Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Havantsika, milahatra araka ny daty
Havantsika
(
20/04/2009 19:20)
izay sahy maty hono no mifono lambamena
ry namana,
Taloha dia ireo tia tanindrazana sy nanana tanjona manokana no nanao tokoa ny vy very ny ainy. Ankehitriny izay sahy mamono no tena tian'ny sasany hitondra. Tsy aleo ve kely diploma nefa b...
tohiny
novalian'i Havantsika ny 20/04/2009 19:35
Havantsika
(
18/04/2009 18:39)
aza manao maso be tsy mahita
Ry namana
Matetika ny film efa nandeha no haverin'ny sasany hanakorontanana ny fiainam-pirenena. Aoka tsy hirehareha loatra ka hitrontrongy amin'tany no hiafarana fa tsy misy olona nampidi-doza a...
tohiny
novalian'i Havantsika ny 19/04/2009 17:28
Havantsika
(
17/04/2009 20:34)
Ataovy resaka mihaja moa e!
Raha nahita ny ady hevitra tao amin'ny MATV ny zoma halina teo dia nahita fa mahay mifanaja sy manao resaka mihaja ihany ny olona mpitarika na dia mifanohitra ara-poto-kevitra tanteraka aza rehefa e...
tohiny
novalian'i Oay ny 18/04/2009 12:05
Havantsika
(
15/04/2009 16:50)
Raha azo averina ny tantara!
Ry Havana
Raha azo averina ny tantara dia maro amintsika na dia izay nahavita ratsy indrindra aza no azo antenaina fa hanova famindra. Nefa azo antoka koa fa misy koa dia tandra vadikoditra aminy...
tohiny
novalian'i Havantsika ny 16/04/2009 19:06
