2009 18:51)
teny atsipy @ manam-panahy ny anao ,mbola haveriko ihany indray fa ny hevitra no miady fa tsy ny olona ,ka ny tanjon'ny sasany dia handrangitra an'ilay olona manao loha-hevitra ,tena mampalahelo.
6. xxx ( 20/04/2009 18:53)
io ambony io mazava be saingy rehefa ny haine no manjaka tsy misy zava banona eto,
7. Havantsika ( 20/04/2009 19:08)
Soa ihany fa conscient amin'ny zava-misy isika. Mino aho fa miara-manaiky ny mahazava-dehibe ny hisian'ny fanovana eto isika ka aoka hanao izay hampahomby ny mission n'ny TETEZAMITA, mba izay mamim-bahoaka sy mendrika, hendry ary matahotra an'Andriamanitra marina fa tsy mpihatsaravelantsihy no hitondra milamina ity firenena ity amin'ny 4ème république e
sa ahoana hoy ianareo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0875