Raha azo averina ny tantara!
1. Havantsika
(
15/04/2009 16:50)
Ry Havana
Raha azo averina ny tantara dia maro amintsika na dia izay nahavita ratsy indrindra aza no azo antenaina fa hanova famindra. Nefa azo antoka koa fa misy koa dia tandra vadikoditra aminy tokoa ny haratsiany ka ny omaly tsy niova no hita.
Mba vinanio kely hoe ny hataon'ity dada izay tsy hotononiko anarana ity raha averina amin'ny voalohany indray ny tantarany!
Ady hevitra misokatra io ! valio fa vonona aho ny hiady hevitra
Mandram-pihaona

novalian'i Havantsika ny 16/04/2009 19:06
2. Noue
(
15/04/2009 16:56)
dia lazao eto daholo koa aloha ny zavatra nataon'i ratsiraka sy tgvendrana dia hampiadian-tsika ny hevitra ee !! :-D :-D :-D :-D
3. Oay
(
15/04/2009 17:21)
Tsy misy tantara miverina izany eo ry Havantsika a!
Orakoraka ny an'ny sahona fa ny tsiboboka no tompon'ny rano!
Ary ny manantena tsy misy no sarotra fa ny mamohy mora fona!
Mbola averiko fa tsy misy filaminana azo antenaina eto Madagsikara raha mbola ny arabe sy ny didy jadona no eritreretina hakana fanjakana.
Ny zavatra azo antoka d @ ity indray mitoraka ity d tsy maintsy misy rà mandriaka na lazaina fa dérisoires ary ny moyens ananan'ny tafika Malagasy!
Ary @ ity indray mitoraka ity d tsy resak'Antananarivo intsony io fa d afaka miomana tsara isika @ adim-poko, jereo fotsiny ilay fifamindrapahefana teo @ lehiben'ny faritra tany Ihosy é!
Tadidio fa efa manomboka mihagaigy ny fankahalana afrikanina ohatra eto Madagasikara! ary efa manomboka mitady tsy hotandalana ny olona rehefa mandre fa hisy hananimbohitra eny fa na d mijanona ho fandrangitana aza izany hatreto! satria jereo fa t@ herinandro anie efa tokony nanendry praiminisitra ny TIM é! kanefa toa tsy vita ilay izy! Mila mampiakatra morale fa aleo ho avy hojerena é! Wait and See! Mahareta ozy ilay mpampianatra anay tany ambanivohitra izay!

5. Oay
(
15/04/2009 17:35)
Noue:
Wait and See ! @ sabotsy dia ho hitantsika eo io
Za aloha d mbola averiko fa na ny segondra farany @ izay atao aza d tsy tompony za fa mpindrana ka raha tsy mbola ora maro sy taona maro aty aoriana an'ilay fotoana nifanaovana d tsy afaka hiteny mihintsy ny tenako fa efa OK daholo ny zavatra rehetra é!
Mazava be ilay teny Malagasy mano hoe "Ny fotoam-bita tsy mahaleo ny sampona"
6. Noue
(
15/04/2009 17:47)
de toute façon anie mino aho fa tsy misy an'zany oe efa OK daholo ny zava-drehetra zany kosa eee ! mais bon, ho hita eo zay fandehany zany
7. Oay
(
15/04/2009 18:16)
Noue:
de toute façon anie mino aho fa tsy misy an'zany oe efa OK daholo ny zava-drehetra zany kosa eee ! mais bon, ho hita eo zay fandehany zany
Ok! "laisser le temps au temps!"
8. Noue
(
15/04/2009 19:04)
zanyve ilay lazain'i tgv oe au jour d'aujourdh'ui??? :-D :-D :-D :-D :-D
10. Oay
(
16/04/2009 05:07)
fijo:
ry oay izany ani emanoa resaky ny matahotra zavatra hitranga e
i Oay tsy matahotra izay zavatra hitranga fa ny mampalahelo an'i Oay d isika samy mialokaloka eto fa ireo hofaty na haratra @ ilay fifanjevona no mampiasa ny sainy, kanefa moa izay hotonga sy hotanteraka d satria izay no sitrak'Andriamanitra ka d hovoninahiny ho azy irery ihany!
11. Havantsika
(
16/04/2009 19:06)
Salama daholo,
Misaotra izay namaly hevitra, azo lazaina fa ny tody tsy misy fa ny atao no miverina raha làlan'olombelona no dinihana satria misy an'Andriamanitra tompon'ny tantara, mamaly ny olona rehetra araka ny asany.
Nofinofy ny hamerina amin'ny laoniny ny lasa, ny lasa koa anefa tsy fanadino fa mila maka lesona. I dada raha lasa, dia tsy ho tafaverina tahaka zay nidirany taloha fa roa ihany no possibilité : na izy hody hamarana ny tantarany amin'ny fitsaran'Andriamanitra fa be loatra ny fitaka sy ny tsy mety nataony, na hody hitady ny famindrampon'ny vahoaka malagasy izay nataony hitondra faisana.
Anjarantsika ny miara-mibanjina ny hoavy ka tsy hanaiky hovirairan'ny ny tsy tia tanindrazana sy te hampiady indray ny samy malagasy. Ny vahiny sy ny malahelo ny fahefana na ny tombontsoa mihoampampana no minia tsy mijery soa vita.
Tsy misy olona tanteraka fa ny manana fanetren-tena vonona hamita ny mission hanavotra ity firenena ity dia nanao ny tsara lavitra
Mandram-pihaona indray